mba toroy hevitra maika fa..........

1. xxx ( 24/08/2007 05:52)
manahoana daholo ntsika!
Loza owa fa nanao rapport zaho sy le olontiko dia vaky le "fimailo" (protector) , tsisy nanapo zahay raha tsy owe efa vita ilay natao, nefa dia tombén'ny 14ème jour mihitsy za , mbola t@ maraina teo le izy, Ka mba toroy hevitra aho amin'izay mahalala hoe: "INONA IZANY NO TOKONY HATAOKO MBA HISOROHANA NY FIFORONAN'NY ZAZA RAHA OHATRA KA MIPETRAKA LE IZY", mba miangavy an-tanandroa hoe inona izany no fanafody tokony hataoko, zahay matsy dia hoe rehefa vita ny raharahanay vao mba mametraka zaza satria après 2 mois vao atao ny mariazinay , sady mba hoe efa programmé le izy vao mametraka zaza, matetika zahay mampiasa fimaiko dia tsy vaky fa t@ ity in'indray mitoraka ity dia tena vaky ary tafiditra daholo ny sperma , ka mba valio amin'izay tokony re an!
tsara ho hohamariniko fa t@ androany maraina izahay no nanao rapport ka nahavaky an'ilay protector teo ka tena 14ème jour mihitsy zaho nefa, zaho moa mbola tsy hoe nampiasa izany fanafody izany mhitsy
novalian'i marcocofa ny 27/11/2007 08:44
2. diamondra27 ( 24/08/2007 06:33)
ndana haingana makany am farmasia mividy pilule de lendemain , ça agit dans 48H io


fa tena choc choc be mitsy zany ve izy tao e? :-D:-D:-D
fa position inona no nahavaky azy mba azahoanay mitandrina @ manaraka?
3. mamzelkely ( 24/08/2007 06:44)
mety efa anjaranareo zany no hiteraka ko de toute manière ra zany dans 2 mois zany ange ny mariage-nareo ts mbola hita ny kibonao eee ts aleo ve garder-na :lol::lol: ts haiko alou eee

sinon ra tena ts tinao de makanesa any am farmasia de minana an'io pillule lazain diams io :)
4. xxx ( 24/08/2007 06:52)

ka le izy ngeh ry Diamondra tsy hoe tena nisy position hoe ahoana fa izy hitako hoe tena nakafy be mihitsy , teo ambony izy , satria io hitako koe hampakalme azy nefa dia contraire an'izay ndray no niseho,
De hono owa Diamondra de firy ny pilule tokony ho haniko aminizany satria zaho mbola tsy nihinana anizany sy tsy mbola nahita maso anizany pillule zany.
Eny e! misaotra



diamondra27:

ndana haingana makany am farmasia mividy pilule de lendemain , ça agit dans 48H io


fa tena choc choc be mitsy zany ve izy tao e? :-D:-D:-D
fa position inona no nahavaky azy mba azahoanay mitandrina @ manaraka?



5. Angolaina ( 24/08/2007 08:23)
tsy tadidiko loatra na firy no hanina @ izy iny, toa ray marana ray ariva ngamba izy zay pendant 3jours fa efa ela za no nihinana azy de tsy tadidiko fa ny tsara manatona dokotera de izy manome ordonnance sady tsy dia lafo izy io nefa efficace ! hay ve le position izy no ambony mahavaky an'iny rehefa mankafy be e! :-D:-D:-D
6. sakaizakely ( 24/08/2007 08:38)
miombonkevitra @ namana

mankanesa haingana tsisy hatakandro any @ farmasia mividy pillule du lendemain fa tsy ilàna ordonnance izany, de any mametraka fanontaniana ; tsy afaka mamaly anao mikasika an'io eto (afatsy watafon izay tena dokotera) satria samy torohevitra daholo no atao eto.

Fantatra fotsiny fa misy ilay pillule du lendemain, à prendre dans les 48h, fa mazava ho azy hoe le plus tôt est le mieux. Ny farmasianna no hanazava aminao na firy na firy no tokony hohanina.

Raha toa moa afaka mijery dokotera koa ianao de afaka manome fanazavana misimisy ho anao kokoa izy.

