mariazy
![](https://avatar.serasera.org/329e7ef6cdbf35fd4e5e9118f03c7f4c.jpg)
1. RyAnona
(
03/01/2008 20:14)
nampiakatra vady ilay ranamana ary efa nisy olonatiany nefa tsynanaiky azy mihitsy. Farany ny heviny naka olon-kafa izy. T@ izay fotoana izay indrindra namaly koa ilay iray ary dia nilaza fa hanaikyny hampiakariny. tonga ny andro fampakaana dia samy tonga teo izy 2 vavy. Ilay ranamna indray no nitsoaka:roll::roll::roll::roll:
novalian'i tsoupou ny 07/01/2008 14:15
![](https://avatar.serasera.org/62af164694c87db91473f3111b8b5765.jpg)
3. hertix
(
04/01/2008 06:40)
ka maninona raha tsy nitsoaka fa samy nakarina daholo e! Tsotra anie zany e!:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/8ef1f83d8d7f749a73b686bbf837cda4.jpg)
9. tsoupou
(
07/01/2008 14:15)
ka maninona raha tsy nitsoaka fa samy nakarina daholo eNa ny iray nakarina dé lé iray niakatra e =)) =)) =))