Fizahan-tany: Mantasoa

1. Samoana ( 06/08/2007 13:20)
Misy " maison d'hôtes" ve ao Mantasoa raha toa ka tsy te hiditra ôtely fa te hiara-monina mivantana @ tompon-tanàna ?
Vahiny no mampanontany ahy izany ka misaotra mialoha ireo namana afaka mamaly:wink:
novalian'i Fiffi ny 06/08/2007 19:34
2. Fiffi ( 06/08/2007 14:00)
sao de misy mahasoa......any Mantasoa...hummm...

http://www.madagascar-tourisme.com/index.php?option=com_content&task=view&id=64&Itemid=232
http://www.villalamadeleine.net/prestations.htm
http://www.3dmadagascar.com/salon800/info.asp?CAT=-1&STAND=1696
3. Fiffi ( 06/08/2007 14:01)
4. miantra ( 06/08/2007 14:19)
Merci Fiffi an! tsara be ilay sary, mampilendalenda!
5. Samoana ( 06/08/2007 14:54)
'saotra fiffi a ! Atokisako mihintsy toi kah:-*
6. Fiffi ( 06/08/2007 15:24)
Samoana: :) :-*:-*:-*:-* manja kosa akia le izy an !
7. Fiffi ( 06/08/2007 19:34)
sao de misy mahasoa
any Mantasoa
jereo avokoa
ireto sary manja ko .....:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2372