Ny anglisy tany Antemoro
1. RyAnona
(
20/10/2007 11:16)
Nanao konferansy tany tany @ faritra antemoro tany ireto Anglisy vitsivitsy.Nanahirana azy ireo ny anarana gasy ka hoy izy ireo hoe andao omentsika nomerao ny olona tonga eto @ izay mora amintsika sy ry zareo ny fifandraisana. N:1, 2, 3, 4...........20
Rehefa natao ny fanononana anarana dia hoy ilay Anglisy Number one ???? Nifampijery ny olona rehetra dia hoy ilay iray.... Lamba hoany hono, tsy nisy nanao lamba hoany anefa na iray aza ka lasa nirifatra nandeha hody avokoa naka ny lambahoaniny.... Gaga iireto Anglisy. Rehefa tafaverina ry zareo dia hoy ilay anglisy Tomorrow.... Dia hoy indray ilay iray nandika teny: Fantany kay isika hoe:ANTEMORO

novalian'i sitlo ny 04/11/2007 16:01
3. xxx
(
20/10/2007 15:24)
Tandremo fa ireo olona lazainao ireo tsy dia mahatanty loatra ny anaovana karazana blagy hoatr'izao an!
4. sitlo
(
20/10/2007 16:22)
:-D tairo tohizako
Dia hozy zany ilay Antemoro:
amin'ny firy?
Dia hozy ilay Anglisy:
No, you should say I'm afraid
dia hozy le Antemoro:
Alfred zao efa lasa nody
tohizo :°)
Dia hozy zany ilay Antemoro:
amin'ny firy?
Dia hozy ilay Anglisy:
No, you should say I'm afraid
dia hozy le Antemoro:
Alfred zao efa lasa nody
tohizo :°)
5. ikaretsaka
(
20/10/2007 19:25)
Alfred izao efa lasa nody!
De ho'zy le Angalisy:
You fried some noodles? for our dinner?
De ho'zy ilay Antemoro:
Hanao inona p.... hoe ianareo sy i Tiana? (sady gaga lery)
De hozy le Angalisy
Yes, We'll eat our dinner, then get some sleep,
De hozy le Antemoro (vao mainka nisafoaka)!
ho hitanao hoe i Tiana? de i Dety tsa mis.... (manao aty akanjo)
Maty ialahy ry angalisy androany!

6. Bita
(
21/10/2007 11:17)
Ang: The date isn't to day.
Ant: Maninona koa I Dety sy doda koa no lazainao avao?
Ang: I hope can't go now.
Ant: Ino indray ataon-dry gona reo zao?
Ang: It's too later.
Ant: Ity koa hoan'i Lety ? Omeo azy tenany any ny anao.
Ny blagy ryAnona tsy ratsy rehefa tsy miteny ratsy olona a! tsara fa tohizo

7. xxx
(
22/10/2007 09:55)
Tsy ary hitovy @ frantsay sy ny belza avokoa akory ny olondrehetra. Aza atao forcing hitovy fijery aminareo @ famaritana ny hoe fivelarana ny olona ka terenareo hahatanty izay revinareo. Teny atsipy fotsiny ny ahy mba ho fanajana ny forum.
8. RyAnona
(
23/10/2007 08:19)
Misy hatsikana be dia be eto Madagasikara ary raha misy ny tezitra aloha dia ny "Betsileo" angamba fa ireo sady mamelymafy no voa mafy saingy "TSIKY DIA AMPY". Sady tsy niteny ratsy olona ny hatsikana fa nentina hianarana fiteny tsy fantatra fa raha olona tsy avy ianao na koa avy any ianao dia soraty mazava ny momba anao. Ary vakio tsara ny tanatara fa anagmba mba misy zavatra hianaranao ao fa mety hilainao koa hamalianao ny Anglisy e!
9. Salut
(
23/10/2007 10:48)
RyAnona: tsy mitovy amin'ny betsileo mihitsy aloha ny antemoro e. Efa mba niara-nipetraka tamin'izy ireo ihany aho, ary marina io fanamarihana ataon'i xxx eo ambony io. Ary ny azy tsy misy fanazavana lava fa avy hatrany dia totondry na ny zavatra sahala amin'izany. Tsy hanomezan-tsiny azy izany fa izay ry zareo e! Lazaina moa io mba hahatsara ny fiarahana amin-dry zareo. raha ohatra moa ka tsy mino izany ianao dia anandramo dia ho hitanao tokoa.
10. sitlo
(
24/10/2007 09:34)
Raha mila fanampiana i sarokenatra sy Salut dia ity misy
[center][/center]
Dia mazotoa mikepokepoka hpzy ilay Antemoro =))=))
ps: Ny papier Antemoro hono efa lasan'ny Maorisianina. Aiza ilay totohondry amin'izany? :-D:-D, sa gasy ihany no azo omena azy. :-D:-D
Sady ny Maorisianina miteny anglisy =))=))

