Ela ela ela o! mihetsiketsika ny tapany ambany....

1. RyAnona ( 20/10/2007 10:59)
Mahalala ny titre misy an'io hira io ve ianareo ary ny tonony azafady: Ela ela ela ela orera?????, Mihetsiketsika ny tamba ny ambany, mihetsiketsika boribory????? Miala tsiny fa izay no fandrenesako azy. Misaotra mialoha e!
répondu par Bita le 21/10/2007 10:20
2. ikalabota ( 20/10/2007 14:58)
3. sitlo ( 20/10/2007 16:14)
vao henoko vao haingana mihitsy io fa tsy tadidiko hoe taiza.
boys band no mihira azy dia tsy haiko koa hoe iza, tempo gaigy angamba
Dia booly booly no lohateniny fa tsy haiko koa ny manoratra azy

misy haiko kely amin'ny tonony ka

...
miolakolana mitapy mandihy
mitapitapy dia booly
mitapitapy dia booly booly
:-D
4. Bita ( 21/10/2007 10:20)
Ao @ youtube nareo mandeha jereo ny hira gasy rehetra fa ao izay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2227