Liste des messages
Liste des messages, inserés par RyAnona, par ordre de date
RyAnona
(
03/01/2008 20:18)
TRATRY NY TAONA DAHOLO E!
DIA HO TAHIAN `ILAY OMALY SY ANIO ARY HO MANDRAKIZAY
Ary misaotra ireo izay nanantontosa sy nanotrona ny fiaraha nanao veloma ny taona tany berlin ary ireo avy lavitra be toy ny avy any paris sy mon...
suite
répondu par achrafhanna le 13/01/2008 09:34
RyAnona
(
03/01/2008 20:14)
mariazy
nampiakatra vady ilay ranamana ary efa nisy olonatiany nefa tsynanaiky azy mihitsy. Farany ny heviny naka olon-kafa izy. T@ izay fotoana izay indrindra namaly koa ilay iray ary dia nilaza fa hanaikyny...
suite
répondu par tsoupou le 07/01/2008 14:15
RyAnona
(
26/11/2007 14:53)
Ela ela o Ela hoy ianao
Mbola mamerina mangataka raha mba misy manana any ho any. Misaotra mialoha...
suite
RyAnona
(
12/11/2007 13:50)
Wagon
Nisy zazavavy kely 5 taona niditra tao anaty douche niaraka t@n-dreniny ary nahita an-dreniny niboridana dia gaga izy fa misy zavatra mainty mainty be ny eo @ anelakelam-pen-dreniny ary mba nojereny n...
suite
répondu par mbaliana le 15/11/2007 20:20
RyAnona
(
12/11/2007 13:22)
Raràna ny manao fitiavana @ vhv tonga fotoana
Nisy olona maromaro te hitarika io resaka io tao aloha tao raha nanontany ny namana 1 raha azo ataon'ny vhv ny manao sport dia nahodin-dry zalahy sasantsasany ny resaka ka aoka mba hisy hanazava ny an...
suite
répondu par miraymel le 28/11/2007 15:10
RyAnona
(
20/10/2007 11:16)
Ny anglisy tany Antemoro
Nanao konferansy tany tany @ faritra antemoro tany ireto Anglisy vitsivitsy.Nanahirana azy ireo ny anarana gasy ka hoy izy ireo hoe andao omentsika nomerao ny olona tonga eto @ izay mora amintsika sy...
suite
répondu par sitlo le 04/11/2007 16:01
RyAnona
(
20/10/2007 10:59)
Ela ela ela o! mihetsiketsika ny tapany ambany....
Mahalala ny titre misy an'io hira io ve ianareo ary ny tonony azafady: Ela ela ela ela orera?????, Mihetsiketsika ny tamba ny ambany, mihetsiketsika boribory????? Miala tsiny fa izay no fandrenesako ...
suite
répondu par Bita le 21/10/2007 10:20
RyAnona
(
09/10/2007 17:28)
Rock gasy
Efa nisy ity tato fa tsy hitako intsony . Raha mba mety azafady mba omeo ireo tononkira na rock gasy e... na taloha na vaovao. Misaotra mialoha...
suite
répondu par frank_einst le 26/04/2012 16:31
RyAnona
(
06/09/2007 16:31)
Androy tane mileven-drano
Sao mba misy manana ity hira ity:
Androy tane mileve-drano
Fa i ty ampela roy vavy
x
x
Androy tany mileve-drano (2x)
Mahagahga ty tany toy.....
x
x
Namboariny toha-drano....
Ohatraohatran'i...
suite
répondu par Bita le 09/09/2007 07:11
RyAnona
(
06/09/2007 06:37)
Sokafy ny boky ho vakian-dramose
Miala tsiny fa somary mafana ity bolagy ity.
Nisy mpampianatra lahy nanambady mpianatra vavy tany atsimotsimo tany. Ny zavatra nampianarin'ilay mpampianatra an'ilay mpianatra raha mbola tany ampiana...
suite
répondu par kiadi le 08/09/2007 14:28
RyAnona
(
03/09/2007 08:03)
Inona no atao hoe CHIC, CHEQUE, CHOC?
Nisy olona nanao loha-hevitra tany aloha tany momba ny fitiiava dia hanontany anareo aho fantatrareo ve ireo teny telo miatomboka @ CH ireo? dia mba arosoy ny hevitrareo fa mifandray @ fitiavana ireo ...
suite
répondu par Taniko le 07/09/2007 10:16
RyAnona
(
21/08/2007 17:50)
Masera 3 vavy lasa nody tany an-danitra
Nisy masera 3 lasa tany an-danitra. Alohany hidirany anefa dia nisakana azy ireo teo ambavahady i Md Piera. Izay rehetrqa miditra eto hoy izy tsy maintsy mandalo fanadinana. Dia hoy izy 3 vavy hoe kan...
suite
répondu par xxx le 21/10/2007 18:26
RyAnona
(
21/08/2007 17:38)
Malemilemy hiran'i Jaojoby
Akory aby, mba misy afaka manoratra ho ahy ny tonokiran'i Jaojoby aro malemilemy ve azafady? Misaotra daholo. ...
suite
répondu par Bita le 25/08/2007 08:48
RyAnona
(
16/08/2007 17:50)
Paoma
Nisy olona niditra tao @ ilay birao ka nahita ilay mpiasa birao nihinana paoma lò. Dia hoy ilay tonga: fa maninona ianao Madama no mihinana paoma lo? Dia hoy ilay Ramatoa namaly t@ izaho nanomboka ni...
suite
répondu par enteme le 23/08/2007 06:59
RyAnona
(
13/08/2007 07:24)
Ravoromanidina Thierra Bruno
Mba mangataka tononkiran'i Thierra Bruno ny lohateny Ravoromanidina. Misaotra anareo rehetra mialoha...
suite
répondu par RyAnona le 16/08/2007 17:35
