Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sakaizakely
(
17/08/2007 09:26)
tsss tsss
;-)
avia aty ;-)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46c46b004dd69
;-);-);-);-);-)...
tohiny
novalian'i Angolaina ny 20/08/2007 06:54
Fiffi
(
17/08/2007 09:20)
Faux passeport.
Expulsée et frappée d’interdiction d’entrée du territoire mauricien, Mlle Lily a pu avoir un nouveau visa d’entrée en confectionnant un autre passeport. Dès son arrivée à Madagascar, c...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/01/2008 09:54
sipamola
(
17/08/2007 08:24)
Mba rahoviana, fenofeno, ny fahitana anao, miandry anao, ...
Manao ahoana tompoko
Mba saika hagantaka ny hirany BODO ange azafady indrindra le hoe Mba rahoviana, Miandry anao, ny fahitana anao, fenofeno, rafahendrena
Dia misaotra mialoha tompoko...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/08/2007 15:47
kallie
(
17/08/2007 07:19)
sambatra Rolf
:cry: fotsny tam naeno anaz...
tohiny
novalian'i SHOAN ny 20/08/2007 14:05
ari.malala
(
17/08/2007 07:04)
ahiahy tsy mitombina :-(
Miarahaba ny mpisera rehetra! t@ talata dia nisy zavatra mampalahelo nitranga tato @ toeram-piasako, nisy vevavy, nitondra vola be izy dia napetrapetrany ilay izy, avy eo lazainy fa mank 90 000Ariary ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 28/08/2007 12:07
ftma
(
17/08/2007 06:40)
fouhehy
Asa raha efa hitanareo ity fa tena fouhehy mijery azy :-D http://www.dailymotion.com/rawestern/video/x1hav6_fouhehyfa-iza-ary-aho_fun...
tohiny
novalian'i rebecca ny 19/08/2007 20:11
Jeankely
(
17/08/2007 03:35)
Fa noterena ve ny fanaovana President Fokotany
Izy no tia hisolantsolana hanao President Fokontany. Tsy misy manery azy fa rehefa tsy tantiny dia miala izy. Ny rafitra no hovaina rhefa tsy misy mety manao. Matoa mijanona eo mbola tia ho President...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/09/2007 11:22
bazylou
(
17/08/2007 00:01)
zedezila eo amin'ny taniny aza mbola
faharoa ihany ny gasy!! beuurk
Médailles Or
Argent
Bronze
Total
Comores 0
1
6
7
Madagascar 56
35
31
122
Maldives 0
0
0
0
Maurice 11
...
tohiny
novalian'i tenagasy ny 19/08/2007 08:05
bazylou
(
16/08/2007 23:33)
air mad
""La Gazette de la Grande Île annonce aujourd'hui que le ménage a, enfin, été commencé dans la direction de la compagnie Air Madagascar.
Le directeur financier (Arthur Randrianambinintsoa), l...
tohiny
novalian'i patty008 ny 27/06/2011 14:56
bazylou
(
16/08/2007 23:18)
esy e ry prezdam pokotany!!
Chef Fokontany. 30 000 ariary mensuel
08-08-2007 / 08:01
Mauvaise nouvelle pour les Chefs Fokontany : ils vont toucher 30 000 ariary par mois en guise de salaire. En échange, ils doivent monter, ...
tohiny
novalian'i kanota ny 19/08/2007 05:02
fijo
(
16/08/2007 23:00)
namana
azafady ,fa nisy dinika nalefako teto omaly momba ny namana,ary efa nisy namaly,"fasaly ngamba izy izay,nefa dia tsy tazako intsony????
sao nisy namindra le izy?...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/08/2007 22:21
tynah
(
16/08/2007 20:15)
lavitry ny maso, ...
Aminareo, lavitry ny maso v lavitry ny fo?
Amiko toa vao maika akaiky ny fo koh!
Mba omeo hoe ny hevitrareo?:-*:-*:-*
Ilay ol aloha tsy hoe vao hita vao I volana na 2volana an! fa aman-taonany....
tohiny
novalian'i Falyfona ny 04/06/2008 16:50
diamondra27
(
16/08/2007 19:49)
fahamarinana
bizoroka be ho an'ny fahamarinana
tsy manana tahiry intsony za fa aleo omena ihany ty e!
:-*:-*:-*:-*:*:*:*:*(l)
de tsy azo anoratana koa izy fa tsy manana ny momba azy sao de misy milaza ndray ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 07/07/2009 20:15
kiadi
(
16/08/2007 18:15)
tia
sipa gasy eh !!!:°):°):°)...
tohiny
novalian'i kiadi ny 20/08/2007 17:57
miou
(
16/08/2007 18:05)
mahagaga ahy ka mba mila valiny
manin kay ny resaka mekanika no atao sport nefa misy fanatanjahan'tena mbola enjana noho io tsy mba raisina ho sport sy ananganana federation sns eh,
mba sendra niserarana le eritreritr'eh, ka mba m...
tohiny
novalian'i tenagasy ny 18/08/2007 16:53
RyAnona
(
16/08/2007 17:50)
Paoma
Nisy olona niditra tao @ ilay birao ka nahita ilay mpiasa birao nihinana paoma lò. Dia hoy ilay tonga: fa maninona ianao Madama no mihinana paoma lo? Dia hoy ilay Ramatoa namaly t@ izaho nanomboka ni...
tohiny
novalian'i enteme ny 23/08/2007 06:59
sakaizakely
(
16/08/2007 15:19)
fikomiana tsy hisakafo
[b][color=red]Greviste de la faim[/color][/b]
Ahoana kay ny fandehan’ny lalàna am reny raha mba misy mahafantatra ?
Misy tsy maintsy entina tsaboina any @ hopitaly asa afaka firy andro, satri...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 25/08/2009 20:42
samim
(
16/08/2007 15:13)
fangatahana hira
Saika angataka ny tononkiran'i mdj: lazao azy ny lohateny.
Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/08/2007 15:47
rpetit
(
16/08/2007 14:26)
rasorlight
izaho dia bandikely gasy tia mozika mipetraka eny itaosy , mba mangataka izay manana ity hira ity ...
tohiny
novalian'i menalamba ny 16/08/2007 14:45
sympa
(
16/08/2007 13:13)
Miverina indray taminy taloha éé ;-)
Manao salut ny rehetra njay ny aty ééé ;-) Ela² ihany manko ny tenanay no tsy tato izay :^)
Raikitra injay zany ny vazovazo ato ééé :-P :-D:-D...
tohiny
novalian'i nihary ny 09/09/2007 20:28
