Rock gasy
1. RyAnona
(
09/10/2007 17:28)
Efa nisy ity tato fa tsy hitako intsony . Raha mba mety azafady mba omeo ireo tononkira na rock gasy e... na taloha na vaovao. Misaotra mialoha
répondu par frank_einst le 26/04/2012 16:31
2. boubounezy
(
09/10/2007 18:31)
zao lazaiko anao an, notanio i fiffi,refa tena tsisy fika d anotanio i diamondra27:°):°) azafady @nareo2 fa neritreretiko mba asou any ry anona:-P:wink:
4. cutie
(
10/10/2007 01:07)
http://profile.myspace.com/index.cfm?fuseaction=user.viewprofile&friendID=140016660
6. ravatorano
(
11/10/2007 05:52)
o ryAnona ah ?
tonokiran'iza no tadiavina fa bobaa b ange ny mpaigaly rock malagasy e ary misy ny sangany ao ny vao misondrotra ka tsy ho ary ho voatanisa eeto avokoa na ny lahy na ny vavy!
tonokiran'iza no tadiavina fa bobaa b ange ny mpaigaly rock malagasy e ary misy ny sangany ao ny vao misondrotra ka tsy ho ary ho voatanisa eeto avokoa na ny lahy na ny vavy!
8. ravatorano
(
11/10/2007 10:16)
ié aako tena manaa hira rock malagasy mihitsy ary feno izy ato fa saingy iza amindry zalahy sy zavavy ireo no mahafinaritra an dryAnona ?
ry fisina v sa ry redmetal sa ry apost sa ry dillie na ry iary na ry blackjack irambl snsss tsy voatanisa ry doc holliday ry kiaka sy tselatra , ry amrthü gass, ny namana iray izay mpikarakara ny rock eto amin ny radiovazogasy ihany koa
feno e mbola tsy ao ary zany ry kazar sy ny tsy voatonoko eto ! hihihih

9. melody
(
11/10/2007 10:26)
ary ahôna indray ity, mbola rocka malagasy ihany
http://www.dailymotion.com/relevance/search/rock+malagasy/video/x2ghr3_rock-brothers-revy-sy-vola-ary-rock_music
http://www.dailymotion.com/relevance/search/rock+malagasy/video/x2ghr3_rock-brothers-revy-sy-vola-ary-rock_music
11. bilakarenjy
(
11/10/2007 12:13)
de rehefa tafiditra ao @ bilakarenjy ianao ryAnona de klikeo le hoe : portail du hard rock malgache eo @ ROHY , de ahita ny site ianao ,de io idirana ,fa misy maro tsy tambo hisaina izy ao .

Ity zoky be Kelly Rajerison ity zao de anisan'ny mpiangaly ny rock koa , ka asa raha tianao .
De ketreho tsara e!.

Ity zoky be Kelly Rajerison ity zao de anisan'ny mpiangaly ny rock koa , ka asa raha tianao .
De ketreho tsara e!.
13. ravatorano
(
12/10/2007 13:44)
kà papoose < fa omena inona ndry ?
kazar ? kelly ? apost ? red metal ? sa ravatorano mirock =))=))=))=))=))=))
kazar ? kelly ? apost ? red metal ? sa ravatorano mirock =))=))=))=))=))=))
14. Bita
(
14/10/2007 12:06)
Ananan'i Ravatorano koa ve ilay Jonobotry 30 ireny na i Bao a? Azonareo soratana ve? Misaotra mialoha koa.
15. Papoose
(
14/10/2007 20:28)
ty ravato ty tena tss, :-D hay v enao mirock ee!!:}=))
Kazar in le ananao? manana za fa le misy an'le apokalipsa sy ny tariny iny de zay fa zay taty aoriana tsy ananako.
Mba omeo red metal vaovao raha misy koa ee:-*
Kazar in le ananao? manana za fa le misy an'le apokalipsa sy ny tariny iny de zay fa zay taty aoriana tsy ananako.
Mba omeo red metal vaovao raha misy koa ee:-*
16. ravatorano
(
15/10/2007 09:20)
papoose < ié za tia rock malagasy indrindra fa ny mavesatra ka i kazar apost tselatra ireny no tena ankafiziko
jonobotry an i balafomanga v zany e andraso jerevako fa mety misy ao d alefako aminao fa ilay bao tsy manana za kle
jeneraly taloha b koa manana za ireny live ireny mihitsy kah !
mitondra ndry CD dia tongava aty e :-P:-P:-P

17. RyAnona
(
23/10/2007 17:34)
Alefaso ary izay hanananao anmy na dia i Jonobotry fa ny tonony mihitsy no ilaina ka. Misaotra mialoha e!