Sokafy ny boky ho vakian-dramose

1. RyAnona ( 06/09/2007 06:37)
Miala tsiny fa somary mafana ity bolagy ity.
Nisy mpampianatra lahy nanambady mpianatra vavy tany atsimotsimo tany. Ny zavatra nampianarin'ilay mpampianatra an'ilay mpianatra raha mbola tany ampianarana ry zareo dia ny mamaky boky. Ary dia efa nahay tsara ilay mpianatra. Latsa pitia ary Ramose nefa sarotra taminy ny nilaza ny fitiavany ka hoy izy ianao mbola tsy maintsy manao fianarana fanampiny ka raha tinao dia hampianariko mamaky teny tsaratsara kokoa iano. Hoy ilay mpianatra sady kay tia azy koa, hisy hoatr'izany indray ve. Nitohy ny fianarana ary dia nifanaraka izy 2 fa rehefa miteny ilay Ramose hoe sokafy ny boky ho vakian-dramose dia afaka mifankatia izy izany fa efa vonona ilay mpianatra @ boky. Dia isaky ny te hitia an'ilay mpianatra ilay Ramose dia hoy io ny "mot de passe" izany. Henon-dry zalahy sasany ary ilay izy ary ny zazalahy tena sahisahy izay ary dia nianarany tsara ny feon-dramose ary indray hariva (alina)fantany fa hody alina ilay ramose ary efa natory ilay mpianatra hoy izy "SOKAFY NY BOKY HO VAKIAN-DRAMOSE" dia tsy efa fantatry ilay mpianatra ary dia misokatra ho azy izay sokafany. Vita ny nataon'ilay tovolahy dia lasa izy. Indro tonga ilay Ramose ary dia toy ny fanaony. "SOKAFY NY BOKY....." hoy ilay mpianatra F'ANGAHA MBOLA TSY AMPY ILAY NOVAKIANAO TEO INY?":evil::twisted::°):°):lol:
novalian'i kiadi ny 08/09/2007 14:28
2. sonwin ( 06/09/2007 09:07)
tsy afaka miteny izany hoe page-2 izao?
3. xxx ( 06/09/2007 14:32)
:-D ramose koa fetsy an !
4. xxx ( 06/09/2007 16:23)
Tena tsy ratsy iny hoy pejy faha 3 mbola tsy voavaky
5. Solitikabe ( 07/09/2007 02:22)
Dia novalian-dRamose hoe " FA NGA MOA NY BOKINAO NO NOVAKIAKO ANDROANY INY?"
6. kiadi ( 07/09/2007 16:16)
tsisy introduction kosa angamba ilay boky an :-D:-D:-D
7. Bita ( 08/09/2007 11:38)
Rehefa mba mamaky boky anie dia ny soratra ary @ vodim-bokyy no vakiana aloha dia @ fantatra na ho vakiana na tsy ho vakiana ilay boky e!:lol::lol::lol:
8. kiadi ( 08/09/2007 14:28)
de vaky zany ilay vodim-boky?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2727