te hahazo namana

1. nirinkosoa ( 21/09/2007 08:01)
mety ve enao ra mba ho namako,
mafinaritra ahy ny mifanoratra sy mifampilaza vaovao, ka mety @nao ve izany:oops::oops:
novalian'i poteta ny 04/10/2008 07:28
2. kiadi ( 21/09/2007 09:04)
present,:-D:-D:-D
3. pskl ( 21/09/2007 11:50)
za ko akia présente a.
fa maninn alou lé anarandry no atao ié nirinkosoa é?
marina fa nirina ho soa fa tsy aleo ve mba hovaina fa otrany mankarary sofina kely?
4. malalafitia ( 21/09/2007 11:56)
za koa mety ra ho namanao
5. mandrindra ( 22/09/2007 10:10)
efa namana daholo anie ny ato ee
6. wooda ( 22/09/2007 14:25)
euh ... :-P radem no tonga aty ilay zavatra niandrasako, fa avia marikitra ato de hitanao... lol

Tonga soa aloha eh!
7. tsaramaso ( 22/09/2007 14:39)
nirinkosoa:

mety ve enao ra mba ho namako,

naman'i nirink0soa i tsaramaso raha hiresaka agroalimentaire !!!!! hahaaha!!!!
8. Rast ( 04/03/2008 11:22)
Manaoana nareo Za koa ry reto mba te iresaka aminy malagasy mitovy amiko fa ny akama aty masoso...:P
9. Rast ( 04/03/2008 11:30)
nirinkosoa:

mety ve enao ra mba ho namako,
mafinaritra ahy ny mifanoratra sy mifampilaza vaovao, ka mety @nao ve izany:oops::oops:


Za mba te hiresaka aminareo fa ny akama aty masoso...FA maninona kay ny pseudo anao atao an'izany:lol:
10. rohy ( 04/03/2008 12:51)
namana vaovao mitsy za zao. Afaka mifandrohirohy eny raha mety ny tantana e.:P:lol:
11. poteta ( 04/10/2008 07:28)
za ko mitady namana e, zay serieux de manantona ana fa afaka miresaka ny fiainana tsika, omeko anao ny mail rah ilaina, ZAY SERIEUX OA an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.379