mba toroy hevitra maika fa..........
21. vahiny2004
(
27/08/2007 09:55)
ohatran'ny mampiresaka izany ny fijeriko an'ity namako xxx ity fa asa
22. Kwasi
(
27/08/2007 15:20)
Eeee, aoka aloha hazava fa za tsy manome conseil hoe nivaquine hanina a. D'ailleurs asa na mbola mi-existe koa izany nivaquine izany na tsia @ zao.
Nitantara fotsiny aho satria izay ihany no fika mba hitan'ny bandy tsisy sosy t@ izany (ny misikotra moa zavadoza). Ary nanana ny efficaciteny izany truc izany (na dia tsy 100% aza) satria izany daholo no nataon'izay fantatro fa tratra dia ireo aza no nanome sopapa.
Ka marina fa n'importe quoi le izy nefa nanome resultat. Dia mba anjaranareo dokotera manampahaizana no tokony hijery hoe fa maninn, fa tsy tonga de hoe tsy hotr'izao sy hoatr'izao io, tsy manana propriete an'izao io, betsaka ny sportive de haut niveau bevohoka sns sns... Ka mba diniho ihany ny zavamisy fa aza borner-na @ hoe tsy marina izany araka ny nianarana donc tsy mitombina.
Ho raisonnement nay adaladala itony t@ izany moa de hoe, vizanin'ilay nivaquine ny organisme dia avy eo asian'ny choc choc n'ilay miborosy trano, dia miborotsaka ho azy avy eo.
Fa @ izao fotoana izao mety efa misy araka io voalaza io ilay hoe pillule, koa raha hanapa-kevitra ihany inona no hihinana iny zavta mangidy be iny isaky ny mihetsika eo nefa zavatra tsy sur akory raha vitan'io pillule de lendemain io ihany ny afera?
Fa raha 2 mois dia efa hatao ny mariazy, maninona no esorina le?

23. sakaizakely
(
27/08/2007 21:10)
dain, de vao maika loza
atsofoka any hoe ny nivaquine 8O8O8O8O8O
Tsy resaky ny tsisy saosy zany ry Kwasi fa resaky ny mpinomino foana a ! Aza de manely hevitra tahak'izany. Mba nanao fikarohana teto am aterineto ihany ny tena alohan'ny hilazana zavatra, mbola tsy nahita hoe chloroquine mahafajaza donky 8O8O8O8O
Io fanoronoroampoana io ihany de le vhv ihany no mijinja ny vokany raha toa ka simba eo ny taovampananahany :{
Tsy hoe dokotera fa mba efa taonjato faha- 21 izao ka tokony ajanona ireny honohono ireny.
Ahitsiko kely koa fa hay ny chloroquine (nivaquine) zakan'ny vhv soa mantsara na bevohoka na mampinono noho izany tsy misy fiantraikany na @ fahasalamany, na @ tranonjaza, na @ izay atody mety hipetraka, ny fihinanana azy.
Ny fanatsofohana azy indray dia miala tsiny fa tena mbola tsy nahare an'zany mihitsy. Izahay moa izany no tena adala tsy mba nahalala ny fanaon'ny olona 8-) Fa na dia izany aza... variana ihany @ ilay raisonnement :roll:
Enao ve t@ taloha nihinana nivaquine de vizana ? Zahay tsia aloha e !
Ny hoe manome résultats koa de vao maika 8-)8-)8-). Ny balita no tsy namokatra fa raha izany méthode zany :roll::roll::roll::roll:
entra pa isika no vakiloha @ xxx eto fa izy toa lasa nanjavona teo
marina tsy toa finiavana ampiesona fotsiny tokoa :-D:-D:-D

24. Kwasi
(
27/08/2007 23:29)
sakaiza>Raha mihinana nivaquine isan'andro ve ianao dia sur fa tsy hisy zavatra hi deregle ao anatinao ao?
Fa hitako koa fa tsy azonao le tiko holazaina ka tsy haiko na ianao no tsy mamaky tsara na izaho no tsy mahay mitantara.
Ka i xxx efa nividy an'ilay pillule dia efa miandry ny zavatra hiseho afaka 10 j izy zao.:-P

25. Papoose
(
28/08/2007 02:10)
misotroa tambavy faran'izay zokiny fa reny mora:^)
fanafody zany lafo sady danzeree koko ny effet secondaire-ny

26. adidy
(
29/08/2007 12:12)
XXX: nareo ange efa hivady e!!!
Ilay nivaquine dia fadio fa raha be loatra aza iny mety misy effet II aminao indray! Moa mety mahasampona ilay zaza eo! Ary araka ny fitenin'ireo namana ireo: raha tsy mety dia ianao no potika eo miaraka @ hoe mety tsy mahazo intsony rehefa tena mitady, ka na ilay olona hovadianao aza mety hanary sy handatsa anao @ izany, raha sanatria tsentsina eo ny trompe na misy infection!!!!!!

28. xxx
(
14/09/2007 11:40)
miarahaba antsika rehetra
Tonga ihany le izy indisposéko na dia efa natahotra kely ihany aza aho, noho ny fitahian'A/tra fa mbola tsy sitrany ny hiforonan'ilay zaza sady le izy ngeh tsy hoe nirina na hoe nahiditra nalefa fa noho ny fivakisan'ny fimailo;zaho indray dia tsy nanao inona na inona ary tsy nihinana inona na inona noizy tonga izao fa dia niandry izay ho vokany kinanjo tonga ihany le izy, zaho moa dia efa hoe nivonona izay ho zava-nisy ka dia izy tonga izao ihany, koa dia misaotranareo izay nanome hevitra .

29. kallie
(
14/09/2007 11:51)
azafady alo fa amiko tsisy idiran'ny fitiavan'A/tra amzany, tsy 14e jour na ny andro manaraka (satria ny spz velona 3j eo ho eo) fotsiny ny ovulation nao d zay no tsy niforonan'ny zaza.
31. Simpona
(
01/10/2007 10:58)
efa be zay conseil teto zay sad ts voavakiko hatram farany miits fa tantarao am'zay le fakana fiany mlay be mandrovitra fimailo raha efa voavah ny olana, ...:wink::wink: , ts mamazivazy za an, :@
32. fangaro
(
22/11/2007 12:31)
tsy mahay ininona daholo, ( pill 72, na norlevo) no hohanina comprimé 2 ihany no ao anaty boite, raha pill 72 de 1no hohanina 1° de 12 après an'io ny 2° raha norlevo ndray de ndray mihinana ny cpés 2 fa io de lafobe. 72 heures après rapport ihany ireo no mandaitra
33. marcocofa
(
27/11/2007 08:44)
marina ny any kwasi;nivakinina de mandana miazakazaka na tsindrona ko ,za efa nanao mantsy tsindrona telo eo@fe de manao vizaka be avy eo fa otrany tsy teo io
ny any ravakevin ndray firy taona enao azfady aza manao toetsaina talo fa tsy mety,mbola lavitra aky ny lalana ho diavindry ry sipa esory ra izay no efa tapaka ;aza atao mihitsy zany miovaova hevitra zany fa zavatra tsy kilalao io
de refa vita de manaova fanabeazan'aina@io ndry tsy miasa saina tsony mintsy