Mba rahoviana, fenofeno, ny fahitana anao, miandry anao, ...
1. sipamola (
17/08/2007 08:24)
Manao ahoana tompoko
Mba saika hagantaka ny hirany BODO ange azafady indrindra le hoe Mba rahoviana, Miandry anao, ny fahitana anao, fenofeno, rafahendrena
Dia misaotra mialoha tompoko