volo ngita tena ngita
1. xxx
(
06/08/2007 15:53)
Ngita tena ngita ny voloko. Misaringitra be mihitsy raha vao maraina. Notapahiko foana hatrizay. Izaho koa moa miendri-dahy kely izany.
Fa saingy efa lehibe aho izao dia ilaina amin'ny asako ny somary manao metimety.
Ahoana kay ny fanatsorana volo? Sa tsy maintsy mankeny amin'ny coif foana?
Fa saingy efa lehibe aho izao dia ilaina amin'ny asako ny somary manao metimety.
Ahoana kay ny fanatsorana volo? Sa tsy maintsy mankeny amin'ny coif foana?
novalian'i dibbah ny 16/09/2007 13:16
2. fasaly
(
06/08/2007 16:02)
amiko aloha dia mandeha eny am coiffure vao mitsotra raha tena volo ngita tena ngita e! sa ngita manao aoana ny anao zany??????
fa raha somary olioly dia placage defa mety ary avela lava lava vao afaka hatao....:-P
tsy maintsy halavaina koa ny volo vao afaka tsorina fa tsy iny fohy kely coupe garçonette iny an!
de ny ataon'ireny oul tena ngita volo be ireny dia ny figo vy ihany no mahomby e! somary atao misimisy menaka ...refa tsy maharaka mande coiffure io zany an!korazy e!
tsara na izany ny vehivavy manao metimety fa tsy hoe refa ilaina any am toerampiasàna ihany aza....;-)

4. Jeankely
(
07/08/2007 04:35)
Aza tsorina fa ny DORIZAKA koa METY ary tena MILAY. Ilay sarindahy hita boribory volo iny tsara sady tsy olana.=))=))
5. ikaretsaka
(
07/08/2007 04:37)
ataovy rasta ra le randrana mifampidipiditra ireny koa! (ohatran'ny an-dry Iverson)
toy izay manendy volo isaky ny mihetsika
toy izay manendy volo isaky ny mihetsika
6. kallie
(
07/08/2007 07:25)
ny voloko ko manairana iany satry matevina b fa tsy tsotra, refa tsy t i frisé d randrana e, rasta ane tsara e, ra ny oe défrisae ndray, za ts mahay produit fa tsy mbola nanao...
7. kallie
(
07/08/2007 07:51)
http://www.amaryllisextensions.com/defrisage_permanent.htm
fa tô lafolafo, fa za tsy naita salon nanao
fa tô lafolafo, fa za tsy naita salon nanao
11. diamondra27
(
07/08/2007 11:08)
misy ngita toy ny an'ny afrikana ve?
ry zareo anefa tena misy mahery mihintsy mampiaiky ahy
randrano akia, na mividiana tovana, postiche de zairina de tsy arandrana fa atao coif ze tiandry a!
de tena mitzona tokoa io an! za efa nahita anjareo nandraitra le volo fa tena mety e! gaga fotsiny za, le sipa anefa @zany tsy be volo akory

12. fasaly
(
07/08/2007 11:31)
diamondra: tandremo fa betraka ny afrikan manao solo volo sy peruk an!:-P
tsoriko aloha fa io randranrandrana sy mametaka postiche io mampiongotra volo lozatany e! lasa me sola mitsy aza ny sasany lol:-D
ts hita e! alavao fotsiny de amin'iny izy mora karakaraina noho ilay volo fohy kely nefa ngita;-)

13. mamzelkely
(
07/08/2007 11:48)
refa lavalava izy de somary ataovy lissage kely alou ts produit mahery be fa sô de ts zaka de mizara manao bain d'huile na après shampoing de ra ts mahatakatra makany am coiffure enao de mividiana brushing professionnel (de qualité tsara) de ataovy ao atrano ihany dieny izy zao mbola fohy izao de zaro ny tananao manao ny volonao rery de makanesa ihany eny am coiffure ohatra hoe 2 fois par mois ohatra :wink:
za ko somary matevina voloko fa ny ahy alou malefaka fa bdb ftsn :x :-D:-D fa zay question de fahazarana le izy (de aza atao an le miforetakla be reny ko le menaka fa sanatri ôtran volo endasina) na ko astuce iray ts forcer-na hitsotra izy fa avelao frisé misy style ko ange ny frisé ee:wink:

16. ari.malala
(
07/08/2007 13:08)
dark and lovely no produit itako tsara raha defrisage alo, fa le rendrana mamiongotra volo arak'io tenin'i fasaly io! nenà talo narandrana fa tena sola ny sisiny!:-( d ny voloko zao manify kely!
17. ikaretsaka
(
07/08/2007 17:54)
fa ilay manendy volo koa ange mampiongotra rehefa ela ny ela e..
ko rohitina ko
ko rohitina ko
18. mamzelkely
(
08/08/2007 11:36)
ika a le volo atao be menaka be reny no mety tapatapaka refa atao fôna fa ra atao atononony le izy de ts maninn
20. majakely
(
08/08/2007 13:12)
mividana produits am magasin afrikanina reny akia ,le produit ho ana zaza vidina amzay tsy de simba ny volo...de aza atao ela ny temps de pause fa ataovy 5 na 10 min fotsiny de kobano ...asio masque cappilaire fona refa avy sasana iny de mety mba ts hiraikitra firy tsony refa maraina iny ...de asio menaka akia (brillantine reny )misy mba mampangirangirana volo fa tsy le misolotika be gras beuhh reny koo ka ,hanontanio ny mpivarotra mena-bolo mahay ireny...de randrano miaraka am postiche arakin'ny tenin'ny ankizy aki refa tena tsy laitra aa, na manao extensions koa...:-/ ndry ho sahirana be eo ...