De vas-y molo @ manaraka e ! Tripler-vo mits ny fimailo fa tena mac gyver izy raha tafavoaka avy eo :-D:-D:-D:-D

Eeeeeeee kamboko zany an ! Tsy azo doubler-na zany ny fimailo fa tokana iny ihany. Misy karazany ny taille de mba fidina tsara arakaraky ny haben'i balita, de fimailo de marque ampiasaina ;-)
7. kallie ( 24/08/2007 09:04)
miombokevitra am reetra, pilule du lendem1
d mbô atoroy anay tsara oe zany position ma-mpaka fy zany?????
:-D:-D:-D:-D:-D
8. diamondra27 ( 24/08/2007 17:00)
xxx: za aloha miala tsiny fa napollule tsotra aza tsy mihinana an'izany e!
de le resaka pillule de lendemain za ny tsy haiko we firy no hanina @zany fa any @ farmasia wa mande de anontanio any doly ny kestion

za mpanoro hevitra fotsiny fa tsy voatery manao le zavatra notenenina :oops:

fa ntatro kosa anefa ze lazaiko fa tsy manoro vohana aho

toa fantatra ihany rehefa akaiky tonga iny ny azy koa! sefosefo be ohatra de misy hafa ihany koa...tena nankafy mihintsy nareo zany matoa tsy nahalala.

9. Kwasi ( 25/08/2007 04:33)
T@ zahay mbola kofiboay dia nasaina mihinana nivaquine le sipa. Dia asaina miborosy trano foana mandrampatongan'ny regle manaraka. Fa hoatry ny nety t@ izay.

Sao dia ianao kosa no nametaka an'ilay fimailo dia voarangotra le izy, de vaky rehefa tany anatiny tany.
10. fasaly ( 25/08/2007 05:30)
kwasi: tadidiko io fa zà kou nanao an'io fa efikasy e! tamzà mbola "virja":^) mihinana nivakin telo efatra de salama tsy manahy:-D
11. xxx ( 25/08/2007 05:38)

tena niniako tsy noraisiko mihitsy le fimailo fa izy mihitsy no nanokatra azy satria moa ny hohoko efa somary lava , izy mihitsy no nanokatra sy nametaka azy tao, anandrana hihinana nivaquine zany aloha aho ry fasaly,


Kwasi:

T@ zahay mbola kofiboay dia nasaina mihinana nivaquine le sipa. Dia asaina miborosy trano foana mandrampatongan'ny regle manaraka. Fa hoatry ny nety t@ izay.

Sao dia ianao kosa no nametaka an'ilay fimailo dia voarangotra le izy, de vaky rehefa tany anatiny tany.



12. ravakevin ( 25/08/2007 05:52)
salut toi izahako d miteny ihany ra! mety aminao e!
1) enao v firy taona?:?: d efa fatin-tsny ao antrano nareo v ny fiaranareo!
2)tena tsy azo ataho zany manala zaza zany ry!
3) maninona nefa ra! anteraka ilay zaza e! tena manata! eo anatsen'jehovah nareo roa ra! manao anizanyb e! zay fa mahereza! sobiniaina v d asorina k?any! ny sasany ary mitady efa firy taona tsy mahazo! zay fa veloma d maheraza!:-*
13. ravakevin ( 25/08/2007 06:00)
izahako ihany f'agah enao mbalo tsy te anabady k:?:
d ahaona ozy izy tamin'zany oe misy zaza zany tao aminao k:?: ary efa fatantsin'y ao atrano ny fiaran'reo d aza asorina izay ilay sobiniaina! any
tena manota :evil:
b mihtsy b nareo ra! manao anizany e!zay kalo! fa tsy ahiko enao ra anjay anizany torohevitra ko izany!:*
ity ny adresse ko ra mila tohevitra tsara enao e!
rijalova@yahoo.fr
14. sipagasy ( 25/08/2007 06:35)
i ravakevin kosa e!!!! mba izay aza ny safidiny ka atao ahoana!!!

Norlevo akia ry xxx haingana any @ farmasia alaina annn:-*
15. sakaizakely ( 25/08/2007 07:46)
xxx> mbola tsy nandeha tany @ farmasia ihany ve ?

mba tsy vonona handray andraikitra koa izany raha olona. Eo mimenomenn we ampio ampio, zao de mitady hanaonao foana :twisted: :twisted::twisted:

Efa nomena conseils mahomby tsara ianao hoe ny pillule du lendemain azo vidina tsisy ordonansy ihany no efikasy. Olondehibe efa manao izany de tokony mba misaina fa tsy andeha hanao n'importe koi. Ataon'ny olona an'izao sy zao de lasa tokoa, trohana @ sitlo de iny tokoa :roll:8O8O8O

ny nivaquine (miala tsiny am zay nanosokevitra) dia tsy manana propriétés abortives, izany hoe tsy fanalanjaza mihitsy. Ny tombontsoa azonao @ fihinana fanafody toy izany, raha toa mipetraka tokoa ilay zaza, dia ny hahasampona azy. Satria tena fady@ vhv bevohoka ny nivaquine. Ny dokotera ihany no mahalala ireo karazampanafody tsy misy fiantraikany @ zazakely

Mba mieritrereta fa efa mahay manokatra fe izany de mba sokafy koa ny atidoha, dia manatona dokotera na farmasiana f'aza miadaladala.