12. Fody
(
24/10/2007 12:57)
Sehatra natokana hihomehezana tokoa eto. Nefa na izany aza dia tiana ny manamafy fa marina ireo voalazan'i xxx sy salut ireo.
Stilo: Raha naha tsapa fa tena gasy ianao dia ho menatra raha nilaza an'io zavatra nolazainao io fa tsy hihomehy mihitsy.
Stilo: Raha naha tsapa fa tena gasy ianao dia ho menatra raha nilaza an'io zavatra nolazainao io fa tsy hihomehy mihitsy.
13. sitlo
(
24/10/2007 13:43)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/tv-rire.gif[/IMG]
Inona no tokony hahamenatra ahy amin'izany? Mba irato kely ny saina.
Maninona no raha hoe betsileo dia mahazo analana fa raha antemoro dia tsia? Dia ny valiny dia hoe ny antemoro be sandry. :-D:-D.
Faharoa tiako tenenina, maninona raha gasy no mahatezitra dia miseho ho be sandry dia maninona raha vazaha dia tsy misy miteny? [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Confus/oups-pardon-9877.gif[/IMG]
Isika gasy hoy tsy ampy fifaninana mihitsy dia miseho mahery an-tanAna daholo.
Natsipin'ny sarokenatra teny an-tandroky ny omby ilay tady. Kay ilay omby tsy nisy tandroka fa masina be. =))=))=))

14. Fody
(
25/10/2007 09:20)
Mba misokafa kely rastilo fa aza dia mikombona loatra. Tsy voatery hitovy ny olona rehetra. Ny betsileo tsy antemoro, ny antemoro tsy merina, eny fa na dia samy gasy daholo àry ireo.
Raha merina no lalaovin'ialahy ny lohany, ohatra, safosafona ho fankasitrahana azy dia tsy misy ny olana, fa mba kitikitiho ny lohan'ny antemoro dia ho hitan'ialahy ny hanjoha an'ialahy kely sandry io.
Ny sain'ialahy no ahirato fa efa mihamaizina. Fa angaha koa ilahy io tsy gasy intsony. Dia mba olona hafahafa mihitsy, ny harenany no misy maka dia mampihomehy an'ialahy. Aiza moa no tsy alain'ny olona daholo ny harenany rehetra: safira, volamena,... Ilay miseho ho mahiran-tsaina be amin'izay mihomehy fotsiny. Mba menatra e! Sa ialahy angamba isan'ireo mpivarotra firenena, na irony tsy te ho gasy irony ka tsy ambany tsy ambony ohatra ny lohalik'... Ka tonga amin'ilay voalazan'ilay tononkalo malagasy iray hoe: Rajakom-bazaha

