Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bosista ( 23/08/2007 09:20)
ny anjely sy ny firaisana ara-nofo???
manao ahoana daoly, de mba manontany zah ho an'izay mahalala, indrindra ireo izay mino ny fisian'ny anjely: misy filahiany sy fivaviany ve ny anjely? ary mba manao firaisana ve izy ireny sa ahoana? ... tohiny
novalian'i niryna ny 26/08/2007 19:39
akama2006 ( 23/08/2007 08:45)
fanodinana vola manakara
tena marina fa tsy fanaratsiana kay ilay resaka hoe ranjeva no isany voarohirohy taminy ilay resaka halabola re etsy sy eroa efa volana maromaro izay!ary tena tsy mandainga ighany le telefonina andala... tohiny
bleriot ( 23/08/2007 06:56)
Tanana nahabe
Salama daholo , Mba mitady tonokira , na hira (WAV ou MP3 ) , efa tranainy hiany ilay hira . Ny loha-tany dia : TANANA NAHABE . Tsy fantatro na Ny Railovy na MRazafy ? .Iangaviana izay mahita . ... tohiny
novalian'i SHOAN ny 24/08/2007 13:07
LazaDaddy ( 23/08/2007 00:23)
Mora ve ny manetry tena?
Araka ny efa niainanao, mora ve ny manetry tena? Inona avy ny mety ho sakana?... tohiny
novalian'i cutie ny 07/09/2007 12:12
boubounezy ( 22/08/2007 23:39)
XX v?
tsy aiko nareo fa ra ny fandraisako reo mpanao XX reo na izy namanao iany fa t amély mafy anao ato @ forum, na oull tena tsy t ho fantatroull eto izy fa mamely anao :?: na menatra kou izy fa mety faz... tohiny
novalian'i xxx ny 24/08/2007 13:29
fijo ( 22/08/2007 22:26)
finoana
ry gasy namako,tsara ny mino,saingy ny an'ny razanao hatsaraina fa tsy ny an'ny hafa izay tsy hay akory ny marina aminy.... tohiny
facri ( 22/08/2007 18:37)
silamo
Ahoana indray ianareo amin'io finoana io,... tohiny
fifa5 ( 22/08/2007 17:02)
SAROPIARO
mba mangataka ny hiran'i Benja Ralibera raha misy mahay le hiara hoe fa tiana no maha-saro-piaro... tohiny
novalian'i SHOAN ny 24/08/2007 13:03
xxx ( 22/08/2007 15:53)
mety refusé ve ny visa raha izao no cas andehanana
manambady frantsay za de bevoka fa hiomana hanafatra ny reniko de mety possible ve hoe mivaly ny visany fa tsy refusé de raha mety de inona avy ny taratasy mety ilaina ... tohiny
novalian'i fijo ny 31/08/2007 21:21
lohabe ( 22/08/2007 15:44)
18,2 tsy number one fa hafa
Tsy fantatro ny titre fa misy hoe: refrain Slam jah tsy maintsy m o o o Slam jah tsy maintsy m o o Tong nad tsy maintsy m o o o Tong nad tsy maintsy m o o misy hoe: manaikitra micro ilay al... tohiny
novalian'i SHOAN ny 24/08/2007 13:05
Kwasi ( 22/08/2007 14:03)
alamo
Inona kay no solon'ny alamo ampiasainareo vhv any andafy? en supposant hoe mpampiasa alamo tany dago.... tohiny
novalian'i dibbah ny 16/09/2007 12:58
mariah ( 22/08/2007 07:33)
virus sur mon pc, à l'aide
Bonjour, Tena tokony tsy ato ity no atao fa mba ato no be olona dia nataoko tato fa miala tsiny mialoha. Inona kay no tokony hatao raha misy virus ny ordi? izany hoe raha vao manokatra internet ... tohiny
novalian'i SHOAN ny 29/08/2007 18:57
niryna ( 22/08/2007 05:07)
Kristy, mpaminany,nisy hafa nanao asa nitovy Azy ve?Iza?
Amin'ny maha-mpaminany an'i Kristy ( Mk 6:4)dia nanambara ny ahafatesany Izy (Mk 8:31) ary nanao fahagagana maro sy nanasitrana ary nandroaka ny demonia Mk 5:8 Anisany tamin'izany ireto fahagagana ... tohiny
novalian'i niryna ny 08/09/2007 04:05
Jeankely ( 22/08/2007 04:26)
Izay nisasarana hifaliana na mbola tsy ampy aza.
Ny mpanatsatso tsy mitsahatra fa manambany izay ezaka vita. Izay Medaly azon'ny Malagasy hifalianay Malagasy mihintsy fa izany akory tsy milaza fa vita eo ny ezaka. Na toka-maso manjaka amin'ny tanin'... tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/08/2007 05:24
sylvana ( 21/08/2007 22:17)
Mitady tonokiran'i Voninavoko hoe ZANAK'IARIVO....
Miarahaba tompoko! Mba mitady ny tonon'ilay hira mitndra ny lohateny hoe Zanak'Iarivo an'i Voninavoko raha mba hainareo azafady. Misaotra mialoha.:*... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/08/2007 10:44
kiadi ( 21/08/2007 20:47)
tratrako
http://img337.imageshack.us/img337/5638/hugemm7.jpg tratrako kelly saika angalapinana tao andakozia =))=))=))... tohiny
novalian'i dadie ny 31/08/2007 21:29
sakaizakely ( 21/08/2007 20:30)
ny vhv sy ny taona
Inona no antony mahatonga ny vhv sasany handainga @ taonany entre samy vhv ihany ? Indrindra moa fa misy hita misoritra tsara @ endriny sy ny fihetsiny izany. Resaka generation ohatra hoe resaka mpihi... tohiny
novalian'i arialy ny 10/10/2007 18:35
menalamba ( 21/08/2007 19:11)
Sâmétra...tsokotsoko
Tsara koa raha mba asiana fifaninanana toy izao ho @ vehivavy ato @ serasera an! :^) http://www.liveleak.com/view?i=f32_1187686846... tohiny
SHOAN ( 21/08/2007 19:02)
Opération "SOUPE" - Volana Aogositra sy septambra 2007
Io afaka jerena amin'ny Rdio Vazo Gasy ohatra : http://radiovazogasy.com/?rub=news/news&newsid=n46c74ee80258c Mahazotoa daholo ô ! :D:D... tohiny
salopard ( 21/08/2007 18:01)
Jeux des iles, Medailles d'or, faly sa tsy faly?
na dia gisitra t@ jeux africains de voalohany t@ jeux des iles: -satria aleo ngeza miaraka @ kely toy izay kely miaraka @ ngeza -voalohany any @ kilasy garabola, fa gisitra any @ kilasy 6è - ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/08/2007 04:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.37