mariazy

1. RyAnona ( 03/01/2008 20:14)
nampiakatra vady ilay ranamana ary efa nisy olonatiany nefa tsynanaiky azy mihitsy. Farany ny heviny naka olon-kafa izy. T@ izay fotoana izay indrindra namaly koa ilay iray ary dia nilaza fa hanaikyny hampiakariny. tonga ny andro fampakaana dia samy tonga teo izy 2 vavy. Ilay ranamna indray no nitsoaka:roll::roll::roll::roll:
novalian'i tsoupou ny 07/01/2008 14:15
2. DotMG ( 04/01/2008 04:59)
Ca sent le vécu.
3. hertix ( 04/01/2008 06:40)
ka maninona raha tsy nitsoaka fa samy nakarina daholo e! Tsotra anie zany e!:-D:-D:-D:-D
4. Simpona ( 04/01/2008 10:35)
na refa mitsoake lery de lde sipa roa no mivady:-*:-*
5. raivokely ( 04/01/2008 15:40)
eo no tena hita ny maha-lehilahy azy maka décision
6. Bafota ( 04/01/2008 16:48)
Tena lehilahy izy ko!Fanampaha-keviny:Nampidininy iziroa
7. kiadi ( 04/01/2008 22:48)
de aleo ho anah ny ray aza eh :D:D:D
8. mbaliana ( 05/01/2008 13:58)
odrrryyy ...
9. tsoupou ( 07/01/2008 14:15)
ka maninona raha tsy nitsoaka fa samy nakarina daholo e
Na ny iray nakarina dé lé iray niakatra e =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4822