asa sa vady
1. diamondra27
(
10/08/2007 06:06)
Tsara ho fantatra:
raha ianareo izany no manambady kanefa misy asa atao dia ahoana no ataonareo hiasa sa hi-s'OQP le vady?
Hazavaiko:
Ilay asa eto dia tsy ilay anton'asa ivelomana fa secondaire toy ny hoe: responsable mivantana @ asa fanasoavana ianao, misy hevitra ilàna fifandinihina @ mpiara-miasa aminao, dia tonga ny tél nefa ianao efa miaraka @ vadinao na any an-trano io na any @ sortie (resto etc). Raisina ve le tél sa tsia? Rariny ve raha toa ka tafitohina ilay vadinao satria ilaozanao mi-tél fa tsy izy no s'occuper-nao?
Ahoana ny hevitrareo.

novalian'i diamondra27 ny 17/08/2007 12:10
2. xxx
(
10/08/2007 06:32)
diamondra27:
Ilay asa eto dia tsy ilay anton'asa ivelomana fa secondaire
Rariny ve raha toa ka tafitohina ilay vadinao satria ilaozanao mi-tél fa tsy izy no s'occuper-nao?
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 06-08-2007 19:05:45
Lohateny : Re : miavona ve ny gasy eto frantsa
ye miavona zahay, mifampijery fotsiny refa mihaona de samy lasa
3. mandrindra
(
10/08/2007 06:33)
atao daholo izy roa. valiko tsara mihitsy ny tel fa avy hatrany dia lazaiko hoe aleo rahampitso no midinika an'izany fa izao aho tsy afaka, sady tsy mbola misy faty olona dia mbola afaka miandry. dia mitohy ny feeling miaraka amin'i ramatoa.
4. SHOAN
(
10/08/2007 07:34)
asa sy vady
ny tsara dia miara - manao an'ilay asa secondaire hihhihi amin'izay dia tsy olana mihintsy satria samy ao anatiny
sa ? :?:
ilay téléphone koa angé azo atao sur répondeur rehefa tsy té handray é !
aza atao olana mihintsy zany fa gérer-o ensemble ; izay no mha-mpivady ny mpivady
Asa raha azoko tsara ilay question fa , io aloha mba hitako mba réponse nataoko é
bizourk:*:lol:

5. meva2
(
10/08/2007 07:51)
Raha amiko manokana aloha dia question de choix e! :
Izany hoe:
Alohan'ny handraisana an'ilay asa dia tokony mifampiresaka aloha amin'izay mety ho fandehany. Atao mazàva tsara @ izay efa fantatr'ilay iray ny mety ho situation mety hiseho.
Matoa ianao izany nifidy ny hanao io asa io dia tokony ho fantatrareo roa ny inconvénients sy avantages.
6. diamondra27
(
10/08/2007 08:03)
xxx: misaotra @ fampahatsiahivana
mandrindra: ka raha ohatra indray la journée de ahoana, sa ampiandrasana rampitso foana izy?
shoan: zay aloha no tena mety e! aleo miara-miasa angamba de @zay mi-comprendre le olona we tsy moramora le izy :-*:-*:-*:-* tsy adino ny manao bizoroka andry
meva2: zay aloha de marina nefa koa tokony hi-comprendre le vadinao

7. johnnyandri
(
10/08/2007 10:04)
miara-miasa izany ve tsy mifaanabe tareh any am-piasana fotsiny?/?:-D:^):^)
8. xxx
(
10/08/2007 10:23)
raha azoko tsara dia activité any @ association no tianao lazaina
azo atao tsara izany amiko, fa tsy maintsy ifanarahana mialoha @ vady
fa rehefa mi s'engager @ ireny dia aleo atao tsara mihintsy, mi s'impliquer tsara , fa tsy misy mahakamo ohatran'ilay olona hoe ni s'engager nefa tsy hita mihintsy

