Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Fiffi
(
28/08/2007 19:11)
raikitra indray ny téléchargement mozika an !
ity njay ny vao2 an ! raikitra indray ny fi-téléchargéna hira sy mozika "[i]téléchargement illimité légal et gratuit"[/i]
http://www.infos-du-net.com/actualite/11479-Neuf-musique-illimitee.htm...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/08/2007 11:42
boubounezy
(
28/08/2007 18:42)
jules verne
:?:mba mitady ankizy niaranianatra t@ko tao @ lycée français tao bira ra mba misy ato é! nanomboka t@ 1976.:?::?: :?:...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 31/08/2007 09:57
bosista
(
28/08/2007 18:24)
fa manin ary ny pretra sasany no...
tsy resaka fanaratsiana izy ity sao de avadikan'ny sasany zavatra hafa indray fa zavatra tena misy ary afaka mianiana zaho ny amin'ny fahamarinan'izany ,misy pretra misipa sipakely manja be,zah tsy h...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 05/09/2007 16:08
niryna
(
28/08/2007 17:29)
Kato sa prote sa sekta:mampiova finoana an'i Kristy ve sa ..
Mba fanontaniana manitikitika ahy ity ry ireto,toa heno ombieny ombieny foana raha vao miresaka na mitory teny ny ankizy ato dia io fanontaniana io foana no tonga aloha.
Ny fahalalana izany ve mampio...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 13/09/2007 00:43
ikaretsaka
(
28/08/2007 15:18)
Md Augustin
28 Aogositra androany, andro natokan'ny fiangonana ho fahatsiarovana an'i [url=http://fr.wikipedia.org/wiki/Saint_Augustin]Md Augustin[/url]
anisan'ny olomasina nitondra influence be tamin'ny kristi...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 01/09/2007 04:28
Kwasi
(
28/08/2007 12:56)
Hatao tsaky hono!
Fa taitra be aho teo fa nisy basy nipoaka nifanandrify t@ varavarankely. Dia avy eo nisy feon'alika nikonaina. Tazako fa iny nisy bandy niaraka t@ machette, fa tonga dia nokapain'i lery in-3 tsotra iz...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 08/09/2007 08:24
mimifadi
(
28/08/2007 11:43)
mangataka hira mariazy vonjy
Miarahaba anao de mba mangataka tonokira mariazy vonjy...
tohiny
novalian'i kalina80 ny 29/08/2007 08:19
mimifadi
(
28/08/2007 11:41)
mangataka hiran'i vonjy
Miarahaba anao de mba mangatak tonokira...
tohiny
novalian'i SHOAN ny 28/08/2007 19:40
diamondra27
(
28/08/2007 09:52)
Ralay aiza ianao e?
Faly miarahaba anao tratry ny fitsingerenan'ny taona nahaterahanao, ho tsarantitra hahita ny zanaka aman-jafy etc etc
Tena tavela any dago any ve e! nefa ny gatô d'annif efa miandry :-P
:-*:-...
tohiny
novalian'i mbaliana ny 06/09/2007 09:37
xxx
(
28/08/2007 09:29)
ny hatavy
hono ho aho ry reto ny hatavezana ve aretina sa tsia? tatoato mantsy dia mahery misakafo be ny tenananay.Ho aniko daholo na dia nisy aza taloha zvt tsy tiako @zao dia lasa tiako.Marary ve za? ...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 09/11/2007 11:46
andreasr
(
28/08/2007 08:56)
angataka hira
an'i ,north and center azafady misaotra betsaka eeeeeeeeeee...
tohiny
novalian'i nihary ny 11/09/2007 17:01
julianna
(
28/08/2007 08:26)
je cherche ....
Slt tout le monde e
jeune fille malgache cherche copines (éventuellement copains) aimant le sport et avec qui courir et/ou faire du volley ou de la danse au moins une de préférence deux fois par...
tohiny
novalian'i julianna ny 07/09/2007 04:17
kalina80
(
28/08/2007 07:42)
zvt nahazo
Mba afaka mitantara eto ny zvt mnampihomehy nahazo teto andafy voalohany ve nareo kay? ny ana dia betsaka tokoa.Le mande éscalator t@ voalohany d saika hanjera foana fa tsy nis équilibre.Avy eo le ...
tohiny
novalian'i kalina80 ny 31/08/2007 17:13
xxx
(
28/08/2007 06:48)
ny fitiavako
Manaona daholo, erintaona latsaka angamba izay dia nizara olana t@nareo teto aho.Nitantara ny momba ahy sy ilay niaraka tamiko nefa manana ny sipany koa izy.Tsy itako izay natao t@izay satria mbola ts...
tohiny
novalian'i reve ny 03/09/2007 10:17
niryna
(
28/08/2007 06:39)
Roa taona izy no maty ny reniny,moa ve izy afaka hivavaka @?
Ahoana no fomba hiresahanao ity olona ity?
Vao roa taona fotsiny hono izy dia maty ny renininy.Nanontany izy hoe afaka mankany am-pasana ve aho miresaka aminy?Na hoetsy any aza fa fantatro fa mandeha...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 03/09/2007 23:57
latina
(
28/08/2007 06:39)
Mitady clavier
Mba mila fanampiana aminareo namana; Inona kay ny marika clavier tsara, dia eo @ ohatrinona eo no vidiny? dia aiza no misy mpivarotra azy ireo eto Tana?
Misaotra betsaka indrindra....
tohiny
novalian'i latina ny 28/08/2007 09:13
Jeankely
(
28/08/2007 02:31)
Efa novolavolaina t@ risoriso ny Malagasy ka mifampiaro
Rehefa misy ny tratra dia arovana. Lazaina ambava sy antsoratra fa ratsy ny risoriso nefa atao ihany. Io angamba no nitaizana ary lasa lalimpaka. Ho anay izay tratra mendrika azy ny alaina hatramin'ny...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 28/08/2007 12:01
rakaroka
(
27/08/2007 20:16)
MALAHELO aho!
"Marary mmmmmaaaaaffffy ny reniko am ora anoratako izao : voan'ny "metastase cerebrale"-cancer du sein/
fracture de fémur izy: mi-"surf" mandalina ny aretiny
aho : :cry::cry::cry::cry::cry::cry::cr...
tohiny
novalian'i tsikih ny 26/11/2007 22:05
nororavel
(
27/08/2007 17:26)
Misy mahita ny tiona fjkm voadika note fa tsy solfa malagasy
Mitady izany ireo mba te hitendry orgue fa tsy mahay solfa gasy
Aiza no mety ahitana izany(l) azafady mba valio
misaotra diany mialoha
Noro...
tohiny
novalian'i njiva16 ny 16/03/2016 12:38
Kwasi
(
27/08/2007 15:36)
sipa intelligente
Rehefa anontaniana ny bandy ny @ qualiten'ny sipa na vhv tiany dia ao foana ny hoe intelligente.
Ka inn no tena dikan'izay?
-Sipa be diploma ve? dia raha izay dia inn no dilpoma farafahakeliny tok...
tohiny
novalian'i Kwasi ny 07/09/2007 01:44
