Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
kalina80 ( 02/09/2007 04:44)
FITSAPANA
Manao ahoana daholo indray, ity misy andininy kely @ hiran'I Rija Rasolondraibe: ".....Omeo fitsapana, omeo fisedrana aho mba hijoro am-po torotoro Sao variana tratra aoriana T... suite
répondu par ikaretsaka le 05/09/2007 18:54
ikaretsaka ( 01/09/2007 20:20)
Nodimandry
Henoko teo fa "nentin'ny Tompo hanompo Azy any @ toerana akaiky kokoa Azy" anikeheo maraina , tany Roma i Mompera Paul Louis Rafanomezantsoa, Jesuite. Mpikarakara ny aram-panahy tao @ Saint Michel i... suite
répondu par ari.malala le 06/09/2007 07:15
Papoose ( 01/09/2007 16:54)
tsy hitako zay tombontsoa!
[url]http://www.youtube.com/watch?v=k1sR2fA2Yo0[/url]... suite
répondu par booboo le 03/09/2007 15:00
Papoose ( 01/09/2007 14:54)
Ghost
Isika Kristianina ve mino ny fisian'ny "Ghost?" Dia vokatry ny asan'ny demony ve izy ireny?... suite
répondu par fijo le 04/09/2007 22:09
tenagasy ( 01/09/2007 14:18)
RATSIRAKA Marary?
Mankamamy ô! Tena marina tokoa ve ry namana isany fa marary mafy ny filohantsika taloha? Lazain'ny sasany fa vaovao nolazain'ny RFI hono izany. De marina tokoa ve? Mirary soa eh!... suite
répondu par Jeankely le 11/10/2007 09:07
vahandanitra ( 01/09/2007 13:23)
mangataka ireo hira ireo
salama saika mba hangataka hiran'ENRIQUE "number one" ary hiran'i GAROU SY MANOU "tsy haiko lohateny" ary "bady day "tsy haiko ny mpihira miandry azafady ... suite
répondu par Papoose le 01/09/2007 16:55
gasinamana10 ( 01/09/2007 12:26)
afaka mipetraka ho mpisakaiaza marina ve ny vevavy sy lelah
:-w ny mahatonga ny olana ara-pitiavana angamb de afangaron'ny olon ny fitiavana sy ny fisakaizana (amour et amitié) ary rehefa latsapaka koa ny amitié dia mora mivadika ho amour eros ka zay no mamp... suite
répondu par Ralintsy le 21/07/2008 10:49
diamondra27 ( 01/09/2007 08:19)
tsaramaso
miarahaba sy faly mahita anao eto @ forum ary manaja anao.^:^^:^ Nanao dinika ho anao aho satria mahatsikaritra fa rehefa mamaly ato @ dinika ianao dia toy ny manome fanafitohina izany foana, tsy a... suite
répondu par nihary le 13/09/2007 17:52
ftma ( 01/09/2007 06:35)
joyeux anniversaire tywa68
Mirary ny soa sy ny tsara indrindra akia dia ho tratra antitra an, mbola hiara anety sambos eny foana na efa manjoko aza :wink: bisou be de be :-*... suite
répondu par lanto le 12/09/2007 05:47
niryna ( 01/09/2007 06:06)
Mino an'i Kristy.Inona no tena dikan'izany?
Ahoana no fanazavana azonao omena ny fitenanana hoe mino an'i Kristy ? Believe in Christ? Misaotra antsika rehetra Ny fahasoavan'ny Tompo anie no hirotsaka ao amintsika tsirairay avy.:* (l)ni... suite
répondu par niryna le 08/09/2007 04:10
volatahiry ( 31/08/2007 21:37)
joyeux anniversaire BOZYLOVER3
miarahaba anao tratrin'ny fety bozylover an ex bozylove... suite
répondu par boubounezy le 10/09/2007 18:39
ronaldo09 ( 31/08/2007 15:47)
ireo mpilatsaka @ 23 sept
Sao dia mba misy mahalala ny SITE ahalalana ireo mpilatsaka amin'ny 23/09/07 isika ato?... suite
répondu par Jeankely le 10/09/2007 03:25
kokoni ( 31/08/2007 15:04)
rano sy vary
:wink:... suite
répondu par tenagasy le 31/08/2007 17:59
rurik ( 31/08/2007 13:32)
fanakelezana sary
Hono wa ry reto efa nanotany teto aho fa tsy mety haiko mihintsy . ahoana angaha no atao ahafahana manakely ilay sary mampiditra aho fa tsy mety angamba mavesatra loatra. dia misaotra anareo mial... suite
répondu par rurik le 05/09/2007 22:01
Missie ( 31/08/2007 12:13)
ho ny ouaa reto
Refa marary moa tenda de inona remede?? :-D... suite
répondu par Missie le 20/09/2007 12:02
bosista ( 31/08/2007 11:47)
afaka manantona voyant(e) ve ny mpino kristianina?
manaona daoly, mba saika manontany zah we: amintsika kristianina ,ahoana ny resaka voyance,voyant(e) ireny?mba afaka manantona azy ireny ve ny mpino kristianina sa tsia?tsy raran'ny finoana sy fiango... suite
répondu par ikaretsaka le 05/09/2007 14:51
ari.malala ( 31/08/2007 11:44)
ANARIM
dia faly mampandre antsika namana sy tapaka eto amin'ny serasera, fa tonga soa oamaly maraina t@ 3sy sasany i MIRANTO HAMINTSOA, zazalahy kely, 3kilao. Salama tsara ny reniny sy ny zanany. Any @ clini... suite
répondu par ari.malala le 10/09/2007 14:37
sylvia ( 31/08/2007 11:35)
anio asabotsy
mitady ny tonokira n'i Bessa hoe"anio asabotsy" aho isaotra betsaka... suite
fetrakens ( 31/08/2007 10:57)
BACKBONE
Ahoana ny hevitrao amin'lé fibre optique[b][u][i]BACKBONE[/i][/u][/b]: Tena milay kosa io an! Andrasantsika e!:?:... suite
répondu par kent le 04/01/2008 05:33
njana ( 31/08/2007 10:26)
Mahatsiaro anao
Saika mba angataka "mahatsiaro anao" any Anyah azafady... suite
répondu par njana le 06/09/2007 10:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.3891