Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
RyAnona
(
06/09/2007 16:31)
Androy tane mileven-drano
Sao mba misy manana ity hira ity:
Androy tane mileve-drano
Fa i ty ampela roy vavy
x
x
Androy tany mileve-drano (2x)
Mahagahga ty tany toy.....
x
x
Namboariny toha-drano....
Ohatraohatran'i...
tohiny
novalian'i Bita ny 09/09/2007 07:11
poussy3
(
06/09/2007 15:56)
ombao mitady
ô ry reto a!!!! sao mba misy mahalala vaovao momba an'i Bilakarenjy nareo? elabe izy tsy hitako ato:roll:
...
tohiny
novalian'i poussy3 ny 13/09/2007 10:30
zoubelou
(
06/09/2007 15:49)
NJAKATIANA, 15 taona nihirana...
15 taona zao no nihiran'i Njakatiana. Nankalaza izany izy tao Antsonjombe sy eraky ny faritany. Tsy diso anjara koa anefa ny taty Frantsa t@ alalan'ny Che bel Chanto. Amin'ny volana Desambra indray iz...
tohiny
novalian'i zoubelou ny 12/09/2007 09:26
sakaizakely
(
06/09/2007 15:13)
zavatra hafahafa
iza nareo no efa mba nahita na niaina zavatra hafahafa ? Toy ny angatra, fanahy ratsy, vokatra, xtra terrestre na ovni, ny nilatsahin'ny fanahy masina na varatra (na mahay milalao varatra), ny efa nan...
tohiny
novalian'i mbaliana ny 14/09/2007 07:20
naina3
(
06/09/2007 14:52)
jatropha
mety manimba tontolo iainana ve ilay zava maniry atao hoe jatropha mety amboly manko raha ohatra ka tsy manimba ...
tohiny
novalian'i zamanoro ny 12/02/2008 22:54
xxx
(
06/09/2007 11:32)
iza no mba mahatadidy ny mpihira an'ity?
manahoana daholo,
mba saika hanontany ho aho zah hoe: iza moa no mihira ilay hoe:
malabary rovidrovitra tsy misy tanana iny
izay no fanaovany
.....izay no fananan'ny tary e,
nitety an'ilay zame...
tohiny
novalian'i ialahy ny 29/03/2014 15:55
xxx
(
06/09/2007 11:20)
trano ahofa -dept 45
Pavillon 132 m2, tokotany mifefy , quartier résidentiel , pavillonnaire , 120 kms miala ny Paris , direct par autoroute ; akaikiny Gien , Chalette , Montargis etc...quartier résidentiel , pavillonna...
tohiny
novalian'i Ralay ny 06/01/2008 06:46
bossy
(
06/09/2007 09:10)
fitia voarara
aona ny hevitrareo @ cousin sy cousine miaraka? voararan'ny lalàna malagasy ve zany? misy namako manko tian'ny cousiny, de mangataka hevitra avy aty amina izy? za nefa tsy manana valiny. ra ba afaka ...
tohiny
novalian'i Valihasina ny 01/03/2016 13:07
nirinkosoa
(
06/09/2007 08:09)
fanitsakitsahana tokatrano
:cry:Ahoana ny hevitrareo @ireo lehilahy mpanitsakitsaka tokatrano?
Mamela ve nareo raha mifona izy?:cry:...
tohiny
novalian'i jawa ny 30/12/2007 02:54
niryna
(
06/09/2007 07:59)
Inona avy izany???
Ny mason'ny Tompo amin'izao rehetra izao.Mijery ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy. Ny teny malemy dia hazoan'aina ;fa ny vava ratsy mandratra ny fanahy Oh 15:3-4
Izao enina izao no halan'ny Tompo...
tohiny
novalian'i niryna ny 14/09/2007 23:08
reoltasly
(
06/09/2007 07:58)
mitady akama be resaka na lahy na vavy
Miarahaba anareo rehetra eto @ serasera e!
Efa ela no naniriana hitafana saingy zao vo tafa. D mba valio zay liana fa za bandy be resaka sady tia mivanitika. Tsy mifidy zay akama afaka miresaka sy mi...
tohiny
novalian'i tootielover ny 11/05/2008 20:10
LazaDaddy
(
06/09/2007 07:50)
purgatory
Nanokafako lohahevitra manokana fa lasa mivoaka ny adihevitra atsy ambadika atsy :)
Izaho aloha tsy mahazo ny tena dikan'io hoe "purgatory" io fa raha ny adihevitra mandeha ao dia manambara hoe:
...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 14/09/2007 10:54
kallie
(
06/09/2007 07:14)
situation de famille
fa misy reto sipa "situation de famille-ny : briseuse de ménage" mintsy a, tsy zany fa misy sipa any Dago fantatro, fa tsy mahay miaraka am ol célibatéra fa d vadin'olona isakarazany io no iarahana...
tohiny
novalian'i kallie ny 12/09/2007 14:12
RyAnona
(
06/09/2007 06:37)
Sokafy ny boky ho vakian-dramose
Miala tsiny fa somary mafana ity bolagy ity.
Nisy mpampianatra lahy nanambady mpianatra vavy tany atsimotsimo tany. Ny zavatra nampianarin'ilay mpampianatra an'ilay mpianatra raha mbola tany ampiana...
tohiny
novalian'i kiadi ny 08/09/2007 14:28
LazaDaddy
(
06/09/2007 01:05)
Hazavao azafady
Inona ny hevitr'ito tenin'i Jesosy ito momba ny fanetre-tena sy tsy fitiavam-boninahitra?
"[i]Ary aza milaza olona etỳ an-tany ho rainareo; fa iray ihany no Rainareo, dia Izay any an-danitra[...
tohiny
novalian'i mbaliana ny 14/09/2007 07:53
Samoana
(
05/09/2007 16:57)
Fahatsiarovana tany an-tsekoly
Tonga indray ity ny fidiran'ny mpianatra ka mba manimanina ny fahiny e !
EPP Ampasandratsarahoby ( Faravohitra )- Kilasy de 8ème:
Nazoto ery manao devoir de maison mba ho adikan'ireo namana tsy ...
tohiny
novalian'i mbaliana ny 11/09/2007 18:44
Papoose
(
05/09/2007 15:06)
Ka de........
ahoana moa zany eo anatrehan'ny fiangonana sy ny finoana ny firaisana ara-nofo alohan'ny fanambadiana?...
tohiny
novalian'i Papoose ny 10/09/2007 06:49
mimijoelma
(
05/09/2007 14:57)
veloma
Miarahaba ô.Mangataka tononkiran'i Lalao Rabeson:VELOMA
Misaotra indrindra...
tohiny
todisoa2
(
05/09/2007 13:53)
Fijangajangana
ahoana ny fijangajangana sy ny fiainana kristiana. Niresaka tamina pastora ity olona iray. Nanontany ny amin'ny fijanjgajangana ity izy. Rehefa nandeha ny dinidinika dia niafara tamina hevin-teny ny f...
tohiny
novalian'i prime ny 17/09/2007 08:23
colar
(
05/09/2007 10:17)
fo
malahelo ny foko d te hiantso fo,tena serieux zany an...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/09/2007 20:00
