volo ngita tena ngita
21. kallie
(
08/08/2007 17:28)
lé manosotra menaka am alina ry Majakely mapiady miady a, :-D:-D.
Lé randrana ane tsy atao anle madinika kely reny e, fa atao antonony, d tsy ringitra b ny volo amzay
Lé randrana ane tsy atao anle madinika kely reny e, fa atao antonony, d tsy ringitra b ny volo amzay
22. karinah
(
08/08/2007 20:39)
xxx:
Ngita tena ngita ny voloko. Misaringitra be mihitsy raha vao maraina. Notapahiko foana hatrizay. Izaho koa moa miendri-dahy kely izany.
Fa saingy efa lehibe aho izao dia ilaina amin'ny asako ny somary manao metimety.
Ahoana kay ny fanatsorana volo? Sa tsy maintsy mankeny amin'ny coif foana?
xxx: tsy voatery mankany @ salon de foiffure enao vao mampatsotra ny volona, zah manana namana betsaka manatsotra volo, ny hataon-dry zareo dia mividy crème défrisage ireny, arahiny ftsn ny mode d'emploi etc.., dia lasa souple be lay volony avy eo!^^:D.. ary mba tsy manimba azy satria mahery le px iny dia manaova hono bains matetika @ Huile d'olive fa mampalefaka volo, ( Naoim Camppbel:wink: oe mampiasa hiule dlive fa mampalefaka sy tsy manamaina ny volo ngita izany)(l):-*:-*:-*
23. karinah
(
08/08/2007 20:45)
diamondra27:ié, zah nahita kou, tissage ve alou izany tian'i diam lazaina izany e? iny ange mampatevina le volo mamnify kely ireny e, na manalava raha tina ho lava tampoka ny volo!:wink:
misy ngita toy ny an'ny afrikana ve?
ry zareo anefa tena misy mahery mihintsy mampiaiky ahy
randrano akia, na mividiana tovana, postiche de zairina de tsy arandrana fa atao coif ze tiandry a!
de tena mitzona tokoa io an! za efa nahita anjareo nandraitra le volo fa tena mety e! gaga fotsiny za, le sipa anefa @zany tsy be volo akory
24. majakely
(
09/08/2007 12:12)
karinah ye reny tissage mintry zao no mety akia, mazie maziee beuhhhh,,,,ké la vie e belllllle et me tsevéu me zène hihihihihi:-D
25. karinah
(
09/08/2007 13:19)
majakely: :-D:-D:? ... zà ankia tsy mahay an'ireny aaah , fa atao solabe kou anie tsara e!:-D
28. Angolaina
(
21/08/2007 11:30)
io ko nge tsy voatery hoe tsorina koa e! fa ny fahazana mibango azy dia mampivoaka ny endriny ! azo atao koa ange ny manarona azy rehefa matory @ alina iny e! raha tsy oe sarotiny nga rams fa iny koa mba mampifitsaka azy rehefa maraina na fohy aza io tsinona mety fa le plakazy nolazain'i fasaly raha tsy efa lavalava vao mety, dia asio creme kely koa e!
29. haina
(
21/08/2007 20:56)
Manaova bain d'huile matetika fa efficace be, dia ny placage koa toy ny nolazain'dry zareo. Momba ny tissage tena manimba volo be mihintsy, lasa tapatapaka be mihintsy, en plus rehefa ravaina dia miongotra be mihintsy ny volo. Betsaka ny namako efa nanao experience fa tapatapaka daholo ny volondry zareo avy eo. Bien sur, tsara be lay izy vao vita fa ny conséquence avy eo ......, tsara fantarina koa fa au bout de trois mois dia tokony vohaina.
