Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
balatom ( 12/08/2007 07:49)
mba mitady namana ô!!!
Mbola vaovao eto @ serasera aho(Lehilahy).Maniry mafy aho ny hifandray aminao(vehivavy).raha mahaliana anao dia mba valio.:*... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 03:29
Jeankely ( 12/08/2007 03:24)
Ny olana apetrakao tsy hainao ny hamahana azy bazy e.HIHIHI
Tsy mila miresaka olana ny mahantra satria efa hiainany. Ianao no mila mianatra ny famaritana hoe inona ny dikan'ny mahantra. Ny olan'ny fiainana hain'ny vahoaka fa tsy ianao mitapy io no hanome alaol... tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/08/2007 08:58
kanota ( 12/08/2007 03:09)
Tonga ny wanted Polifika tsisy vahaolana.HIHIHI
Aiza e? Tonga ve ry tsisy vahaolana. Ny vahoaka no tadiavina ho taingenana koa mody mitapy eo. Ny mijery ZEDEZILY koa mbola adalaina amin'ny Polifikam-bendrana indray. Vahao ny olana raha mahay fa aza... tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/08/2007 08:55
bazylou ( 12/08/2007 00:11)
saly , ty vaovao
- le court-circuite l'opposition. - Arenina ao anatin'ny 6 volana hono ny fonja gasy,, -Koboko fa rehefa tsy teto aho vao tena nivazavaza satria tsy nisy napoaka rehefa lazaina ny zavatra. Ry jea... tohiny
simplex ( 11/08/2007 20:40)
lehilahy mifosa [ ]
* Shakira shakira, Iza no vadin'iny e?:roll: otran'ny tsisy nazaka mintsy kle :-w... tohiny
novalian'i lapino ny 25/08/2007 17:28
todisoa2 ( 11/08/2007 14:33)
Tena azo ianteheran marina ve ny bokin'i Genesisy
tantara fohifohy... Ny bokin'i Genesisy dia,araky ny lovan-tsofina, nosoratana rehefa babo tany Babylona ny Zanak'Israely (ZI). Nihaniala t@ Atra marina ny ZI dia lasa nivavaka t@ andriamanitra babylo... tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2007 23:07
tsaramaso ( 11/08/2007 13:29)
Tsisy ilaivana azy ny COJI ?
Mba te hanaraka JIOI de mijery ny site officiel nataon'ny coji : - page d'accueil : Bienvenue à Madagascar, Convention de partenariat : tsisy ilaivana azy daholo - Menus : tsisy azo ze fandehany -... tohiny
novalian'i Angolaina ny 14/08/2007 09:34
mim ( 11/08/2007 10:10)
tsy lasa kosa zany é!
misy sipa 3 mifanoratra amiko d zao é!misy bandy ato mikoty azy lery!ataony lery zay mahatara azy @ io bandy io é!misy nifankahita taminy d fangatahana zvt no atoany lery é!oh cd,sns!azony lery d i... tohiny
novalian'i kelly13 ny 21/08/2007 17:55
mim ( 11/08/2007 09:57)
aoana oy ny lalaàna momba ny fandefasana sarin'olonkafa eto
iza no mahay ny lalàna momba ny fandefasana ny sarin'olokafa eto @ serasera é?na eny @ site interinety hafa é?gaga manko za mahita lé sarin'olonkafa ao @ mombna azy nefa hitako lé site nangalana ... tohiny
novalian'i xxx ny 11/08/2007 13:13
fanaina ( 11/08/2007 09:55)
malaelo sahady
malaelo ny te hody indray aho izany:oops:... tohiny
novalian'i bobone ny 28/08/2007 07:04
niryna ( 11/08/2007 06:15)
Fanaovam-beloma farany!
Efa niatrika na nikarakara ny fanaovam-beloma farany ny olon-tianao ve ianao?Tsy mba tao an-tsaiko mihitsy hoy izy raha tsy niatrika sy nikarakara ny fahafatesan'ny raiko aho. Na dia nojereko ny fiho... tohiny
novalian'i niryna ny 26/08/2007 04:19
piste ( 10/08/2007 22:09)
Mba mahagaga ahy ihany
Mba mahagaga ahy ihany ity toetrantsika eto @ serasera ity. Marina fa na dia tsy mitonona ho Katolika mivantana ny mpandrindra an`ity Site ity dia betsaka ny mahafantatra fa Katolika izy. Manarak`izan... tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2007 22:59
soanja ( 10/08/2007 19:39)
Soa fa tratra aby!
Tsy hay ny tsy hisaotra ny serasara nampisera ahy tamin'ny namako be dia be tany Dago. Ialana tsiny koa ho an'izay nampanantenaina fihaonana nefa tsy tratra. Ny manetsa be mbola ho avy an. Amin'ny ma... tohiny
novalian'i tianalala ny 07/09/2007 08:36
vavolombel ( 10/08/2007 15:58)
ry katolika havako ario ny sampinao!
betsaka ny andininy avy ao amin'ny soratra masina izay mandrara ny fampiasana ireny sary vongana ireny , ary tsy misy verset izay maniraka an-tsika mba hivavaka amin'ATRA par intermediera-na sary vong... tohiny
novalian'i mbaliana ny 24/08/2007 17:45
hery ( 10/08/2007 15:53)
Takelaka notsongaina
Hitantsika fa misy takelaka notsingaina miovaova (isaky ny atsasakadiny) miseho ao amin'ny pejy fandraisana. Ny takelaka mitranga ao dia ireo izay ampidirina ao amin'ny [url]http://takelaka.org[/url] ... tohiny
biz ( 10/08/2007 15:29)
bodo"Fotsiny"
ory retoa!mangataka ny hiran'iBODO le misy hoe:tiako fotsiny ianao tsy asiana hoe nahoana zay fa misaotra betsaka biz ihany e!(l)... tohiny
novalian'i Amazone ny 12/08/2007 07:48
todisoa2 ( 10/08/2007 15:27)
azo atao ve ny lainga masina?
Ny taranja ''délibération éthique'' (any @ STPL) dia manambara mazava tsara fa misy ny lainga masina. Ny déliberation éthique mantsy dia fanaovana safidy tsaratsara kokoa, mba hahazoana vokatra... tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2007 23:08
jimteam ( 10/08/2007 14:47)
sipa interet
Izao ilay izy. Nisy sipa nampiresahako. Dia tsy nety niaraka tamiko izy fa hoe efa manambady. Mbola nifanerasera ihany anefa izahay. Izahay samy nahita fianarana. Mihoitra amin'ny fiainana ary sam... tohiny
novalian'i jimteam ny 01/09/2007 19:21
Fiffi ( 10/08/2007 11:48)
Médailles d'or....efa 5 zao.......bravoooooooooooooooooooooo
PROGRAMMESPROGRAMMES 09-08-2007 En direct du stade MAHAMA SINA - CEREMONIE D'OUVERTURE à partir de18H00 10-08-2007 FINALE KARATE, FOOTBALL - MAU vd MAD, VOLLEYBALL : MAU vs SEY, FIN... tohiny
novalian'i miou ny 14/08/2007 16:35
johnnyandri ( 10/08/2007 10:59)
conjigezon
tao am-pianarana... teacher: mamorona sentence iray ampiasana ny "I" Ikoto:I is... teacher: dray dray dray "I am ..." foana no aorian'ny "I" Ikoto: eny ary, "I am the ninth letter in the alphabet.... tohiny
novalian'i wooda ny 13/08/2007 13:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.8992