Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i nirinkosoa, milahatra araka ny daty
nirinkosoa
(
15/01/2008 11:27)
Hiran'i Firmin
Manaôna daolo eh! tratry ny taona eh!
mba saika hangataka ny tononkira Firmin Fanekena moa ny lohateniny raha misy manana! le oe Tom ô! tsy aiko ny hangina fe tena resinao lahatra aho!...
tohiny
novalian'i hery ny 16/01/2008 09:08
nirinkosoa
(
29/11/2007 13:11)
calcul renal ve?
raha misy lehilahy marary lamosina fôna mety ho voan'ny calcul rénal ve izy sa inona no fahalalanareo izany?:roll::lol:8O...
tohiny
novalian'i anidi ny 05/02/2008 20:01
nirinkosoa
(
06/11/2007 13:28)
Inona no tokony atao?
ahoana no mba fahitanareo oe misy lehilahy efa manambady aman-janaka nefa tsy mety mahatsapa fôna izany?
tsy mety tamana an-trano mihitsy izy, efa atao daolo ny zavatra rehetra mety ho azonao atao...
tohiny
novalian'i soanja ny 09/11/2007 01:38
nirinkosoa
(
21/09/2007 08:36)
sarimihestika malagasy "PIRATY"
Mba nafinaritra ahy ny nijery ilay piraty,
marina fa efa mikaroka iany isika malagasy
iny zao mitovy @le tantara hoe vola no nitarin'ny saina kely fotsiny=D...
tohiny
novalian'i mansoor ny 24/04/2008 10:50
nirinkosoa
(
21/09/2007 08:32)
Efa nandramanareo ve?
Efa nanandrana lasary voatabia asiana voanjo ve nareo?
Sasao ny voatabia, dia esorina ny voany (mampijaly ny lehilalhy ono ra tsy alana), tetehina atao dé kely,
sasana ny tongolo maitso, tetehin...
tohiny
novalian'i mangabe ny 05/10/2007 19:50
nirinkosoa
(
21/09/2007 08:14)
"infection urinaire"
Ahoana no fisehony?
marina ve fa mangidihidy ny fitaovampananahana?
Ahoana no mety ahazoana azy?
VVC maloto ve? sa atin'akanjo (slip) tsy voakobana tsara? sa inona ...:?::?:...
tohiny
novalian'i rinja ny 08/10/2007 15:22
nirinkosoa
(
21/09/2007 08:08)
Providence Ambatolampy
Efa nianatra tao ve enao? t@ taona firy? za efa nianatra tao t@ 1991-1994...
tohiny
novalian'i nirinkosoa ny 21/09/2007 13:33
nirinkosoa
(
21/09/2007 08:01)
te hahazo namana
mety ve enao ra mba ho namako,
mafinaritra ahy ny mifanoratra sy mifampilaza vaovao, ka mety @nao ve izany:oops::oops:...
tohiny
novalian'i poteta ny 04/10/2008 07:28
nirinkosoa
(
21/09/2007 07:58)
Ny antony ivavahana
Inona no anony ivavahanao?
Ny ahy?
Ny hamonjen'Andriamanitra ny fanahiko satria tsapako fa tena ratsy zao fiainana izao ka aleo ny ho avy sy ny rahatrizay no ho atsaraina,^:^...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2007 21:19
nirinkosoa
(
12/09/2007 12:17)
MArina ve fa..........
Marina ve fa misy tokoa ireo vehivavy no tsy miaraka raha tsy efa vadin'olona?
Ary raha tsy fantany ary hoe efa manambady @ voalohany nefa aty aoriana dia fantany izany dia mbola iarahany foana e!!...
tohiny
novalian'i vaneali ny 22/09/2007 12:22
nirinkosoa
(
07/09/2007 07:21)
fitaizana zanaka
:roll:ahoana no mety atao raha te hanana zanaka hendry?
ahoana no tsara atao raha tiana ho to teny @ zanaka?
Inona avy ireo kilalao mety iarahan'ny RAD sy ny zanaka atao?8)
...
tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 05:46
nirinkosoa
(
07/09/2007 07:16)
finoana nihemotra
:!: ahoana no hevitrareo @ hoe finoana nihemotra?
Izany hoe nazoto be izy talohan'ny fanambadiany nefa refa tafiditra tao izy dia toa nahatsapa tena fa nihemotra izany hoe tsy nazoto firy intsony hiv...
tohiny
novalian'i nirinkosoa ny 14/09/2007 11:11
nirinkosoa
(
06/09/2007 08:09)
fanitsakitsahana tokatrano
:cry:Ahoana ny hevitrareo @ireo lehilahy mpanitsakitsaka tokatrano?
Mamela ve nareo raha mifona izy?:cry:...
tohiny
novalian'i jawa ny 30/12/2007 02:54
nirinkosoa
(
05/09/2007 09:07)
fanitsakitsahana tokatrano
Ahoana no mba handraisanareo an'izany?...
tohiny
novalian'i la ny 24/09/2007 11:25
nirinkosoa
(
05/09/2007 08:55)
Fitiavam-bady sy zanaka araka ny baiboly
Ny fitiavana no tena lehibe indrindra hoy ny SM, ahoana no tokony hitondrana ny fitiavam-bady sy zanaka araka ny SM....
tohiny
novalian'i niryna ny 09/09/2007 05:25
