Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny anglisy tany Antemoro
21. sitlo
(
26/10/2007 04:48)
fr: frantsay, agl: anglisy, atr: antemoro
Dia nisy frantsay tonga izany.
agl: hi
fr: sorry, I don't speak english
Dia nifampibitsibitsika daholo ny vahoaka atr: "Anglisy ihany hono ireo lty ah"
Dia nandray fitenenana ny sefo
sefo atr: tonga soa
agl: they welcome you
fr: merci
dia nifampibitsibitsika daholo indray: "kay mersa hono lty eh, hisy totohondry eo androany"
Dia izay hono no nahatonga ny foko antemoro, raha vao misy zavatra kely dia totohondry foana. :-D
Angano angano arira arira, tsy izaho no mandainga fa sitlo. :-D:-D

22. xxx
(
26/10/2007 07:31)
"Siramamy no misy, rehefa tsy tia dia mijanona", hozy izahay tamin'ny mbola kely.
Ahoana mihitsy izahay no ferana tsy hihomehy fa hoe tsy tia memezana ny antemoro. Aiza ary izany.
Dia raha manao baskety izany ohatra ny merina sy ny antemoro, dia tsy mahazo miteny daholo ny mpanohana ny merina satria tsy mahazo memezana ny antemoro?
Manao resaka tsssssss, aleo ihany http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Endormi/zzzzz-9758.gif
tairo tohizako
Tsy haiko raha izaho no tsy mahay mamaky teny na ny mason'i Sitlo no mahita be loatra, ka raha resaka blagy no nolazaina azy dia tonga dia resaka baskety no hitany. Raha nanao sarin-teny indray resaka hafa :wink:
23. arialy
(
26/10/2007 10:53)
ny resaka atsikana kosa tsy misy anzany oe antemoro na merina na betsileo na vazaha na inona sy inona zany e, afaka mifaninana manao kosa e , fa samy tsy tezitra fotsiny !!! :roll:
tairo LOL fona ragàà a
tairo LOL fona ragàà a
24. xxx
(
26/10/2007 13:01)
fr: frantsay, agl: anglisy, atr: antemoro
Dia nisy frantsay tonga izany.
agl: hi
fr: sorry, I don't speak english
Dia nifampibitsibitsika daholo ny vahoaka atr: "Anglisy ihany hono ireo lty ah"
Dia nandray fitenenana ny sefo
sefo atr: tonga soa
agl: they welcome you
fr: merci
dia nifampibitsibitsika daholo indray: "kay mersa hono lty eh, hisy totohondry eo androany"
Dia izay hono no nahatonga ny foko antemoro, raha vao misy zavatra kely dia totohondry foana.
Angano angano arira arira, tsy izaho no mandainga fa sitlo.
Dain..! De inn kou zao io? Marary elà!
27. bilakarenjy
(
30/10/2007 12:08)
de ahoana izao ireny hatsikana ataon-dry francis turbo sy ry goth momba ireo karazan'olona sy karazana fomba sy ireo karazan-javatra samihafa ireo .
Maninona raha tenenina ry zalahy mpanao hatsikana ireo hoe : tsy mahatanty ireny izahay avy aty ananona fa aza atao ,fa tonga de voatifitra ialahy raha mbola mamerina .
Sady ny fampisehoana ataon-dry zalahy tonga de mahare daholo ny iray tanana sy izao tontolo ,izao .
Mba cool baina a!.Rehefa tsy mety @ baina de aza idirana fotsiny .

Sao de tokony asiana beksa kely aloha mba hampifandray tsara ny fiarahantsika .

28. Bita
(
31/10/2007 14:35)
Nihazakazaka avy any ilay Antaimoro mba nifampiresaka t@ ireo Anglisy dia nanontany an'ilay Anglisy iray:
Atr: Mister, mister (niantso mafy)
Angl: Eh quite calm
Ang: Mister sleep(s) now
Atr: Misy tay nao n'inona ny silipoko sady izaho tsy manao kiloty sady nisafoaka izy.
Atr: Mister, mister (niantso mafy)
Angl: Eh quite calm
Ang: Mister sleep(s) now
Atr: Misy tay nao n'inona ny silipoko sady izaho tsy manao kiloty sady nisafoaka izy.