Toy ny fon'ny zaza no tokony atao.Ahoana izany?

21. cutie ( 23/08/2007 21:13)
:-D:-D:-D:-D
22. sonwin ( 23/08/2007 21:17)
gaigy be izany
23. fijo ( 23/08/2007 21:19)
manaraha letsy fa tsssss,de minoa fotsiny e
24. cutie ( 23/08/2007 21:21)
de in alou le hinoana
25. fijo ( 23/08/2007 21:26)
le mpitarika ka,io le sekta vaovao anie e
26. sonwin ( 23/08/2007 21:29)
ts lasa izany secte virj izany e! aza mankany cutie fa tsy mety amintsika izany a:°)
27. cutie ( 23/08/2007 21:31)
i fijo ve no hinoana:-D
Mpandefa : sonwin [ Valio ] 23-08-2007 23:29:42
Lohateny : Re : Toy ny fon'ny zaza no tokony atao.Ahoana izany?
ts lasa izany secte virj izany e! aza mankany cutie fa tsy mety amintsika izany a

fa in no mety :-D
28. fijo ( 23/08/2007 21:32)
sonwin,manarahy fotsiny de mino ahy wa fa ahita hafasmbarana ny lalanao
29. sonwin ( 23/08/2007 21:34)
aie aie tsy poince izany !

cutie> efa hain toi le mety amintsika ka:°)
30. cutie ( 23/08/2007 21:35)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 23-08-2007 23:32:21
Lohateny : Re : Toy ny fon'ny zaza no tokony atao.Ahoana izany?
sonwin,manarahy fotsiny de mino ahy wa fa ahita hafasmbarana ny lalanao

virja ve hahita fahasambarana :-D:-D:-D
cutie> efa hain toi le mety amintsika ka

tsy haiko zany :-D
31. fijo ( 23/08/2007 21:36)
tsy aie aie fa lalana tsara.miasa mafy de manangona be,de aza hadino ny anjaran'ny mpitarika fa izay no hanokatra ny lalanao.
32. cutie ( 23/08/2007 21:37)
:-D:-D:-D:-D
rakitra no tatazana
33. fijo ( 23/08/2007 21:41)
tsy olana fa ny antsika tsy azo atao ny manao akitra latsaky ny 10€ na 10$ fa ny mihoatra moa izay foinao e
34. ikaretsaka ( 23/08/2007 21:58)
cutie:

ny zaza ve mahay mandinin-tena?


ie.. mandinika ny tenany izy hoe nanao maloto tao @ klaotiny ohatra dia mitomany!
35. fijo ( 23/08/2007 22:00)
hi hi hi marina koa iny.
36. cutie ( 23/08/2007 22:08)
non tsy mandinika izy fa nahatsapa:-D
37. ikaretsaka ( 24/08/2007 01:26)
ka mandinika matoa mahatsapa ry cutie an.. mandinika aloha hoe inona ary izany zavatra lenalena izany.. zay vao tsapa hoe..tena nipipi kloty leeee
38. LazaDaddy ( 24/08/2007 01:48)
fijo:
ny tena tiana lazaina eto dia izao.ny zaza tsy mahalala ninoninona ka mora ampidirana zavatra.dia ialao koa izany ny fahalalanao ,mba ahamora ny fampidirana ny finoana aminao.
Misy fahamarinany tokoa izany!
fijo:
raha vao mandinika mantsy dia tsy mety amin'ny finoana loatra.
Angamba tsy hoe "tsy mety" fa mora lavon'ny fakam-panahy "hirehahera" raha tsy mahay manetry tena.


39. cutie ( 24/08/2007 02:25)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 24-08-2007 03:26:51
Lohateny : Re : Toy ny fon'ny zaza no tokony atao.Ahoana izany?
ka mandinika matoa mahatsapa ry cutie an.. mandinika aloha hoe inona ary izany zavatra lenalena izany.. zay vao tsapa hoe..tena nipipi kloty leeee

non ny mandinika mbola mieritreritra alou we in zany .
Ny mahatsapa tonga de re eo no eo
40. niryna ( 24/08/2007 05:14)
ikaretsaka:

Amin'ny fomba ahoana no atao mba ho toy ny zaza isika(toetra)?

amin'ny alalan'ny fivantanana (direct) sy ny honesty milaza ny marina, ny hita sy ny tsapa ary indrindra ny mieritreritra lalina (mandini-tena) rehefa lazain'ny olona hoe izao no tokony atao amin'ny cas oatran'izao!


dia ahoana izany kanefa ny zaza angaha aharaka izany rehetra izany.Ny fanoharana anefa dia manao toetra toy ny an'ny zaza.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0499