Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
snathi ( 06/08/2007 16:23)
mitady fiara-misa @ olona manambolo
izaho dia manana tetikasa maro...maniry aho mantsy ny mba anao asa soa eto antanindrazana;eny fa na ny manodidina ahy aza.noho izany dia nihezaka aho ny mba nitady lalana...nandalo teny @ banque aho;h... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/10/2007 18:52
xxx ( 06/08/2007 15:53)
volo ngita tena ngita
Ngita tena ngita ny voloko. Misaringitra be mihitsy raha vao maraina. Notapahiko foana hatrizay. Izaho koa moa miendri-dahy kely izany. Fa saingy efa lehibe aho izao dia ilaina amin'ny asako ny soma... tohiny
novalian'i dibbah ny 16/09/2007 13:16
eiluj ( 06/08/2007 15:23)
hisaram_panambadiana aho!!!!
salut daholo nareo zay mijery d mba mangataka ny hevitrareo aho, hisaraka za sy ny vadiko fa sady tsy miasa ny vadiko no manana sipa,7taona zay no nivadianay,2taona teo fotsiny izy no niasa d za foan... tohiny
miantra ( 06/08/2007 13:56)
ny zaza sy ny tahotra
Miarahaba antsika rehetra indray e! Inona no mahatonga ny zaza ho sarotahotra ry ireto? ny tiako holazaina eto ilay antsoina hoe:"peureux" na kanosa irony an. Dia inona ny vahaolana ho an'iza... tohiny
novalian'i xxx ny 09/08/2007 04:04
mbotakely ( 06/08/2007 13:30)
zava - misy mahagaga
asa raha efa nisy nahita ireto "témoignages" momba ny fisian n' ny "lanitra" sy ny " afobe" , jereo ny "skyblog-ciel-et-enfer" fa tena mahaliana tokoa ny fahafantarana azy , bonne lecture à tous ! ... tohiny
novalian'i miraymel ny 27/11/2007 14:27
Samoana ( 06/08/2007 13:20)
Fizahan-tany: Mantasoa
Misy " maison d'hôtes" ve ao Mantasoa raha toa ka tsy te hiditra ôtely fa te hiara-monina mivantana @ tompon-tanàna ? Vahiny no mampanontany ahy izany ka misaotra mialoha ireo namana afaka mamaly... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/08/2007 19:34
hery ( 06/08/2007 13:08)
Baiboly katolika... en ligne
Miarahaba, Efa azo ampiasaina soa amantsara ny baiboly dikateny katolika eto amin'ny Internet (dikanteny 1938 ). Ny adiresy dia [b]http://baiboly.katolika.org[/b] Ny fampiasana ny toko sy ny and... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/08/2007 06:22
miou ( 06/08/2007 11:29)
alonso be fialonana
lay fernando alonso oa tô be fialonana ba an'Hamilton anh , sa ahoana hoy nareo ? ... tohiny
novalian'i rojol ny 05/09/2007 20:24
diamondra27 ( 06/08/2007 10:44)
bon annif boubounezy
Dia faly miarahaba andry tratry ny fety dia enga anie ka hitombo taona be de be , lol = ho lava andro iainana re e! de hitombo retra retra ze tianjy Miala tsiny reitsy fa tsy afaka ni-déplacer fa... tohiny
novalian'i karinah ny 12/08/2007 19:58
yandah ( 06/08/2007 10:28)
Fanitsina ny lohateny "fahotana ve fitiavana"
Miala tsiny raha anisy fanitsina kely @ ilay lohateny ny tenako fa lasa mifangaro b lôtra any @resaka finona ny resaka nefa tsy dia tiako lôtra ny milalao io lohahevitra iray io. Aleo atao tsika... tohiny
Lov ( 06/08/2007 10:12)
Fomba Antambahoaka(Mananjary) momba ny zaza kambana
Mila fanampiana amintsika namana izay mba manana tahirin-kevitra na loharanon-kevitra (na sary...)momba ny zazakambana amin'ny fomba Antambahoaka...Ilaina amina "seminar" iray. Tsy mahita boky momba i... tohiny
xxx ( 06/08/2007 09:31)
ckown be
http://serasera.org/vetso/?rub=vetso/vetso&vid=v46b34dc3eb3b2 =))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/08/2007 20:37
yandah ( 06/08/2007 06:46)
fahotana ve ny fitiavana
mba mila ny hevitrareo ny tenako na dia tsy hitovy daholo ary ny hevitra isaka d le maneho ny an'ny tena no zvt dehibe misaotra... tohiny
novalian'i chrislyd2 ny 02/05/2008 12:37
LazaDaddy ( 06/08/2007 05:59)
Firaisam-pinoana
Efa adihevitra nisokatra teto taloha izy ito fa averiko ho fampahatsiahivana. Tsy nisy valiny nahafa-po koa moa tamin'izany. Ahoana ny fahazahoanao izany hoe firaisam-pinoana? Ny finoan'iza sy iza ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/08/2007 22:38
niryna ( 06/08/2007 04:07)
Misy anarana maro iantsoana an'Atra (+30 )Inona no antony?
Raha mandinika ao anaty baiboly isika dia misy anarana maro samihafa iantsoina an'Atra. 1- Fa maninona Atra no manana anarana maro? Inona no antony? 2-Iza no antsoinao Azy? Raha mahita ao anat... tohiny
novalian'i niryna ny 10/08/2007 05:42
menalamba ( 05/08/2007 19:56)
Kivindro,fandrôka ,alika...maro izy ireo
Any amin-tsika angamba no tanana feno alika mirenireny betsaka indrindra an! Taloha tsaroako fony mbola kely dia misy filazana @ radio matetika fa hisy famonoana alika mirenireny ka izay tsisy fehin-... tohiny
novalian'i wooda ny 08/08/2007 22:48
Fiffi ( 05/08/2007 19:31)
Île de la tentation.......
Tena variana zah ry zareo mijery an'io emission ao am TF1 io an .....de lasa ny heritreritro hoe le couple tena nifankatia be ery de tsy nahatana fa de tratran'le "tentation" marina...de rava daholo l... tohiny
Fiffi ( 05/08/2007 18:27)
Fanovana tenimiafina.....
Nanova teny miafina am sera2 eto zah nefa toa mbola tafiditra am tenimiafina taloha foana ? de tafiditra am le vao2 koh an ! ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/08/2007 19:33
Fiffi ( 05/08/2007 17:21)
Transformers.....
Iza njay no efa nijery an'io film io Tansformers ? heu....raha ny hevitro aloha de tena tiako be le izy an ! http://www.linternaute.com/cinema/fiche_diaporama/1004.shtml?f_num_image=6&f_cache= http:... tohiny
novalian'i dadie ny 29/08/2007 16:47
Herimiafina ( 05/08/2007 14:14)
Misy zavatra tsy azoko!
[quote][b]Ankadivato Ar 46 millions dérobés dans un cambriolage[/b] Dans la nuit de 19 juillet, le domicile d'un opérateur économique d'origine chinoise à Ankadivato a été cambriolé. Un ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/08/2007 19:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.0633