Tsiky ho an'ny rehetra ...

1. SHOAN ( 11/08/2008 09:14)
http://www.dailymotion.com/video/x6e18g_vivre-et-sourire-pour-survivre_people
novalian'i Samoana ny 11/08/2008 18:13
2. diamondra27 ( 11/08/2008 10:51)
Misaotra nizara ary dia mirary fahasalamana hatrany akia a.
Eny a na dia tao anatin'ny mangidy aza ndry dia mbola nahita izany sourire izany foana ary vitsy dia vitsy ny olona mahavita io ka dia mankasitraka mankatelina. Aza kivy fa mitraka foana e. Tohizo ny traitements de eto foana akia zahay namndry hatramin'ny farany a.bisous mamybe>

Miala tsinytokoa raha sy tonga tany am hopital fa tena kandrabe sy tsy salama koa ny tena tamin'ireny e.

Dia ampiako ity koa akia a
http://www.topchretien.com/toptv/view/1312/joyce-meyer-la-joie.html


:* :* :* :* (l) (l) (l) (l)
3. diamondra27 ( 11/08/2008 10:53)
ty ny fizarana faharoa http://www.topchretien.com/toptv/view/1477/joyce-meyer_joyce-meyer-la-joie.html
4. SHOAN ( 11/08/2008 13:09)
Misaotra bé akia !
ka dia mba omeko iray koa i toi zany
http://ucmr.free.fr/
kiss
5. Samoana ( 11/08/2008 18:13)
:wink: :-* mahatsiaro am-bavaka sy an'eritreritra hatrany na dia tsy nahatsiditsidika an-tsoratra loatra aza tatsy ho atsy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3528