fikomiana tsy hisakafo

1. sakaizakely ( 16/08/2007 15:19)
Greviste de la faim

Ahoana kay ny fandehan’ny lalàna am reny raha mba misy mahafantatra ?

Misy tsy maintsy entina tsaboina any @ hopitaly asa afaka firy andro, satria ahiana voatohina ny fonctions vitales dia tsy azo jerempotsiny intsony.

Amiko hoe raha vao manao grevy tsy mihinankanina fotsiny ny olona iray, dia efa mise en danger de la vie d’autrui izay (la sienne en l’occurrence), ka izay vavolombelona mahita sy manatrika dia tokony mitondra azy haingana any @ hopitaly, raha tsy izay dia non assistance à personne en danger ???

Tsy fantako hoe hatraiza no mihatra io hoe non assistance à personne en danger io, tsy tokony vao manomboka ny fikomian’ilay mpanao grevy ve ?

Satria mantsy toa hitako fa misy mpitsabo humanitaires ireny manao examens médicaux ihany manaraka andry zareo isanandro. Maninn tsy tondé perfuser-na le olona ohatra ?

novalian'i Ratoa ny 25/08/2009 20:42
2. sakaizakely ( 17/08/2007 10:14)
sa ve de tena tsisy mahay mikasika an'io mihitsy eto e ?
3. fijo ( 11/09/2007 22:04)
raha roa andro aloha izy no tsy miskafo nefa tsy diabetika ,dia tsy mbola en danger izay e.
fa avy eo kosa izy diamatetika misy dokotera manaraka azy.
mino kosa aho fa raha maty nefa ilay olona,azo torianaany amin'ny tribunaly administratif ny fanjakana,satria tokony niaro ilay olona.tranga tsy mbola niseo io aloha raha ny fahalalako
4. ikaretsaka ( 11/09/2007 22:38)
fa raha araka ny lalana tokoa..
raha sitrapony no tsy te hisakafo dia iza no diso?
5. fijo ( 14/09/2007 23:12)
sitrapony ,diso izy,fa rehefa tena malemy izy ,ka tsy mihetsika ny fanjakana dia diso koa
6. Rasiligaoma ( 15/09/2007 04:57)
dia inona no ataon'ny fanjakana raha izay cas izay? izy ary efa tsy te hihinana?
7. Ratoa ( 25/08/2009 20:42)
perfuser-na de force!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0836