afaka mipetraka ho mpisakaiaza marina ve ny vevavy sy lelah

1. gasinamana10 ( 01/09/2007 12:26)
:-w ny mahatonga ny olana ara-pitiavana angamb de afangaron'ny olon ny fitiavana sy ny fisakaizana (amour et amitié) ary rehefa latsapaka koa ny amitié dia mora mivadika ho amour eros ka zay no mampikorontana ny olon. Nefa io amitié tsy mety mipetraka io no mahatonga ny hampirafy sy hampisaraka ny mpivady koa, satria rehefa ela dia lasa routine ny vie sexuelle ka raha tsy misy amitié ny mpivady dia rava:-w seraserao e
répondu par Ralintsy le 21/07/2008 10:49
2. pissoa ( 01/09/2007 15:30)
Hmmm, misaotra naneho hevitra ! Tsisy ambara fa mba hitako hafa noho ny hevitra hita isan'andro ndray iny hevitry i gasinamana10 iny a ! :)
3. rabaribe ( 04/09/2007 11:17)
Ataoko fa ny zava-mitranga amin'ny manodidina amin'izao fotoana izao dia manosika ny olona marobe tsy ahay ifankatia intsony. isak'izay mijery ianao dia toa tokantrano rava, toa fitiavana filan'ny nofo no hita amin'ny maso,...
Tsy possible amni olona amiko ny hitiavany ny olona hafa raha tsy efa nahatsapa fitiavana tena madio izy aloha....eo no fijeriko. amiko izany afaka mipetraka ho mpisakaiza marina raha toa ka samy efa nahatsapa ny tena fitiavana.
4. Taniko ( 10/09/2007 11:16)
gasinamana10:

:-w ny mahatonga ny olana ara-pitiavana angamb de afangaron'ny olon ny fitiavana sy ny fisakaizana (amour et amitié) ary rehefa latsapaka koa ny amitié dia mora mivadika ho amour eros ka zay no mampikorontana ny olon. Nefa io amitié tsy mety mipetraka io no mahatonga ny hampirafy sy hampisaraka ny mpivady koa, satria rehefa ela dia lasa routine ny vie sexuelle ka raha tsy misy amitié ny mpivady dia rava:-w seraserao e


Angamba azo atao ihany koany fanafangaroana ny "AMOUR et SEXE" Satria matetika ny lehilahy raha vao mahita ny vehivavy dia efa mitady ny point particulier itiavany na tiany hanantonana azy ary eo vao développé ny hevitra ! i P. Lanarès niteny hoe : " Comme lafleur devient fruit; l'amitié peut se transformer en amour". Aoka fotsiny isika samy hahay handanjalanja ny fahamendrehantsika anaty (honnêteté envers soi). Fa raha haintsika ny hamaly izany dia ho tsara be ny fitiavana hoentitsika miaina.
5. RAKVOL ( 30/03/2008 16:45)
Afaka tokoa saingy mila mitsotra tsara ny ao anaty fa tsy manao ankolaka ary miresaka matetika ,vao misy manitikitika ny saina d aleo resahina .........
6. valie ( 05/04/2008 10:10)
amiko aloha d tsy possible zany e, tsy maintsy mivadika zavatrahafa foana io any aoriana any, am voalohany mody hoe namana d avy eo lasa mifanoratra mail isan'andro d mifampiantso d lasa ohatrany tsy mifankafohy davy eo lasa mandainga am le vady mintsy ny farany....d hainao ihany ny tohiny e. Tsy fantatrareo angaha fa matetika reny atao hoe namana reny ihany no mamadika am farany, za aloha b no efa hitako e! zany no hilazako fa tsy possible zany
7. Rafahafahana ( 23/04/2008 10:00)
Sarotra no inoana fa ny lahy sy ny vavy dia ijanona ho mpinamana, fa tsy maintsy miitatr'io na ho ela na ho haingana, raha tsy te ho rva tokan-trano aleo miala lavitra, fa gaigy be. Sarotra mantsy ny mandresy ny filan'ny nofo é.
8. kalapisokely ( 17/05/2008 19:02)
Expérience vécue ny ahy no zaraiko aminareo
Izaho dia manana namana lehilahy ao ampesana ary samy efa manambady izahay
tam voaloany dia mitovy am mpiara miasa rehtra iany ny fifandraisana
Noho ny asa sy ny fomba fiaina mitovitovy dia lasa nifandray bebe koko zahay
Miresaka momba ny zavatra rehetra eny fa na dia somary intime iany aza
Miaraka misakafo indray2, mifandefa mail message toa anireny mpisipa ireny
Izahay anefa samy mahafantatra fa rah mirobok am fankam panahin ny nofo dia mety na ho simba ny finamanana na ho rava ny tokantranonay tsirayray
Samy tia ny vady amanjanakay izahay nefa hitanay fa tsy misy maharatsy ny fananana namana hizarana hevitra sy hiarahana rehefa irery
Ka hoy aho hoe azo inoana iany fa ny lahy sy ny vavy dia afaka mijanona ho mpinamana fotsiny rehefa samy manana ny principeny sy mahay mandanjalanja ny vokatry ny hatao nefa tsy manda ko aho ny hoe olombelona iany ka mety ho solafaky ny fankampanahy indray2 :* ary na ho rava tokantrano na ho very namana... asa izay havoaky ny ampitso fa ny hany lazaiko aloha dia mety amiko koko ny manana namana lehilahy toa azy afaka hizarana ny soa sy ny ratsy rehefa any ampesana 10h par jour! sa aona hoy ianareo
9. Ralintsy ( 21/07/2008 10:49)
Fa nahoana no tsy ho afaka lehiretsy a! Tsy ny fihavanana ve no voalohany zay vao... e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6744