MArina ve fa..........

1. nirinkosoa ( 12/09/2007 12:17)
Marina ve fa misy tokoa ireo vehivavy no tsy miaraka raha tsy efa vadin'olona?

Ary raha tsy fantany ary hoe efa manambady @ voalohany nefa aty aoriana dia fantany izany dia mbola iarahany foana e!!!!!!!

Miandry ny hevitra avy @reo e:?::?::roll::?:
répondu par vaneali le 22/09/2007 12:22
2. Jeankely ( 12/09/2007 12:25)
Resaka saosy ny hiarahan'ny sasany amin'ny vadin'olona fa tsy hoe fitiavana. Ny vadin'olona manana ny asany ary mitavana fotsiny izy atsy ambadika. Raha resaka revy dia loza satria olona voagejan'ny fanambadiana ve no ametrahana fitokisana? Indraindray moa ny vadin'olona no mandainga ary efa be ny vita dia tsy tia hiala intsony. Fitaizana Malagasy noratovina amin'ny film vazaha no terena antsaina fa raha lahy sy vavy mifandray dia tsy maintsy misy resaka ara-nofo ao. Saorotrabe ve tsy azo hitokisana satria na namana aza dia ny resaka firaisana no tiana hatao. Loza.
3. bossy ( 12/09/2007 12:49)
miexiste mitsy zany oe efa an'olona iany no tiany. Raha bola tsy fantatra @ volohany oe efa manambady izy de tsitako ze blème fa refa fantatra kosa le izy de ny mety dia ny manajanona ny fiarahana, satria mantsy mblessé olona be dia be ny zavatra ataonareo, ny tena mampalaelo ny ny fisarahan'le pivady mitsy,vokany rava ny voady natao tany ampiangonana, lasa kamboty tsy fidiny ny zazakely!
mampalaelo be e!!!:cry::wink::wink::wink::wink:
4. malalafitia ( 12/09/2007 13:06)
tena marina zany fa le vevavy aloha de tena maivandoha mihitsy e na dia efa fantany aza fa vadin olona de mbola misisika ihany nefa zao no tsy fantany any andro iray mbola ho sendra izany izy refa hanambady ka mitandrema ihany ry zareo a ny todimpitiavana anie ka misy e ary amle olona tsy ampoizina tena tianao no hamadika ka sao lahy :(
5. Kwasi ( 12/09/2007 13:11)
nirinkosoa:

Marina ve fa misy tokoa ireo vehivavy no tsy miaraka raha tsy efa vadin'olona?

Ary raha tsy fantany ary hoe efa manambady @ voalohany nefa aty aoriana dia fantany izany dia mbola iarahany foana e!!!!!!!

Miandry ny hevitra avy @reo e:?::?::roll::?:


Fa ny vadin'olona ve maloto sa maninona no tsy azo iarahana e?:-D:-D:-D=))=))lol

Mety hoe miaraka amina vadin'olona izy fa tsy midika akory hoe izay mihitsy no fiainany. Mety hoe tena tiany mihitsy ilay ranamana. Izaho manko efa nahita sipa nitia vadin'olona izay, ka rehefa nahita an'izay ny kofa hafa dia mba nikoty koa fa niala maina daholo. Ilay ranamana io anefa tsy hoe be saosy mankaiza akory.

Fa izaho aloha mba maniry mihitsy hoe vhv miaraka na efa niaraka tamina vadin'olona no miditra maneho ny heviny eto mba hahalalana marina ny tena izy.
Vhv mbola tsy izay daholo manko no miresaka eto ka ho lasa resaky ny mpifady toaka izy ity.
6. martini ( 12/09/2007 13:15)
c'est:" la monnaie et le sex qui dirige le terre".zay le izy e!vehivavy efa pro @ resaka rapport sexuelle no miditra @io mba itadiavany vola sy fahafinaretana
7. kallie ( 12/09/2007 14:07)
ary tena mampiasa saina b an'i Niri mintsy ty resaka ty an, efa oe ity atao ao antsaina oe ny ranony no lasany fa ny tavoahangy miverina am tompony ihany(hay, zafady fa mbola lasa resaka tavohangy na labiera ihany lé izy :-P)
8. boubounezy ( 12/09/2007 15:56)
ny anah alou d elao lavitra mintsy za ry zareo lhl efa manambady na célibat nefa efa misy zanaka kou. za tsy mila efa tsy oull libra:} reny iany.:°)
9. Kwasi ( 12/09/2007 17:01)
kallie:

