Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna
(
24/08/2007 07:21)
Misy soso-kevitra ity ka mba ampio aho azafady e!!
Mitady namana hiaraha-mivavaka ny namana na havana sns izay manana olana eo amin'ny fiainana ka mila vonjy.
Ity misy soso-kevitra kely mety mahasoa antsika rehetra.
Mifampahery isika rehetra ato...
tohiny
novalian'i adidy ny 08/09/2007 09:37
xxx
(
24/08/2007 06:30)
inona no isorohana, rha tafiditra ny sperma nefa 14èm jour
Tsy nanapo izahay t@ nanao rapport fa vaky tapoka ny proterctor nampiasainay , zaho nefa 14ème jour, mbola tamin'ny androany zahay no nanao io rapport , nampiasa fimailo zahay nefa moa tsy hay hoe...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 28/09/2007 09:11
xxx
(
24/08/2007 05:52)
mba toroy hevitra maika fa..........
manahoana daholo ntsika!
Loza owa fa nanao rapport zaho sy le olontiko dia vaky le "fimailo" (protector) , tsisy nanapo zahay raha tsy owe efa vita ilay natao, nefa dia tombén'ny 14ème jour mihits...
tohiny
novalian'i marcocofa ny 27/11/2007 08:44
wooda
(
24/08/2007 00:23)
Mitady vavolombelona
Tokony nataoko tary ity dinika ity fa ato no tsapako fa mampisy lanja anazy.
Inona no zavatra vitanareo @ fitiavana?
Ohatra: tiako be ny sipako (na ny vadiko), miezaka za ny hamalifaly anazy sy ...
tohiny
novalian'i kallie ny 28/08/2007 15:12
LazaDaddy
(
23/08/2007 23:57)
Ny resaka atao
"[i]Aoka ny fiteninareo ho amin'ny fahasoavana mandrakariva, ho mamy sira, mba ho fantatrareo izay tokony havalinareo ny olona rehetra.[/i]" Kolosiana 4:6
Io fotsiny dia tsapako fa tena mila fandav...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/08/2007 23:15
nororavel
(
23/08/2007 22:04)
mitady mozika " freddy ranarison "
raha mba misy mahita mozika n'i freddy ranarison "razafindrahety, diavolana sns..." possible ve ny mahazo azy format mp3 azafady misaotra diany mialoha
Noro...
tohiny
novalian'i nororavel ny 24/08/2007 19:08
fijo
(
23/08/2007 20:31)
vaoao avy any vatican
sendra nihaino radio RMC aho tamin'ny maraina,ka nahasarika ahy ny vaovao henoko.toa nilaza i papa fa tokony hisaina ny europeanina ary hiatrika ny ezaka ataon'ny silamo mba "islamisena azy"
marina t...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/08/2007 22:13
imeva
(
23/08/2007 19:59)
vaky tratra
Rehefa ahoana kay ny zaza no atao hoe vaky tratra? Dia ahoana ny fomba fiarovana azy tsy ho voan'izany?...
tohiny
novalian'i betty ny 24/08/2007 14:13
sakaizakely
(
23/08/2007 19:39)
les origines de la vie
misy émission am france2 mikasika ny fanombohan'ny zazà, manomboka @ fanamboarana azy ;-) ka hatramin'ny fahaterahany
Mampi (l):-*(l):-*(l):-*(l):-*(l):-*(l):-* ho an'izay tia ...
tohiny
novalian'i dibbah ny 16/09/2007 12:47
sipagasy
(
23/08/2007 19:05)
ampio hoe aho izahy mahay!
Miarahaba
Saika mba hanontany e! hoe inona moa ry ireto sa iza avy ny karazana site mety ahafahana manao, sy ahazahoana mandefa kadô any madagasikara, efa hitako teto ihany izy izay fa tsy tsaroak...
tohiny
novalian'i lilinivo ny 16/01/2008 09:36
diamondra27
(
23/08/2007 17:55)
akamo tohiny, poerre d'alum
eto zany raha misy liana ny momba azy sy we aiza no mety ahitàna azy
de mahafaka acné koa zany io hono
http://forum.doctissimo.fr/sante/acne-psoriasis/pierre-remede-boutons-sujet_155607_1.htm ...
tohiny
novalian'i dibbah ny 16/09/2007 12:52
niryna
(
23/08/2007 17:49)
Toy ny fon'ny zaza no tokony atao.Ahoana izany?
Hoy Kristy"[i]Avelao ny zaza ,ary aza rarana tsy hanatona Ahy :fa an'ny toa azy ny fanjakan'ny lanitra"[/i] Matio 19:14
Asa ianareo raha efa niara niray tanana ireny olona manavakavaka ireny.Misy ...
tohiny
novalian'i niryna ny 27/08/2007 05:31
olvier
(
23/08/2007 16:23)
vahine ity ny hirahira ampoko
ho fahatsiarovana ny fahazazana he...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/08/2007 10:38
hery
(
23/08/2007 15:53)
Tonga indray e... hendry tsara daholo? :-)
Izay vao tena vita ny fialantsasatra. Inona ny vaovao teto? :-p
Toa henoko hoe nandalo teto i ranona dia ni-xxx dia avy eo voadona i ranona dia nananona? :lol: 'Nareo ireto wah.
Eto indray isika iz...
tohiny
novalian'i sympa ny 27/08/2007 14:43
tenagasy
(
23/08/2007 15:45)
Alenteho lalindalina moa e!
Mankamamy!
Sehatra natao ho an'ny dinidinika sy ny fifanakalozana ary ny fanontaniana isan-karazany tokoa moa no eto, ary tsy misy izay tsy maha mety izany.
Ny zavatra tsapako anefa toa tsy dia mba ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/08/2007 10:41
lionnelia
(
23/08/2007 14:26)
BAHAMAS
salut daholo e!
mba ahoana re r'ireto ny fahitanareo an'ity resaka bahamas mba tena mila confirmation an'izay mahalala fa izahay izao tena efa anisan'ilay voaray mihitsy nefa matahotra sao dia tsy ...
tohiny
novalian'i rmbary ny 23/10/2007 22:47
xxx
(
23/08/2007 14:20)
specialiste fistule anale
Mijaly be @ ity aretina antsoina hoe fistule anale ity ny vadiko efa folo taona izay:(, natao daholo izao fitsabona rehetra izao , nijaly fotsiny izy fa tsy hita izay vokany , taty aorina elabe vao fa...
tohiny
novalian'i miarinkery ny 23/11/2020 09:45
vavahady
(
23/08/2007 12:33)
Jesosy mahery fihetsika????!!!!!
Hoy i Jeso-kristy ao amin'ny lioka toko faha-19 and27 manao hoe:
Fa ireo fahavaloko ka tsy nanaiky ny hanjakako ireo dia,ento aty ka vonoy eto anatrehako"
izany ary no tenin'ny tompo!!
Ahoana izan...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/08/2007 23:17
fetrakens
(
23/08/2007 11:32)
Materialisme
Ny olona sasany amin'izao tsy tia manambady raha tsy manan-karena ilay ho vadiny. Ahoana ny hevitrao Harena aloha vao Fitiavana sa Fitiavana aloha vao Harena?...
tohiny
novalian'i Angolaina ny 28/08/2007 08:27
xxx
(
23/08/2007 10:19)
Tsiliva - I love U
Coucou !
J'ai trouvé "I love U" de Tsiliva dans Tononkira serasera mais les paroles sont pas là en entier !
Quelqu'un les connait ?
PLEASE !
HELP !
...
tohiny
novalian'i SHOAN ny 24/08/2007 13:04
