Toy ny fon'ny zaza no tokony atao.Ahoana izany?

1. niryna ( 23/08/2007 17:49)
Hoy Kristy"Avelao ny zaza ,ary aza rarana tsy hanatona Ahy :fa an'ny toa azy ny fanjakan'ny lanitra" Matio 19:14

Asa ianareo raha efa niara niray tanana ireny olona manavakavaka ireny.Misy fihaviana iray izay tsy miaraka amin'ny hafa mihitsy izy ary mampianan-janaka be mihitsy.Tsy miara milalao ny hafa fa izy rehetra ihany ,eny fa na dia toerana filalaovana ho an'ny besinimaro aza ilay izy(public park).Nanantona ity zaza ary ny tao an-tsaiko hoy ity rangahy maity iray dia tsy hiteny saho ahitan-doza.Kanjo ilay menavolo kely nitsiky ary niarahaba azy,ary dia novaliany tsiky koa ilay izy ka niara-nitsiky ho azy ireo ray aman-dreniny.:D:D

Amin'ny fomba ahoana no atao mba ho toy ny zaza isika(toetra)? :roll::idea:


Misaotra antsika rehetra nifampahery hatrany


(l)niryna
novalian'i niryna ny 27/08/2007 05:31
2. ikaretsaka ( 23/08/2007 18:27)
Amin'ny fomba ahoana no atao mba ho toy ny zaza isika(toetra)?

amin'ny alalan'ny fivantanana (direct) sy ny honesty milaza ny marina, ny hita sy ny tsapa ary indrindra ny mieritreritra lalina (mandini-tena) rehefa lazain'ny olona hoe izao no tokony atao amin'ny cas oatran'izao!
3. cutie ( 23/08/2007 20:26)
ny zaza ve mahay mandinin-tena?
4. sonwin ( 23/08/2007 20:32)
matory, milalao, mikaly
5. cutie ( 23/08/2007 20:33)
toetra no anontaniana:)
6. fijo ( 23/08/2007 20:34)
ny tena tiana lazaina eto dia izao.ny zaza tsy mahalala ninoninona ka mora ampidirana zavatra.dia ialao koa izany ny fahalalanao ,mba ahamora ny fampidirana ny finoana aminao.raha vao mandinika mantsy dia tsy mety amin'ny finoana loatra.
7. cutie ( 23/08/2007 20:52)
mila innocent zany :lol:
8. sonwin ( 23/08/2007 20:53)
tsy mijerijery fakam-panahy
9. cutie ( 23/08/2007 20:54)
ny zaza koa nga mahalala fankam-panahy :roll:
10. sonwin ( 23/08/2007 20:55)
ka raha te ho toy ny zaza dia tsy mijery fakam-panahy ny olon-dehibe e
11. cutie ( 23/08/2007 20:57)
fampidirana finoana no resahina
12. fijo ( 23/08/2007 20:58)
cutie io voalazandry ery ambony io.mila miverina virja eeee
13. cutie ( 23/08/2007 20:59)
ohtran'i fijo zany :lol:
14. sonwin ( 23/08/2007 20:59)
:^):^)
15. cutie ( 23/08/2007 21:00)
:roll::roll::roll:
16. fijo ( 23/08/2007 21:00)
cutie izay mihintsyyy efa maromaro izao izahay ato ka
fa maninona rason....
17. cutie ( 23/08/2007 21:02)
iza avy nareo maromaro zany :-D
18. fijo ( 23/08/2007 21:09)
efa maro e;club iray mihintsy
19. cutie ( 23/08/2007 21:10)
za koa te hiditra :-D
20. fijo ( 23/08/2007 21:12)
ndao ka manarahy ahy,fa za no lalana tsara.hummmm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2405