Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
lapino ( 05/08/2007 12:05)
Hoy i Cantador (Tour de France)
"Peut-être ils veulent des coureurs français sur le podium" :lol::lol:... tohiny
novalian'i foxthree ny 10/09/2007 09:35
niryna ( 05/08/2007 06:53)
Aza anontaniana Azy ny antony ..satria efa nampanantena Izy
Maro ny fanontaniana mifamahofaho rehefa misy zavatra mahazo na manjo ny olona .Ao ny hoe: [u]Fa maninona[/u] no .......? [u]Fa nahoana[/u] aho no ..... [u]Rahatena misy Izy [/u]maninona no tsy ma... tohiny
novalian'i niryna ny 20/08/2007 03:15
ikaretsaka ( 05/08/2007 02:48)
Scooter.
Hatraiza ka hatraiza tokoa ny distance lavitra indrindra mety ho vita @ ireny scooter ireny? le tsotsotra ireny an.. ohatra hoe jog pro ireny na tsy haiko aby marihana fa stock (d'origine) daholo n... tohiny
novalian'i battle ny 25/10/2007 05:53
ikaretsaka ( 05/08/2007 02:44)
Saison an'ny voankazo
Ahoana tokoa moa ny filahatry ny saison'any voankazo any madagasikara? ohatra hoe volana inona no miakatra ny voankazo inona.. tsy haiko.. pokanel ohatra, mandarinina grefy, voasary, paoma, voalobo... tohiny
novalian'i Jock ny 28/08/2017 06:36
Ntaolozandriny ( 04/08/2007 23:04)
Hoan'i Lemenakely
Akory aby? Lemenakely a, ity blog ity ve azo atao"lien" ao amin'ny pejin'i Jonny R'afa? Mba hilazao amin'ny mail aho raha mety. Misaotra... tohiny
lemenakely ( 04/08/2007 21:23)
RAHARAHA 10 AOGOSTRA 1991 ....
Sendra nijery ny vaovao no sandre ahita ity extrait ity mitantara ny zava-nisy marina t@ io andro io http://zagasy.blogspirit.com/ ... tohiny
novalian'i lamie ny 08/08/2007 11:06
ratata95 ( 04/08/2007 21:17)
Trano bongo kely
Manahoana, Misy tononkira iray mba angatahito fa tiako ialy hira "Trano bongo kely". Tsy fantatro no anaran'ny tarika mihira azy, fa angamba tarika avy any atsimotsimo any no mihira azy. Misaotra... tohiny
novalian'i soa.lilie ny 23/01/2017 17:03
xxx ( 04/08/2007 19:37)
Anglisy.......ifampitadiavana ny mampianatra!
Hatramin'ny lalam-panorenana vaovao iny fa fa hoe angalisy anisan'ny langue ofisialy dia rotoroto, fianarana anglisy, tsy mahita mpampianatra tena mba e ............ tohiny
maditra ( 04/08/2007 18:57)
ilaina ny fahaizana politika
Be resaka be isika ato raha hanaratsy ny mpanao politika sy ny politika. Ny tsy fantantsika dia izao. Tsy ny mpanao politika ihany no mitantana ny firenena. Manana mpitsara avo isika (adala izy ireo r... tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/08/2007 08:48
Fiffi ( 04/08/2007 14:45)
Hitety an'Madagasikara am vidéo....
hummm.....nahita an'ity zah ry zareo de mba zaraiko antsika eto an ! Fianarantsoa ? Antananarivo ? Antsirabe ? Tuléar et Ilafy ? Andasibe ? Mazotoa daholo mijery.... http://madaga... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/08/2007 20:23
xxx ( 04/08/2007 14:19)
Te hanao fiaonana
Ra t anao fiaonana eto paris d aona no atao ry reto? ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/08/2007 09:17
tezitra ( 04/08/2007 13:19)
CHINE OUSTE avec RA8
Ces derniers temps, tout le monde dénigre le FMI et parle de la générosité de la chine, qui soit dit en passant opprime ses propres peuples et responsable de 300.000 morts et 3 000 000 de dépla... tohiny
novalian'i kanota ny 13/08/2007 09:32
kanota ( 04/08/2007 03:40)
Ny nana Politika potserina hivoaka (nanas)
Na iza faly na iza tsy faly tsy nitondra an'i Madagasikara nankaiza ny Mpanao politika hatramin'izay. Maloto ary faran'izay maloto. Avy nanimba ny firenena avy eo miseho miresaka fahantrana nefa mbola... tohiny
novalian'i kanota ny 07/08/2007 02:12
Lalah ( 03/08/2007 18:02)
Site mampihomehy zay liana
Ndao ary e! http://veryfunnyads.com/... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/08/2007 14:36
nyeja ( 03/08/2007 14:16)
MASIAKA IANAO RY FIARAHAMONINA
MASIAKA IANAO RY FIARAHAMONINA Nahoana no mandrangitra ady Masiaka ianao ry Fiarahamonina Moa ny tany ve no fady Sa irony vavan'olona ? Lazaina tsisy fiheverana Irony fo izay... tohiny
novalian'i nyeja ny 11/08/2007 05:52
sechat ( 03/08/2007 13:08)
faly be za
vakansy za an! hihihihi! :lol:... tohiny
novalian'i wooda ny 08/08/2007 21:57
rejodi ( 03/08/2007 09:58)
Nosoratan'i Elie Rajaonarison,Taoka sy ronono
Faly miarahaba, Saika mba hitady ilay tononkira nosoratan'i Elie Rajaonarison aho hoe :Ny taoka sy ronono, ny feon-kira dia nalaina tamin'i Michel Fugain. Misaotra indrindra... tohiny
hery ( 03/08/2007 08:39)
Endriky ny Firaisam-pinoana: Jesoa fa tsy Jesosy
Hita ao amin'ny dikateny iombonana DIEM fa [b]Jesoa[/b] no anarana iantsoana an'i Jesoa fa tsy [b]Iezo[/b] na [b]Jezo[/b] na Jeso (Fampiasan'ny katolika amin'ny bokiny hatrizay ireo http://baiboly.kat... tohiny
Aino ( 03/08/2007 08:37)
re salut dol
salut dol indray nareo rehetra :-*:-*:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i wooda ny 08/08/2007 22:28
niryna ( 03/08/2007 07:22)
Jesosy,mpitsara sy mpanelana @A/tra,tsy misy hafa noho Izy?
[i]Fa [u]iray no Andriamanitra ,ary iray no Mpanalalana amin'Andriamanitra sy ny olona[/u],dia KRISTY JESOSY,Izay olona no sady nanolotra ny tenany ho avotra hisolo ny olona rehetra,dia zavatra ho fit... tohiny
novalian'i niryna ny 16/08/2007 05:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.5513