ary tena mampiasa saina b an'i Niri mintsy ty resaka ty an, efa oe ity atao ao antsaina oe ny ranony no lasany fa ny tavoahangy miverina am tompony ihany(hay, zafady fa mbola lasa resaka tavohangy na labiera ihany lé izy :-P)


O ry Kallie a, Tavoahangy koa atao inona, ny rano manala hetaheta ao antiny no tena ilaina.:-D:-D

10. kallie ( 12/09/2007 17:58)
ka mato ane ny tavoangy miverina am topony misy production zany e, ny tiko tenenina oe ny anao, anao ihany, tano ny azo fa sarotra ny mila mou?
11. patrick2002 ( 12/09/2007 18:22)
ka raha tavoangy ny STAR aloha mba misy consignation ihany fa raha ilay misy ny jus ny TIKO ireny toa tsy misy mpandray intsony kou :-D:-D:-D
12. patrick2002 ( 12/09/2007 18:26)
niry: aza miasa saina amin'izany ianao rehefa lasa ramose fa izao fotsiny ataovy an-tsaina ,miverina ao ihany iny rehefa maloto ny slip-ny sy ny bakirarony :-D:-D:-D .Tsy mandeha ela izany iny lesy ranabavy ah! :wink:
13. Veloo ( 13/09/2007 01:19)
14. jemimah ( 13/09/2007 06:33)
tsy aleo vadin'olona no alaina fa ny vadim-biby tsy azo alaina e! ihihih
15. nirinkosoa ( 13/09/2007 08:24)
jemimah a! azamananihany e?

patrick2002 a! marina fa hoe miverina iany izy fa le hoe misy mihitsy ny tsy tia afa-tsy efa vadin'olona, Ny anton'io ne tena manitikitika ahy, fa maninona ra mitady olona mbola tsy manam-bady e?

kallie a! marina anie fa hoe miverina iany le tavoahangy (raha star) fa ny zavatra aterany no mety tsy ho zaka e! Iza no mahalala fa matoa izy efa mitia vadin'olona mety efa misy antony ao, ny aretina koa anie @zao tsy misoritra eny @ tava e!
16. rapala ( 13/09/2007 08:34)
nirinkosoa: ka efa samy lehibe daholo ange isika e ary efa samy mahalala daholo ny aterak'izany saingy samy manana ny safidiny daholo koa ny tsirairay avy ka raha izay aza no tiany ho atao, tsy hitako izay blem @ izany fa izy ihany no hitondra ny vokany fa sy enao na izaho na ny namana hafa...
17. kallie ( 13/09/2007 09:02)
Avis aux hommes : "sortez couvert" :-D:-D:-D:-D:-D
18. Kwasi ( 13/09/2007 12:26)
Ny tavoahangy vide zany hoa tsysi dikany fa ny ao anatiny ihany. Na consigne aza io. Ilay iray izany tsy afaka mijouir an'ilay produit mihitsy ko.

Aiza ny manana experience mba hilaza ny heviny eto e.
19. la ( 13/09/2007 12:30)
rapala>marina mintsy fa samy mananana ny safidiny ny olona na aka vadin'olona na tsia fa zao kosa! ra efa fantatra fa vadin'olona ve de mbola alaina ndray? anakorontana tokatranon'olona zany? aona ny zanany? sns...zao koa ra enao no eo amin'ny toerana zakanao ve ra vadinao lasan'olona?:D
20. rapala ( 13/09/2007 12:59)
la, tsy hoe momba an'ilay izy ange izaho akory e fa hoy aho fotsiny hoe rehefa izay no safidiny ataonao ahôna... ka na hanao sermons eto aza enao na hanameloka azy na handefa azy any @ afobe, tsisy na inona na inona azonao atao rehefa izay no tiany hatao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0607