Fa noterena ve ny fanaovana President Fokotany

1. Jeankely ( 17/08/2007 03:35)
Izy no tia hisolantsolana hanao President Fokontany. Tsy misy manery azy fa rehefa tsy tantiny dia miala izy. Ny rafitra no hovaina rhefa tsy misy mety manao. Matoa mijanona eo mbola tia ho President
novalian'i Jeankely ny 21/09/2007 11:22
2. rahiratra ( 17/08/2007 04:30)
Tsisy fanerena olona hanao President - Pokotany izany. Raha tsy mifanaraka amin'ny hevitrao na tsy hefanao ny andraikitra dia tsara ny manaja tena miala. Raha karama no zahavinao inona no avaonana sy andraisana andraikitra fa dia miasa ary mitady vola sy karama any amin'ny maha-mety anao. Tena miombon-kevitra mihintsy aho fa mila mahalala manampakevitra miala rehefa tsy afaka hamita ny andraikitra sao hangalatra @ Projet m-Pokotany ka gadrain'ny olona eo vao hoe kely anie ny karama.
3. Jeankely ( 17/08/2007 04:36)
Misy tanjona ao matoa manao Filoham-pokontany. Ary tsy karama mihintsy no anaran'io vola io fa anjaranao no mahafantatra ny fanononana azy amin'ity tenimbazaha sao voafafa eo koa ny soratra. Handraikitra goavana no miandry satria tsisy vola andoavana an'izany ny firenena. Mpampianatra aza kely karama nohon'ny mpianany izay tsy nahay indrindra lasa Police ary avy eo Police ambany girady nefa izay no rafitra ka dia manaraka izay laharampahamehan'ny Fanjakana.
4. kanota ( 17/08/2007 04:58)
Tian'i bazylou ahazo karamabe izy dia omeo fa tafaverina ny Dadatoanao rehefa manome karamabe ny tompon'andraikitra rehetra. Alefaso fa miandry ny karamabe avy aminao izay President Fokotany. bazylou mitapy ve no andanianareo saina sy hevitra.
5. vakiniadiana ( 17/08/2007 05:11)
Fa mikarama ohatrinona i Bazylou any e ? :D
6. kanota ( 17/08/2007 05:22)
Ny rehetra asian'io sira daholo. Vehivavy Malagasy lazaina tsisy ilana azy fa nahazo vazaha izy; ny vola omena ny Filoham-Pokontany tsy vola, ny medaly Jeux des Iles tsisy dikany, Madagasikara mapme, ianareo mati-trosa sns. Avy eo milaza avy nitsidika an'i Madagasikara. Olona lasa adala. GIDRO
7. Jeankely ( 17/08/2007 05:55)
Hanefa adidy amin'ny Tanindrazana no anaovana President-Pokotany fa tsy hikarama hitady vola. Ankoatr'izay mila miala ary mandeha @'izay ahazoanao volabe.
8. kanota ( 17/08/2007 06:20)
Olona tia hangalatra na hanao kolikoly tokoa raha miandrandra volabe nefa ny foto-drafitr'asa rehetra aza mbola tsisy vita.
9. kanota ( 17/08/2007 06:31)
Alohan'ny andraisanao ny toerana maha Filoham-Pokotany anao dia mandinika ianao hoe hanao adidy sa hitady vola sa hanao kolikoly sa hangalatra? Rehefa tsy hefanao ny manao adidy dia inona no hijanonana eo? Mety misy hafa mahavita manao azy. Raha ny hangalatra aza gaga fa miandry ny figadrana satria ianao no nanaiky hanaradalana. Sa aminareo rehefa tratra dia hoy tsy ampy ny 30.000 Ariary? Ny toe-tsaina ratsy hatrany ve no afafy sa ahoana?
10. lamie ( 17/08/2007 09:36)
ny ho lehiben'ny fokotany aza hiazakazahana mba ho lany ianao,manana ny asanao ianao fa fanolorantena masina io,ianao zany manao zay programao hampandeha sy hanasoa ny fokotaninao,inona indray no tadiavina? manana "conseillers" maro ary miara-miasa @ polisy,deputés,sns, sns,asa fanasoavana koa io filohan'ny fokotany io fa aza mandoto sain'ny hafa monina any ivelany, ra mahavita tongava ho hita!:-@:-@=))
11. Jeankely ( 17/08/2007 10:15)
Ok "lamie". Matoa ny olona mirotsaka manana motivation. Efa zatra ny revy motraka manko ry zalahy ka mamafy resaka tsy alehany no tiany. Mazava fa raha haitraitra sy tombotsoa no ahanaovanao izany dia tsy tokony hanao izany ianao fa manao ny business-nao ivelany. Tsisy manakana fa dia miala hanaovan'ny afaka ny hanasoa. Zahavina daholo izay resaka mamitaka olona rehetra. Izany no mba elita mivoaka ivelan'i Madagasikara angamba. Na ny resaka arosony aza tsy alehany.
12. kanota ( 17/08/2007 10:42)
Aleo ny President Fokotany no hitaraina raha tsy mahazaka fa tsy ianao tsy mahalala ny atiny. Izy aza makafy.
13. Jeankely ( 17/08/2007 10:46)
Raha tianao ho fantatra dia na ny mpiasam-panjakana manao sy mahavita MANDAT iray aza misodrotra voninahitra koa inona koa. Misy motivation ao matoa mandray andraikitra. Manaova raha mba tia ahazo fa ampy io.=))=))=)).
14. lamie ( 17/08/2007 12:44)
ka tsy ahavita ninoninona @ tanindrazany anie ry bazyl sy ny forongony e!mampiteniteny foana ianareo ry zalahy ka!:-D:-D:-D
15. Jeankely ( 17/08/2007 13:54)
Tsy ianao no miteniteny foana fa ny miteny zavatra tsisy dikany "lamie" oooo. Antsoy Kanota raha miseho milay izy.=))=))=))
16. kanota ( 18/08/2007 07:32)
Ny an'ibazylou esy e ry pety e, avy eo indray esy e ry Prezida Fokontany e, nefa ny marina dia hoe ESY E RY BAZYLOU GIDRO E =))=))=))
17. rahiratra ( 18/08/2007 07:47)
Sitrapo ny firotsahana ary tsy mitaraina ny Filoham-pokotany matoa mijanona eo. Fa inona no harovany hijanona eo raha noana tsy velokomana izy? I bazylou no lasa adala marina ka miditra etsy sy eroa.
18. niainalynx ( 21/09/2007 11:01)
Hisaoran mitsy zay mirotsaka ho prezidan'ny fokontany fa mandray andraikitra zany e ! Raha karama no tadiavina amin'io dia tsisy nanao an'io e ! Tsy ny vola irery koa anie no motivation e ! Ny vola aza no motivation mora lany andro indrindra kou ! Sa Ahoana mitsy ?
19. Jeankely ( 21/09/2007 11:22)
Ok. Raisoko tanana iny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0775