tia

21. kiadi ( 18/08/2007 21:22)
kelly>ny zanjy _jy injay zao no mafatifaty :-D:-D:-D
diams> nareo anga jiosy?
22. kelly13 ( 18/08/2007 21:33)
=((=((=(( maty aho! o ry zanjy avia aty klou jedahako fa tedavin'i trimobe hahahaha =))=))=))
23. kiadi ( 18/08/2007 22:11)
laingako zany fa bola mafatifaty fona eh! tadidiko ange le niaraka t@ dry m.... iny eh !:-D:-D:-D
ary enao bola tsy matory fona an
24. sitlo ( 18/08/2007 22:16)
tsy tiako nge ity dinika ity eh, aleoko le bazilou fa ity manena denom :°)
25. kiadi ( 19/08/2007 10:48)
stilo>:-D:-D:-D
26. rakaroka ( 19/08/2007 15:09)
kanota:

Sipa Malagasy manja nefa tsy misy azonay atao rehefa lazainareo fa ny lehilahy Malagasy tsisy ampoaka. Ianareo favy ary tsy atakalonay vazaha makafoka.


Driiiiiiyyyyyyyyy!:cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:
:lol::lol::lol:
Ilay kamo be tenda tia mibaikobaiko, tia misekoseko anefa tsy misahirana firy: mpamanta-bonina, mpisotro, mpidaroka ireny anie no mahaletra e! Fa izay miezaka, mandala ny rariny, ny hitsiny, mitsimbina ny ankohonany sy ny manodidina :
"qu'il mérite ce qu'il mérite" ka!
:-*:-*:-*:-*:-*

27. diamondra27 ( 20/08/2007 10:26)
kiadi: za merin'olona ka :-D:-D
28. xxx ( 20/08/2007 14:23)
andray tsy tinao zany fara malemy? :(
29. kiadi ( 20/08/2007 17:57)
tsy tia ol miafina ao ambadikin'ny xxx zah ohh! mivoha tao :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1217