Ny olana apetrakao tsy hainao ny hamahana azy bazy e.HIHIHI
1. Jeankely
(
12/08/2007 03:24)
Tsy mila miresaka olana ny mahantra satria efa hiainany. Ianao no mila mianatra ny famaritana hoe inona ny dikan'ny mahantra. Ny olan'ny fiainana hain'ny vahoaka fa tsy ianao mitapy io no hanome alaolana azy fa mitady hisoavaly azy indray. Ndana mipitika ery fa tsisy intsony izany ra bazy e!=))=))
novalian'i Jeankely ny 14/08/2007 08:58
3. Jeankely
(
12/08/2007 03:29)
ZEDEZILY avy no atao hoe ZEDENILY koa aiza no tsy hita ny mahampanaratsy Madagasikara azy. Angaha ny ZEDIZILY an'ny Prezida fa tsy an'i Madagasikara ry donto?
4. kanota
(
12/08/2007 03:31)
Efa hoe tonga ny wanted koa. Angaha tsy hainao fa tratra ny olona lazainy tsy ho azo ee, saka sy alika koa alaivo ee. Wanted bazyeee
5. Jeankely
(
12/08/2007 04:41)
Efa hoe omeo ny hafatra tokony hatao raha mahay fa aza be oway oway. Tsy adala ny olona fa manaraka mihintsy izay tena milay. Efa hita fa tsy hamokatra koa hoe eto angaha no hitady vahaolana. Angaha tsy hitadiavana hevitra indray moa no dikan'ity forum sa fanasana vangy fotsiny.=))=))=))
7. bazylou
(
12/08/2007 23:49)
ereto ao ilay izy fa io no efa nofidinareo e!! aza mimenomenona akory fa tsy hisy hiraharaha
8. Jeankely
(
13/08/2007 06:32)
Izahay miaritra fa ny tabatabanareo no nahatonga anay niteny. Tia hitarika olona nefa tsisy inoninnona. Ianareo no tokony hiaritra hangina hiasan'ny hafa miasa.
9. kanota
(
13/08/2007 09:40)
Iza no hanome fahefana an'i tsisy saina na ho tapaka lalandra eo aza? Tsy hanao ny mety hono izy raha tsy mitondra. Ao koa ry tezitra milaza ho mahay dia miteny fa tsy hiasa tsy hiasa. Izany no vahaolana aminy. Tandremo ny tratran'ireo fa latsaka ankady tokoa ny firenena raha ireo no miverina.
11. Jeankely
(
14/08/2007 08:58)
Fa iza no mila anao? Adala ity. Ianao no mitady mpanampy ahazoana laka. Tsisy io fa mahazo mitabataba any lavitra any.