9. sakaizakely
(
10/08/2007 10:24)
diamondra
na asa na tsy asa fa ohatra hoe manana passion le vhv, de manana zo hiaina ny fiainany sy hanaovany ny sitrapony izy fa tsy natao hanompo lava ny lhl na ho animal de compagnie-n'ny vadiny fotsiny
io de arakaraky ny nanazarana an'le vady ihany. rehefa izay no nataonao hatr@izay dia ho zadratsy izy ka ho sorena lava raha vao tsy izy no centre d'intérêt-n'ilay vhv
misy koa nefa lhl tsy tia vady miankindava aminy 100% fa mahafinaritra azy ny vadiny rehefa manana fiainana ivelan'ny tokantrano. Manana vie sociale sy affective hafa ivelan'ny couple fa tsy ho le lhl foana no mba fotopiainany. Dia tena mamporisika ilay vhv mihitsy izy ary manao izay hahafahan'ny vadiny hiaina tsara ny passion-ny.
Ka amiko zany lhl tofoka fa manana occupation hafa izany ny vadiny dia tsy rariny, ho famaliako ny fanontanianao.
Mety zavatra hafa koa anefa no mahasorena azy anefa, mety hoe lasa abusif be le téléphone ohatra.
Ilaina dinihina tsara angamba ry diamondra ny contexte tena marina fa tsy azo generaliser-na ny valiny :roll::roll:

10. diamondra27
(
10/08/2007 12:46)
sakaizakely: ny ahy aloha raha za no teo @ le toerana dia lanjalanjaiko e!
misy fotoana atokako ho an'ny asa de misy fotoana atokako ho an'ny zavatra hafa.
Raha urgent kosa ilay izy, zay vao mahazo mi-contact ahy @ le fiainana tokantrano. Raha tena mila mikaon-doha kosa na isanandro aza tsy mampaninona ahy fa mba mangataka compréhension @ le vadiko aho fa tsy midika akory hoe: tsy tia azy na mi-abandonné azy
mila dinihina amboalohany ve io ry sakaizakely = ifampiresahana izany e!
ary raha ohatra ka efa tao am-panambadiana indray no vao nanao ilay asa dia ahoana?

12. ikaretsaka
(
10/08/2007 13:21)
misy fomba fiteny angalisy izay manavaka ny asa (job) , sy ny asa (travail) manao hoe:
Ny asa (work) dia ny manao ireo zavatra mitondra hafaliana no antony hanaovanao azy, ny asa (job) dia voatery ianao hanao azy nohon'ny antony maro samihafa!
fa ny fanaovana azy dia hoe misy fotoanany ny zava-drehetra, na ny asa fivelomana, na ny asa fanasoavana, na ny asa fikarakaram-bady.
dia anjaranao ny mandamina azy, sy mampahafantatra ireo "mpiara miasa" aminao hoe rehefa zao aho dia mbola manao an'izao dia tsy manao an'izao!
fa raha vao mifangaro ireo dia ...

13. evasoa
(
10/08/2007 13:37)
asaivo mifampiresaka tsara izy mivady e ! tsy mba nifanaraka angaha vao niditra tamin'io asa io ilay vevavy ? sa ilay rangahy no tena be menimenina ?
14. diamondra27
(
11/08/2007 15:22)
ika: izay mihintsy wa =D
evasoa: holazaiko akia ilay olona a!
misaotra anareo rehetra nanome hevitra
evasoa: holazaiko akia ilay olona a!
misaotra anareo rehetra nanome hevitra
16. Angolaina
(
14/08/2007 09:13)
ny ana alo de zao e ! refa ao antrano za de vonoiko io phone io mba tsy hisian'ny ady eo aminay mivady fa ny fotoana any antrano dia efa voatokana ho azy irery ihany. Ny zavatra toy izany rahateo koa ange no nampisy ny répondeur e!
17. Kwasi
(
17/08/2007 11:49)
Alohan'ny hamaliana ilay fanontaniana dia mila fantarina aloha hoe iza na inona no prioritaire. Dia arakaraka izay ny fanapahan-kevitra raisina.
Izaho ohatra tsy tiako hoelingelenina izany aho any am-piasana satria ny asa no prioritaire any, raha tsy hoe efa vonjy taitra angaha. Dia rehefa any an-trano indray dia rehefa @ ora tsy tiako hanelingelenan'ny sasany ahy dia vonoiko ny tel.
Aleo angamba le fanontaniana ovana hoe Asa sa Tokantrano. Fa ilay hoe vady manko tonga dia sens hafa mihitsy no andraisan'ny sasany azy.