16. simplex
(
25/10/2007 14:58)
xxx,Salut,Fody,
marina ny teninareo fa misy adino kely hoe rehefa any @ Antemoro no tokony manaraka ny fomban'ny Antemoro. Refa any @ Antadroy enao dia tokony hanaraka ny fombany sns...
K zao, eto forum, izany hoe dinika malalaka ary koa hatsikana sy lalao, noho izany ra misy Antemoro mamaky tokony mba hanao fair play izy. Le hatsikana kou tsy dia hoe mitifitra Antemoro en tant q tel nge e. Azo avadika hoe betsileo tsara io na hoe Merina.
;-)
17. xxx
(
25/10/2007 21:01)
Inona no tokony hahamenatra ahy amin'izany? Mba irato kely ny saina.
Maninona no raha hoe betsileo dia mahazo analana fa raha antemoro dia tsia? Dia ny valiny dia hoe ny antemoro be sandry. .
Faharoa tiako tenenina, maninona raha gasy no mahatezitra dia miseho ho be sandry dia maninona raha vazaha dia tsy misy miteny?
Isika gasy hoy tsy ampy fifaninana mihitsy dia miseho mahery an-tanAna daholo.
Natsipin'ny sarokenatra teny an-tandroky ny omby ilay tady. Kay ilay omby tsy nisy tandroka fa masina be.
=D=D=D
18. xxx
(
25/10/2007 21:35)
Rehefa hoe tsy tia siramamy Rabe ry reto dia mba hajao hoe tsy tia izy a ! Efa misy milaza nareo hoe tsy tia Rabe ; ny kely indrindra tokony atao angamba raha ny hevitro hanajana ilay olona dia mba manontany azy aloha hoe tena tsy tia tokoa ve ianao ? ... dia tsy asiana raha tsy tia izy. Raha miteny moa izy hoe tia aho ka, dia azonao asiana izany. Fa tsy manao bontolo fotsiny hoe ka ny kafe an-drakoto asiana siramamy tsy maninona ka ny an-drabe no tsy hoasiana :oops::oops::oops:
Natao ho samy hafa ny olona, na ny mpiray tampo aza ka aza terena hitovy.
Natao ho samy hafa ny olona, na ny mpiray tampo aza ka aza terena hitovy.
19. sitlo
(
26/10/2007 04:23)
Fody:
Mba misokafa kely rastilo fa aza dia mikombona loatra.Tsy voatery hitovy ny olona rehetra. Ny betsileo tsy antemoro, ny antemoro tsy merina, eny fa na dia samy gasy daholo àry ireo.
Raha merina no lalaovin\'ialahy ny lohany, ohatra, safosafona ho fankasitrahana azy dia tsy misy ny olana, fa mba kitikitiho ny lohan\'ny antemoro dia ho hitan\'ialahy ny hanjoha an\'ialahy kely sandry io.
Ny sain\'ialahy no ahirato fa efa mihamaizina. Fa angaha koa ilahy io tsy gasy intsony. Dia mba olona hafahafa mihitsy, ny harenany no misy maka dia mampihomehy an\'ialahy. Aiza moa no tsy alain\'ny olona daholo ny harenany rehetra: safira, volamena,... Ilay miseho ho mahiran-tsaina be amin\'izay mihomehy fotsiny. Mba menatra e! Sa ialahy angamba isan\'ireo mpivarotra firenena, na irony tsy te ho gasy irony ka tsy ambany tsy ambony ohatra ny lohalik\'... Ka tonga amin\'ilay voalazan\'ilay tononkalo malagasy iray hoe: Rajakom-bazaha
Aoka ny lelako hitehaka amin\'ny laninaniko raha sanatria ka ny harenan\'ny gasy alain\'ny vahiny no mampihomehy ahy.
Fa izao, ilay antemoro miseho mafy be. Ataovy an\'izao sy izao ny antemoro raha tsy wawawa. Io ary fa nataon\'ny vazaha an\'izao ilay antemoro dia aiza ilay wawawa. Toa lasa hoe samby malagasy eh, sa ialahy tsy gasy eh, vatosoa a hoe safira ... :-D, Kay rehefa fotorana mitovy ihany fa eo fotsiny no miseho koukoukouuuuukou eo. Manao akoholahim-bohitra.
Ny antemoro marina ve izao mbola manambady be dia be sa mba mitovy amin\'ilay hoe [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Content/w%E9w%E9-158.gif[/IMG] rajakombazaha. :-D
20. sitlo
(
26/10/2007 04:37)
xxx:
Rehefa hoe tsy tia siramamy Rabe ry reto dia mba hajao hoe tsy tia izy a ! Efa misy milaza nareo hoe tsy tia Rabe ; ny kely indrindra tokony atao angamba raha ny hevitro hanajana ilay olona dia mba manontany azy aloha hoe tena tsy tia tokoa ve ianao ? ... dia tsy asiana raha tsy tia izy. Raha miteny moa izy hoe tia aho ka, dia azonao asiana izany. Fa tsy manao bontolo fotsiny hoe ka ny kafe an-drakoto asiana siramamy tsy maninona ka ny an-drabe no tsy hoasiana :oops::oops::oops:
Natao ho samy hafa ny olona, na ny mpiray tampo aza ka aza terena hitovy.
"Siramamy no misy, rehefa tsy tia dia mijanona", hozy izahay tamin'ny mbola kely.
Ahoana mihitsy izahay no ferana tsy hihomehy fa hoe tsy tia memezana ny antemoro. Aiza ary izany.
Dia raha manao baskety izany ohatra ny merina sy ny antemoro, dia tsy mahazo miteny daholo ny mpanohana ny merina satria tsy mahazo memezana ny antemoro?
Manao resaka tsssssss, aleo ihany [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Endormi/zzzzz-9758.gif[/IMG]
tairo tohizako