Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i sipamola, milahatra araka ny daty
sipamola
(
20/08/2007 05:27)
Mba rahoviana
Manao ahona
miala tsiny fa mba mangataka ny hirany Bodo Mba rahoviana raha azo atao...
tohiny
sipamola
(
17/08/2007 08:24)
Mba rahoviana, fenofeno, ny fahitana anao, miandry anao, ...
Manao ahoana tompoko
Mba saika hagantaka ny hirany BODO ange azafady indrindra le hoe Mba rahoviana, Miandry anao, ny fahitana anao, fenofeno, rafahendrena
Dia misaotra mialoha tompoko...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/08/2007 15:47
sipamola
(
16/08/2007 09:50)
Aiza Neny?
Manao ahoana daholy.
Zao ry reto a 37 taona zah zao manambady niteraka 2 lahy kely, za de mbola tsy nahita zay Reniko zay niteraka ahy nefa mbola velona soaman-tsara any izy!!!
Isakiny ny manontany ...
tohiny
novalian'i poussy3 ny 16/08/2007 16:35
sipamola
(
18/07/2007 06:21)
Antanambao- avia- hiara hiakatra - farimbolana- efa ela-
Salama dôly e!
Tsara be le site fa tohizo hatrany , mankasitraka é.
Zao ry reto a, mba mila fanampiana avy @nareo le Joba é, mitady an'ireo tonon-kira reo za e.
Mba manao collection mantsy za de...
tohiny
novalian'i masosotsa ny 18/07/2007 10:47