Ny fiborosiana trano na ny fihazakazahana mafy dia tsy mampilatsaka ny zaza, fa kisendrasendra fotsiny izany ary ny torohevitrao tsy mangody mitsy ry Kwasi. Misy olona manohy manao sport de haut niveau jusqu'à 5-6 mois ohatra bevohoka.

Ny fitondrana ny fiainana tsy @ kisendrasendra na fanaovanaovampoana, le "nde handramana sao dia mba..." iny mampiseho fa mbola vendrana be. Efa sendra ny tsy ampoizina tsy anomezana tsiny anao iny fa dia mba mandraisa andraikitra am zay ry xxx a !

De miala tsiny mialoha raha direkta fiteny fa tena mandreraka be ny mahita anao mitavozavoza
16. booboo ( 25/08/2007 21:24)
eka ouz !

tsy matiko lolo lay hoe ndeha hihinana nivaquine dia hoe ... :^):^):^):^):^):^) ! sady tsy mitombona no tsy marina no n'importe quoi f'aza manao foana sao hanefa mbaka ny aina e !!!!!!!!!!

17. ikaretsaka ( 27/08/2007 05:00)
ireto tena tssssss
fa resaka serieux ity!
fa rehefa tena tokoa ny tokoa dia tsy hanina @ vava horizontale (ilay aty ambony) ilay nivaquine fa ilay vava verticale (Ilay any ambany) no anasiisihana azy! Ady gasy sy ady @ tany mafy ady izany !
Izany no fataon'ireny diso fotoana na tratran'ny accident ireny, ary dokotera tena dokotera vazaha medecin sans frontieres sy Unicef mihitsy no mpanao an'io .. Ny sipakely sasany any @ sisiny any Dago (Morondava) sy any Amerique latine ilay forcena hanao makorelina koa betsaka no manao an'io... ary betsaka koa ny dokotera gasy mi conseille an'io

ny Daoziny dia telo angamba izy izay raha tsy diso aho!
18. booboo ( 27/08/2007 08:13)
:? ... tandremo ara sao manao² foana ka hoe efa firy SG aty afara vao hoe asisiho nivaquine eeeeeee ....ny aina tsy hananam-piry sady efa lafo vidy ny fahasalamana eeeeeee !

19. mamzelkely ( 27/08/2007 08:54)
za ko alou ts micoseiller an le nivaquine ee ts aleo ve makany am farmasia de mividy an le pillule de zay eee :?
20. Papoose ( 27/08/2007 09:27)
xxx:

manahoana daholo ntsika!
Loza owa fa nanao rapport zaho sy le olontiko dia vaky le "fimailo" (protector) , tsisy nanapo zahay raha tsy owe efa vita ilay natao, nefa dia tombén'ny 14ème jour mihitsy za , mbola t@ maraina teo le izy, Ka mba toroy hevitra aho amin'izay mahalala hoe: "INONA IZANY NO TOKONY HATAOKO MBA HISOROHANA NY FIFORONAN'NY ZAZA RAHA OHATRA KA MIPETRAKA LE IZY", mba miangavy an-tanandroa hoe inona izany no fanafody tokony hataoko, zahay matsy dia hoe rehefa vita ny raharahanay vao mba mametraka zaza satria après 2 mois vao atao ny mariazinay , sady mba hoe efa programmé le izy vao mametraka zaza, matetika zahay mampiasa fimaiko dia tsy vaky fa t@ ity in'indray mitoraka ity dia tena vaky ary tafiditra daholo ny sperma , ka mba valio amin'izay tokony re an!
tsara ho hohamariniko fa t@ androany maraina izahay no nanao rapport ka nahavaky an'ilay protector teo ka tena 14ème jour mihitsy zaho nefa, zaho moa mbola tsy hoe nampiasa izany fanafody izany mhitsy


Zay ny ahy no anoroako hvt hoe aza mampiasa fimailo zany!:-D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0597