Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ari.malala ( 16/08/2007 12:45)
atleta very meday volamena
Voalazan'ny vaovaon'ny rdb io antoandro io, fa nisy atleta, mpibata fonjam-by (tsy tsaroako ny anarangasiny fa Charles izay le izy), nisy nangalatra ny sacoche misy ny volany rehetra sy ny meday volam... tohiny
novalian'i tajiah ny 14/02/2008 11:31
xxx ( 16/08/2007 12:01)
Sipa gasy manala-baraka ny tanindrazana rehefa aty ivelany
Tena mahamenatra fa manalabaraka an'i Madagasikara ny sipagasy rehefa aty ivelany(LaReunion ,France,Allemaigne,Singapour....)Dia saika makorely avokoa ny sipagasy ,ary izay te hitaingina de mitaingi... tohiny
novalian'i ni81 ny 23/11/2007 11:21
diamondra27 ( 16/08/2007 10:57)
lasopy sinoa
asa nareo na tia lasopy aloha fa de tongava mihinana lasopy sinoa ao @ resto la catalène e! wan tan mine et compagnie, afaka mifidy isanandro afa-tsy ny alarobia ihany mba manao asa soa @zay no ... tohiny
novalian'i Belami ny 21/04/2008 17:15
sipamola ( 16/08/2007 09:50)
Aiza Neny?
Manao ahoana daholy. Zao ry reto a 37 taona zah zao manambady niteraka 2 lahy kely, za de mbola tsy nahita zay Reniko zay niteraka ahy nefa mbola velona soaman-tsara any izy!!! Isakiny ny manontany ... tohiny
novalian'i poussy3 ny 16/08/2007 16:35
tinaxo ( 16/08/2007 08:49)
number one
slt! ndaholo n'akama rehetra mba saika mba hitady ilay vazo ny 18.2 ilay hoe Number one misaotra mihaloha :idea:... tohiny
kanota ( 16/08/2007 07:15)
Ny vazaha aloha manana fijery hafa tia GIDROGIDRO
Mihatsara ny zana-gidro rehefa manambady vazaha... tohiny
novalian'i kanota ny 18/08/2007 05:07
RHV ( 16/08/2007 04:48)
fa maninona kay ?
Slt! daholo an. Fa maninona kay ry reto no mbola voatohitohina foana ny zon'olbelona @ zao a ? oh hoe mba misy olona 2 mifankatia de sakanana tsy avelan'ny RAD satria hono (finoana e, volon-koditra e,... tohiny
Jeankely ( 16/08/2007 04:46)
Ezahan'ny sasany pempoina mihintsy ny toe-tsaina Malagasy
Tsy ny Malagasy rehetra no manana fahafahana mivoaka mianatra, na miasa ivelan'ny Nosy. Misy ny olana na izany aza ny ezaky ny Malagasy mivoatra rehefa samy tonga saina ny handroso. Dia tena misy mihi... tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/09/2007 11:26
Jeankely ( 16/08/2007 04:40)
Sehatra aiza avy no esorina raha manao teny vahiny
Nohon'ny hetsika nataon'ny mpandrindra izay hisaorana amin'ny fanalana ny teny vahiny nampiasana tany amin'ny dinika sasany dia mba mametraka fanontaniana ihany hoe fa sehatra aiza no azo ampiasana na... tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/08/2007 08:10
Jeankely ( 16/08/2007 02:43)
Ny ezaka no hialana @ Fahantrana fa tsy ny miventsoventso
Na iza hitondra na iza dia tsy maintsy ny ezaka no ahafahana amin'ny fahantrana. Ventsoventsoana foana hoe mahantra mafy ianareo Malagasy e, aty @nay no mangataka e sns nefa dia olona miteny Malagasy ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 17/08/2007 10:28
bilakarenjy ( 15/08/2007 21:58)
REGGAE
Mba omeo ny hevitrareo za rehefa mihaino hira reggae ianareo . Ity misy hira reggae an-tsehatra iray izay misy tarika telo karazana samy manana ny gadony avy . http://bilakarenjy.multiply.com/music/... tohiny
novalian'i UB40 ny 21/09/2007 00:42
xxx ( 15/08/2007 21:26)
Inona no fiantraikany?
Misy porofo (ara tsiantifika) ve ny fiantraikan ny toe tsaina na toe-pon ny reny bevohoka any amin ny zaza entiny ao ambohoka? ohatra hoe raha kizitindoza lé reny io na malahelo sy mitomany lava m... tohiny
novalian'i sarobidy ny 27/10/2007 08:45
fijo ( 15/08/2007 20:45)
tena namana
nisy resaka vao novaliako teo momba ny fandaizan'ny olona akaiky anao. za kosa eto hiresaka ny momba ny namana. misy namana ato izay tena lasa namako be.nifampizara zavatra be tamiko.tsy mbola nifan... tohiny
novalian'i miyah ny 12/04/2008 14:17
kally ( 15/08/2007 14:31)
Vaovao ho an'izay tsy mahay manao kiraro avo
Ity akia ny vaovao ho an'izay tsy zatra loatra mikiraro avo fa mila misolosolo kiraro hono a!:) Kiraro mety ovaina avo na iva arak'izay tiana.Aforitra fotsiny ny talons raha mila mihazakazaka na ha... tohiny
novalian'i kally ny 17/08/2007 13:49
niryna ( 15/08/2007 12:54)
Finoana tsy misy asa naman'ny maty.kanefa minoa fotsiny ??
[i]Ary ny finoana no fahatokiana ny amin'ny zavatra antenaina,fanehoana ny zavatra tsy hita[/i] Heb 11:1 Saika ao hita ao amin'io Heb 11 io daholo ny karazana finoana ka nahatonga ireo olona hanaraka... tohiny
novalian'i niryna ny 24/08/2007 06:56
Isika ( 15/08/2007 11:45)
Moa ve tokony hafenina ny momba an'Ikelimalaza?
Miarahaba ny mpamaky rehehetra sy ny mpikaroka, izay mba mahalala an'Ikelimalaza, izay nolazain'ny vahiny hoe: sampin'i Gasy, dia aleo tokoa hanambara. Sao dia tsy sampy ary Ikelimalaza? Ny tenin-dr... tohiny
novalian'i 888MK ny 18/05/2018 13:35
ikaretsaka ( 15/08/2007 11:04)
Assomption
Assomption androany! Betsaka no tsy miasa... hanajan'ny Katolika ny Reniny, nakarina any an-danitra !... tohiny
novalian'i mimich ny 29/08/2007 08:18
gasynamana ( 15/08/2007 09:57)
Sokafy ny sofina dia ahirato ny maso, ary aza idina ny fo
Tsy misy ny fifanakalozan-kevitra vanona raha ohatra ka tsy misy ny fihainoana. Mbola ilaina ve ny miresaka amin'ny olona tsy mba vonona ny hihaino ny hafa? Mbola ilaina ve ny mamaly ny resaky ny olon... tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2007 23:24
kenyvann ( 15/08/2007 09:13)
diego
mitady bandy akama mirevy rock mba hidisc sy hi red red metal eto... tohiny
novalian'i Papoose ny 15/08/2007 22:47
dongadonga ( 15/08/2007 08:45)
MAMOLAVA sa......?
salut daholo eeh ,mba heritreritra mandalo ihany eeh: -araka ny hevitrareo mitovy ve ny mpisotrosotro toaka sy ny atao houé mamolava ? -raha mpivarotra toaka ianao de inona no tianao le mamolava is... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.0198