Masera 3 vavy lasa nody tany an-danitra

1. RyAnona ( 21/08/2007 17:50)
Nisy masera 3 lasa tany an-danitra. Alohany hidirany anefa dia nisakana azy ireo teo ambavahady i Md Piera. Izay rehetrqa miditra eto hoy izy tsy maintsy mandalo fanadinana. Dia hoy izy 3 vavy hoe kanefa mba zavatra nianaranay an! Eny hoy Md. Ity ary no fanontaniana 1e ka iza no hiditra voalohany? Izaho hoy Masera Maria: Iza no olombelona 1e indrindra tonga teto an-tany: Adama hoy i Masera. Marina ka midira. Tonga ny faharoa: Iza no olombelona faharoa nataon'Atra? I Eva hoy ilay Masera faharoa. Eny mahazo miditra koa ianao. Fahatelo @ izay no niditra. Inona no nolazain'i Eva voalohany indrindra raha niteny izy: Hoy ilay masera Kay nataonao sarotra be kosa ny ahy. Izay imdrindra hoy i Md fa mandehana am-piadanana ary ianareo ry zanako......
novalian'i xxx ny 21/10/2007 18:26
2. SHOAN ( 21/08/2007 19:16)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=)):-@
3. enteme ( 23/08/2007 06:56)
mahita ambara
4. xxx ( 21/10/2007 18:26)
tsy napmé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0604