tia
3. kelly13
(
16/08/2007 18:43)
:-D:-D:-D maimbo olombel' maimbo olombel' laniko fara laniko fara :-D:-D
5. kelly13
(
16/08/2007 19:05)
donga²>ka i kiadi ono tia vhv gasy nefa lery otran'i trimobe de zay le oe
hatreo v azonao? :-D:-D:-D
maimbo olombel' maimbo olombel' laniko fara laniko fara
hatreo v azonao? :-D:-D:-D
8. kanota
(
17/08/2007 05:33)
Sipa Malagasy manja nefa tsy misy azonay atao rehefa lazainareo fa ny lehilahy Malagasy tsisy ampoaka. Ianareo favy ary tsy atakalonay vazaha makafoka.
9. kelly13
(
17/08/2007 05:34)
kiadi>iza i xxx hono??? ianao mitady hampirafy aaaa :°):°):°):°)
xxx> ze rigole sao mandray antendrony eo an! ary tandremo aza sao laniny hatramin'ny taolampifika ao mdrrrr
10. kallie
(
17/08/2007 06:04)
xxx> ountsôôôôô
kiadi> adala ko ze ts tia ny anazy e (gasy ny tiko lazaina)
kiadi> adala ko ze ts tia ny anazy e (gasy ny tiko lazaina)
11. diamondra27
(
17/08/2007 08:17)
za tsy tia an'i kiadi fa manome lamosina refa maka sary any @ plage de manao maska koa de tsy hita tsara ny tarehy :-P:-P
13. diamondra27
(
17/08/2007 12:19)
kallie: tsy hitako akia zany a!
tena trimobe marina ve lery e!
mbola mitady an'i faramalemy zany trimobe zao sa ahoana ny tena dikan'ity dinika 'ty e?
kiadi: asio grillade kely indray aloha handinihina azy e!
tena trimobe marina ve lery e!
mbola mitady an'i faramalemy zany trimobe zao sa ahoana ny tena dikan'ity dinika 'ty e?
kiadi: asio grillade kely indray aloha handinihina azy e!
14. kelly13
(
17/08/2007 17:51)
o ry diamondra27 a, zany kiadi zany c le top (za efa nahita azy mivantana, sa tsy zany ry kiadi kely hihihi, d classe parallele tao @ galliéni)hihihi
xxx>avoay klou i kiadi hamaly dinika kely e, mdrrr
xxx>avoay klou i kiadi hamaly dinika kely e, mdrrr
15. kiadi
(
17/08/2007 20:05)
kelly> dain! tsy classe parrallel zany tsika fa enao le bola zaza be lelo kely tary ambany tary! le bola milalao vato reny!! :-D:-D:-D
diams! tongava de manao barbaq milay be indray tsika eh!
xxx> iza hono zany tia ankiafinafina zany
kallie botakely
diams! tongava de manao barbaq milay be indray tsika eh!
xxx> iza hono zany tia ankiafinafina zany
kallie botakely
16. kelly13
(
18/08/2007 04:59)
fita fa classe parallele tsika e, mpilalao vato nga? :-D:-D eo d miala pà eo :-P
17. kallie
(
18/08/2007 07:26)
kiadi, tsy novalina lé oe mbola mitady fraramalemy ve :-D:-D
en tt k zay zany tsy lany fa btakely ko in :-D:-D
en tt k zay zany tsy lany fa btakely ko in :-D:-D
18. kiadi
(
18/08/2007 08:23)
kelly> sô de manofy eo! enao bola le mpilalao vato eo @ zaridainan'ny galieni !! mbola le manao tsokonina @ vato sy fasika !!:-D:-D:-D! tadidiko ange eh!! enao le fotsy kely nafatifaty kely iny :-D:-D:-D
kallie> tsy lasa zany faramalemy zany fa sô de tapatapaka:-D:-D:-D
kallie> tsy lasa zany faramalemy zany fa sô de tapatapaka:-D:-D:-D
19. diamondra27
(
18/08/2007 16:55)
kiadi: =))=))=)) njy ty an, mampalelo njay kalafara zany
ndana miverina manao kiafinafina alou fa mety mahita ihany @ farany e
saika tonga fa ratsy ny andro(manao fialan'ny jiosy e)
ndana miverina manao kiafinafina alou fa mety mahita ihany @ farany e
saika tonga fa ratsy ny andro(manao fialan'ny jiosy e)
20. kelly13
(
18/08/2007 19:34)
kiadi>hay t@ zany za no nafatifaty fa zao tsy nafatifaty tsony? :-P:-P
