Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
puket
(
20/08/2007 07:20)
Stage et emploi
Efa mba miha lehibe iany ny tena reto ka mba mangataka "pistonnage" kely @ reto zoky ato reo an....Tapitra @ ity taona ity ny fianarana de mila manao stage sns...Ny olana anefa dia stage à "mobilité...
tohiny
novalian'i anjeliko ny 03/09/2007 13:26
rabaradaka
(
20/08/2007 07:05)
Kanosa nefa tehanao
Izay hakanosana izay no hita amin'ingahy Razoharimihaja Solofonantenaina Filohan'ny TIM amin'izy izao hilatsaka izao nefa dia laharana faharoa. taiza nama no nisy ka filohan'ny antoko eo amin'ny fiton...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/09/2007 11:12
Jeankely
(
20/08/2007 06:59)
Fanasoavana firenena ve midika fisolelahana @ mpitondra?
Rehefa miresaka eto momban'ny fandraisan'ny rehetra andraikitra, na ny tsy fankatoavana ny resaka politika mandany andro ary mamporisika ny rehetra ny hilofo ho an'ny tenany dia midika ve izay fa fiso...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/08/2007 05:32
xxx
(
20/08/2007 06:50)
extrêmiste loatra ve?
Kristianina Katolika ny tenako, fa mahatsapa aho, fa toa ny pretra "sasany" tsindriako tsara ilay hoe ny sasany no mahatonga ny mpivavaka hiala an-daharana! izao ilay zava-nitranga, mère celibataire ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 05/09/2007 18:55
LazaDaddy
(
20/08/2007 06:04)
Pretra miangavy ny olona hivavaka @ Allah
"Catholic churches in the Netherlands should use the name Allah..." http://www.inthedays.com/the-falling-away/bishop-urges-christians-to-call-god-allah/#more-1429 ny tohiny.
Ahoana ny hevitrareo?...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 29/08/2007 06:14
sipamola
(
20/08/2007 05:27)
Mba rahoviana
Manao ahona
miala tsiny fa mba mangataka ny hirany Bodo Mba rahoviana raha azo atao...
tohiny
niryna
(
20/08/2007 04:36)
Un OVNI na UFO, mino an'io ve?? ?Herin'ny maizina hono ???
Misy zavatra mba manitikitika ahy ity.Zavatra misidina tsy fantatra endrika na maro karazany eny an-danitra ary efa maro dia maro tokoa no nisy nilaza fa nahita azy io.
" Un Objet Volant Non Identifi...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 01/09/2007 05:07
tyfoly
(
19/08/2007 21:58)
ampio e
ahona no atao mba hamerenana ny sipa taloha, raha za no nilaza we vita ny anay !, izy moa mipetraka 600km, , ny nahatonga ny fisarahana d izy nilaza we manahirana b ny halaviran-toerana ka mety hanahi...
tohiny
novalian'i miraymel ny 25/11/2007 13:30
Imahaka
(
19/08/2007 20:02)
Sao mba nandalo
Azafady ry mpiserasera o!
Sao mba nandalo teto ilay tiako
Nifamaly izahay mantsy omaly
Ka ny hafatro tsisy valiany! :?
...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 22/08/2007 13:36
Ivandry
(
19/08/2007 18:40)
Falifaly
Raha mba misy manana ilay hiran'i Titianah hoe "Falifaly " iny azafady.Misaotra mialoha....
tohiny
seraphin
(
19/08/2007 15:09)
Marina ve fa any Madagasikara ilay Edena sy Paradisa voalaza
Mandinika lalina io. Mba ilazao sy ampio....
tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/10/2007 10:15
Fiffi
(
19/08/2007 12:51)
Fahotana ve.......
Eskodosy 20 : 2-17 : "Aza manonona foana ny anaran'i Jehovah Andriamanitrao; fa tsy hataon'i Jehovah ho tsy manan-tsiny izay manonona foana ny anarany."
Lasa kely hoa ny heritreritro am io voalaza...
tohiny
novalian'i todisoa2 ny 25/08/2007 12:17
fabikely
(
19/08/2007 09:52)
Hitady tondrom-peo
Iza kay no mba afaka mametraka tontom-peo an i poopy? za koa manko vao mianatra guitare (irery) dia amin ny fandraisan-davitra ihany ahako no afaka mampiana-tena fa tsy misy mpanoro.
Misaotra betsa...
tohiny
malagasynord
(
19/08/2007 09:12)
Mitady tonokira
Manao ahoana ianareo namana rehetra
Mba mangatka raha misy manana ilay tononkiran' Melky
hira fivavahana iny fatena tsara loatra ilay.
koa dia misaotra anareomialoha
Dia @ manaraka koa.
Avy aty...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/08/2007 15:43
xxx
(
19/08/2007 07:18)
pb pc
Miala tsiny fa tsy te-hametraka ps ny tenako.
Manana olana @ pc aho ka mba mangataka fanazavàna sy fanampiana raha azo atao. Misaotra mialoha ho an'izay mandray anjara
Toy izao ny zava-miseho:
...
tohiny
novalian'i frazy ny 07/09/2007 10:28
anjarina
(
19/08/2007 06:32)
RISY/REO TENY KELY ROA
sao de mba misy mahalala ny tononin'io hira tsara be io o???...
tohiny
novalian'i cutie ny 21/08/2007 19:52
xxx
(
19/08/2007 00:40)
mitady torohevitra
ahona ny atao raha te hanapoitra sary ato @ forum?
tsy mandalo site internet fa sary avy ao @ pc no ampoitra forum ho dinihana ! misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i frazy ny 05/09/2007 08:46
xxx
(
18/08/2007 21:54)
Traikefa
Firy no efa nandalovanareo hatramin'izao?
Izay mahay mamaly....
tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/09/2007 02:32
bazylou
(
18/08/2007 19:16)
efa baolina tanim-bary ve
rangahy itydia mbola resy ihany , en plus eo an tanana ihany, tsssssssssss:°):°):°)...
tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 27/08/2007 19:12
zama91
(
18/08/2007 16:51)
naharesy ny barea medail d'or ?
tena mbola tsy naheno vao2 mihitsy aho fa dia firy sy firy le baolina dia iza avy no nahafaty tao...
tohiny
novalian'i lost ny 19/08/2007 17:42
