Liste des messages
Liste des messages, inserés par SHOAN, par ordre de date
SHOAN
(
11/08/2008 09:14)
Tsiky ho an'ny rehetra ...
http://www.dailymotion.com/video/x6e18g_vivre-et-sourire-pour-survivre_people...
suite
répondu par Samoana le 11/08/2008 18:13
SHOAN
(
11/08/2008 09:13)
Tsiky ho an'ny rehetra ...
tsy haiko hoe aiza no tokony apétraka dia ataoko eto
Salama va ?
Ito misy clip nataoko fa nisy hira tiko bé dia nataoko niaraka aminy
hiran'i Rija Rasolondraibé izy io
Ny sary dia mba fomba fil...
suite
répondu par SHOAN le 20/08/2008 18:57
SHOAN
(
11/08/2008 09:01)
Tsiky ho an'ny rehetra ...
Salama va ?
Ito misy clip nataoko fa nisy hira tiko bé dia nataoko niaraka aminy
hiran'i Rija Rasolondraibé izy io
Ny sary dia mba fomba filazàko hoe tena marina no lazain'ni Hery hoe TSIKY DIA ...
suite
répondu par dadabe le 20/08/2008 20:06
SHOAN
(
08/08/2008 20:18)
MISY OLONA TOKONY HO SAKANANA ATO
MISY OLONA TOKONY HO SAKANANA ATO ...
Mandreraka fa mandefa lahatsoratra lava bé hoe jesus christ
Ka teny frantsay ranoray ilay lahatsoratra
Milaza fa hoe Christ ny pseudoa n'io olona io
ka dia i...
suite
répondu par SHOAN le 12/08/2008 09:35
SHOAN
(
21/08/2007 19:02)
Opération "SOUPE" - Volana Aogositra sy septambra 2007
Io afaka jerena amin'ny Rdio Vazo Gasy ohatra :
http://radiovazogasy.com/?rub=news/news&newsid=n46c74ee80258c
Mahazotoa daholo ô ! :D:D...
suite
répondu par diamondra27 le 13/09/2007 20:11
SHOAN
(
18/08/2007 11:49)
Jimmy, attends-moi
izay mba afaka manomé an'io hira io ho an'i Shoan azafady ô ?
ny tonony sy raha manana en mp3 na youtube
merci mialoha ô:D:D8)...
suite
répondu par rantylahy le 04/09/2014 14:31
SHOAN
(
14/08/2007 09:43)
Momban'ny BIZOURK * hita tamin'ny tranonkala ARF
:*Momban'ny "[u][i][b]BIZOURK[/b][/i][/u]"
Ho an'ny namana serasera
Tsara angamba raha haveriko amin'ny tény malagasy eto ilay soratra voatery nofafàn'ny webmasitera .
momban'ny édito n° 102 ao...
suite
répondu par sympa le 22/08/2007 20:15
SHOAN
(
09/08/2007 08:20)
BIZOURK ........... avy amin'i Shoan
:* Bizourk à tous et à toutes :*
Tsy voadika tamin'ny teny gasy.
[i]Nahitsin'i hery[/i]...
suite
répondu par tess le 20/12/2007 11:21
