Ry tanora, ankizy sy olon-dehibe

1. salmo1 ( 09/08/2007 12:52)
Hatoloro an'Andriamanitra ny tenanareo dia mamaky ny Baiboly isan'andro, ary minoa Azy amin'ny fonareo manontolo sy ny zavatra hataonareo rehetra.

novalian'i fijo ny 10/08/2007 22:02
2. diamondra27 ( 09/08/2007 13:28)
Misaotra tompoko

de mahareta hatr@ farany a!
mahatratrara ny loka...
Aza miverin-dalana intsony


fangatahana: mba omeo témoignage kely aloha raha azo atao.
Tadidio fa raha misy olona 1 fotsiny mibebaka de fifaliana lebe any an-danitra any
efa any @ bokin'ny fiainana ny anaranao zao an! de laisse-toi guider par le St-Esprit
faly mandray anao anadahy ao @ Tompo^:^^:^
:-*:-*
3. bichette ( 09/08/2007 14:39)
misaotra salmo1 an ! :-*
4. ikaretsaka ( 09/08/2007 14:48)
mivavaha koa fa tsy mamaky fotsiny... raha tsy izany lasa lesona fotsiny..
fa mety ka.. tena mety!
(ary mety ho lasa mompera le salmo ity fa efa mihahendry le)
5. Fiffi ( 09/08/2007 14:51)
ikaretsaka:

(ary mety ho lasa mompera le salmo ity fa efa mihahendry le)
^:^=D=D


6. bichette ( 09/08/2007 15:06)
Ika : na na ianao koa aza koh !!!!! :^)
7. naughtyboy ( 09/08/2007 15:49)
iza no mahalala mety zay no efarany :D misy mampitombo isa ny mompera tsara=D fa za ijanona ampitombo isa ny kristiana selibaka:-w
8. simplex ( 09/08/2007 16:10)

naughty,
:°):P

salmo1,
arabaina lesy e ;-)^:^^:^
ao @ chorale no tena misy azy :roll::P:@
9. ikaretsaka ( 09/08/2007 17:10)
bichette:

Ika : na na ianao koa aza koh !!!!! :^)


za tsy mitifitra ny avo ka... aleoko skolastika ihany
10. karinah ( 09/08/2007 17:16)
salmo: marina izany!:-*:-*:-*
11. LazaDaddy ( 10/08/2007 04:22)
salmo1> misaotra fa mahafinaritra ny fankaherezana nomenao e :-*
12. niryna ( 10/08/2007 04:43)
Marina izany fa vao tao ambohoka isika dia efa fantany,ankizy,nomena hafatra ny rar hoe zarina amin'ny lalany tokony alehany ny zaza fa na lehibe aza izy tsy hiala aminy izany.Lehibe,mamakafa ,mandalina,mampiatra ary miaro ny tena tsy ho lavo na ho voan'ny fakampanahy noho ny fahalalana ny tenin'ATra.Ny famakiana azy no ahafahana miady sy mandresy ny satana.Afaka ampiarina amin'ny fiainana izay voalaza ao na fahasoavana,na fifaliana,na fahoriana.
Mahereza fa tsy hanenenanao ny manaradia an'i kristy sy manatona an'ATra :D
13. Mandefitra ( 10/08/2007 05:02)
Ny ao an-danitra mifaly raha misy miova fo,
ary any ny Anjely miramirana avokoa :)

Ho aminao anie ny fiadanan'ny Tompo.
14. ikaretsaka ( 10/08/2007 05:10)
aza vakiana sy tenenina fotsiny salmo a ..ampiana vavaka sy fitozoana
15. fijo ( 10/08/2007 22:02)
saly bibi an,izay ndry vao hita,fa taiza foana?
mahazotoa mamaky boky letsy salmo an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1554