Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kelly13 ( 10/08/2007 08:12)
divorce
marina v izany oe dissolu ho azy ny mariage rehefa 10 ans de séparation (tsy separation légale fa de corps)? ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 26/07/2008 10:54
ari.malala ( 10/08/2007 07:37)
misy tsy mazava!
Miarahaba ny mpiandraikitra ary miangavy fanazavana raha azo atao azafady. Nanoratra tary @ fety sy fihaonana aho, hampiditra hevitra (sary moa izany no tena marina) ary nainka hamaly hampiditra ny... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/08/2007 12:16
Fiffi ( 10/08/2007 07:36)
Tsy maintsy ahitana an'zao foana ve ?
AMBOHIMITSIMBINA. Nirohotra nankeny Ambohimitsimbina ny mpitandro filaminana marobe. Nisahotaka ny iray tanàna, nandeha mantsy ny feo fa misy zavatra hafahafa eny. Nisy nikasa hanao “sabotage” ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/08/2007 15:55
ari.malala ( 10/08/2007 07:28)
Fihaonana t@ Dadie 25/06/07 (tohiny)
Aleo anokafana lohahevitra vaovao mintsy fa le tatsy efa mavesatra be! Ireto ny sary taty amiko, dia ialako tsiny izay tsy azoko sary fa za sady mitaiza tsinona lol [URL=http://img381.imageshack.us... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2007 19:54
kallie ( 10/08/2007 07:20)
reo papa reo
http://fr.youtube.com/watch?v=TYNQPW-3V_Q&mode=related&search= :-D... tohiny
novalian'i wooda ny 13/08/2007 14:19
niryna ( 10/08/2007 06:15)
Aza kivy raha mahita ny hafa ambinina.Fialonana inona izany?
Nisy tantara nitranga toy izao ka mba mangataka fanampiana aminareo aho omeko ilay olona .Mpinamana izy efa-bavy,ary tsy mifankafohy mihitsy.Nanatona ahy izy fa tsy manana fifaliana fa misy zavatra mi... tohiny
novalian'i niryna ny 26/08/2007 04:14
diamondra27 ( 10/08/2007 06:06)
asa sa vady
Tsara ho fantatra: raha ianareo izany no manambady kanefa misy asa atao dia ahoana no ataonareo hiasa sa hi-s'OQP le vady? Hazavaiko: Ilay asa eto dia tsy ilay anton'asa ivelomana fa secondaire toy... tohiny
fijo ( 09/08/2007 23:07)
fitarainana azo
salama aby isika. misy mitaraina fa misy hafatra ampidirina ato izay somary manelingelina ny mpitondra fivavahana dia tsy mivoaka.ohatra ,izany resaka 680millions natolotry ny vatican hoan'ny ankizy ... tohiny
novalian'i niryna ny 15/08/2007 12:53
Fiffi ( 09/08/2007 20:54)
zany hono......
[img]http://img249.imageshack.us/img249/584/blague20doguexg6.jpg[/img]... tohiny
mercia ( 09/08/2007 19:33)
Hiran'i Davis "Ampindramo ahy"
Mba saika hangataka an ilay hiran'i Davis sy Mika le hoe "Ampindramo ahy". =D Milay be Merciii eeeee ^:^... tohiny
Fiffi ( 09/08/2007 18:57)
Iza no mba mpihira vahiny tena tianareo ?
hummm.....ny anaha aloha de ity an ! http://fr.youtube.com/watch?v=Wm2Ij5tSO_A&mode=related&search=... tohiny
novalian'i ratonga ny 19/08/2007 20:20
rakaroka ( 09/08/2007 18:43)
CLIP MBA REVY
Tsy lafatra loatra anefa dé:wink::-w:-w MBA REVIKO RY RETO ITY CLIP ITY/ ASA LOATRA INN AZA NO HITIAVAKO AZY:?::?::-D:-D:-D:-P [url]http://www.youtube.com/watch?v=HweU-Nc__HE[/url]... tohiny
novalian'i mbaliana ny 12/08/2007 09:07
johnnyandri ( 09/08/2007 17:58)
nandalo teto ny eritreritro
Nandalo fotsiny kah, tsy nijanona akory...:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i lapino ny 12/08/2007 00:06
ramorafr ( 09/08/2007 16:16)
lalaony Nosy mivantana mahamasina zao...
http://mbc.intnet.mu/news.htm mazotoa daholo e.(l)... tohiny
totty ( 09/08/2007 15:59)
Maki de Madagascar
hiatrika grand gala any Frantsa (Marseille) amin ny volana septembre hoi avy izao,izany hoe ny 5 na 4 izy ireo no mihainga:lol::lol::lol:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/08/2007 10:24
xxx ( 09/08/2007 15:16)
"bain dérivatif"
Iza no efa nanandrana ????? Qu’est-ce que les Bains Dérivatifs ? Il s'agit du rafraîchissement de l'entre jambes à l'eau froide, pendant un certain temps et dans certaines conditions........ tohiny
nyna ( 09/08/2007 14:31)
KAPELAONY
Faly miarahaba antsika rehetra! Sao mba misy manana tononkiran'ny groupe KAPELAONY kay ato? Misaotra indrindra an'ireo izay afaka manome !! ... tohiny
salmo1 ( 09/08/2007 12:52)
Ry tanora, ankizy sy olon-dehibe
Hatoloro an'Andriamanitra ny tenanareo dia mamaky ny Baiboly isan'andro, ary minoa Azy amin'ny fonareo manontolo sy ny zavatra hataonareo rehetra. ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/08/2007 22:02
salmo1 ( 09/08/2007 12:47)
Hosana
Izaho dia lasa mpanaraka an'i Jesosy Kristy maty teo ambony hazo fijaliana, izay tonga tonga taty an-tany mba hanavotra antsika... Halefaso any amin'ny hafatra tompoko.... tohiny
mangabe ( 09/08/2007 12:39)
Nosy Be
Izao ry z'areo a! Na dia nipetraka 17 toana tao Mada aza izahay mivady dia mbola tsy nahita any izany nosy be izany ka te anao vacances kely any. Efa be dia be ny forum no-jerenay, nefa toa vazaha dah... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/08/2007 14:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.225