Misaotra nizara ary dia mirary fahasalamana hatrany akia a.
Eny a na dia tao anatin'ny mangidy aza ndry dia mbola nahita izany sourire izany foana ary vitsy dia vitsy ny olona mahavita io ka dia mankasitraka mankatelina. Aza kivy fa mitraka foana e. Tohizo ny traitements de eto foana akia zahay namndry hatramin'ny farany a.bisous mamybe>
Miala tsinytokoa raha sy tonga tany am hopital fa tena kandrabe sy tsy salama koa ny tena tamin'ireny e.
Dia ampiako ity koa akia a
http://www.topchretien.com/toptv/view/1312/joyce-meyer-la-joie.html