MArina ve fa..........

21. xxx ( 13/09/2007 13:01)
za alo ataoko mazava tsara fa aminareo ireo d sahy milaza v nareo fa tsy mampirafy? non g kroi pa aza miatsaravelatsy,
efa niaraka tam vadin'ol aho ary za manabady tsy itako ny blem tsy vola no tadiaviiko any fa ny zavatra tsy azoko ato an tokatrano ,maninona no tsy misaraka? satria enatra oan'ny fianakaviana ,ny vadiko koa anefa fatatro fa miaraka am vhv ka diso v za ra tsy nanao koa? ny tsy azoko oe maninona no vhv no tadiavina oe miaraka am vadin'ol fa maninona koa ra leilay ? ny tokatrano bola tsy niodina zany ra nivady plus de 10 ans d laiga b zany ,maro ny ol fatatro ary misy ps iray efa niaraka tamiko ny iray aminateo manoratra ireo , fa miatsaravelatsy koa tsy t anonona ny ps any aho
Ny resaka oe maniba tokatranonol dray d safidy ary niara nanaovana io ka samy mitana na miandry ny vokany fotsiny,tairo amizay ary ny kritikanareo enoiko :evil:
22. la ( 13/09/2007 13:11)
rapala> hay ve eee:D:lol:

xxx> nenareo zany anie efa hifanaovana e!! samy mapirafy de samy mazaka de tapitra tsy misy azo ambara :D
23. kallie ( 13/09/2007 13:21)
... no comment marina
24. sitlo ( 13/09/2007 14:50)
aza miadaladala mihitsy ry xxx fa rehefa ianao no nanao izany dia aza ny rehetra no hosoram-potaka.
25. patrick2002 ( 14/09/2007 00:04)
oh ra xxx ah! izay anie mpivady no ato @ serasera ity fa sao dia hampiady mivady eto ty ianao :(:(
Zao lazainy fa izaho hono no niaraka taminao ,maty aho tokatranoko marina :roll::roll:
26. ikaretsaka ( 14/09/2007 02:25)
xxx> bedin'ny fivavahanay iznay anaka:wink: donko tsy manao izany aho
27. nirinkosoa ( 14/09/2007 10:40)
zao e! tsy atao hampiady mpivady anie ity e!:lol::oops:
Fa ny tena marina anie marina fa safidy ny azy ny tsy hiaraka raha tsy efa vadin'olona nefa raha ny hevitro kosa dia aoka ho tsaraina @ fo tsy miangatra fa tsy mety izany satria tsy zakanao marina raha toa ka io olona tianao be io no mampirafy anao ary en+ mahalala zao ilay olona miaraka @ hoe efa manambady izy, taoko angamba hoe mafy zany
Marina fa tena maro ny toy ny an'ixxx ifanaovana le izy kanefa ilay aretina azo avy @zay anie tsy fantatra e!Sady f'angaha tsy azo ifampiresahana le zavatra tsy azo ao an-tokantrano no tsy maintsy any en-kafa no mitady e! Tant qu'il y a la vie, il y a de l'espoir dc mety azo atao ihany angamba ny miresaka izany ao e:!::?::!::?:
Raha za aloha tsy mety @ko le oe efa fantatro izao hoe manambady nefa mbola iarahana ihany ary rehefa tsapa fa misy tsy ampy ao an-trano dia resahana e!:*:roll::*:*
28. Kwasi ( 14/09/2007 11:18)
xxx:

za alo ataoko mazava tsara fa aminareo ireo d sahy milaza v nareo fa tsy mampirafy? non g kroi pa aza miatsaravelatsy,
efa niaraka tam vadin'ol aho ary za manabady tsy itako ny blem tsy vola no tadiaviiko any fa ny zavatra tsy azoko ato an tokatrano ,maninona no tsy misaraka? satria enatra oan'ny fianakaviana ,ny vadiko koa anefa fatatro fa miaraka am vhv ka diso v za ra tsy nanao koa? ny tsy azoko oe maninona no vhv no tadiavina oe miaraka am vadin'ol fa maninona koa ra leilay ? ny tokatrano bola tsy niodina zany ra nivady plus de 10 ans d laiga b zany ,maro ny ol fatatro ary misy ps iray efa niaraka tamiko ny iray aminateo manoratra ireo , fa miatsaravelatsy koa tsy t anonona ny ps any aho
Ny resaka oe maniba tokatranonol dray d safidy ary niara nanaovana io ka samy mitana na miandry ny vokany fotsiny,tairo amizay ary ny kritikanareo enoiko :evil:



iray izay, aiza ny hafa hanampy azy.
29. xxx ( 14/09/2007 12:20)
Mpandefa : reve [ Valio ] 07-09-2007 19:50:57
Lohateny : Re : fanitsakitsahana tokatrano
de be ny pamaly ity loahevitra ity fa de mapme daholo ny valiny ! mahafinaritra raha raisina avec philosophie hotrazany foana ny fiainana a!

fa ny ahy de zao no mba hevitro e! " izay tsy nanota taminareo no aoka hitora bato azy" ary ny tohiny de hoe " mamela ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay".
vita tompoko!
30. tinahardos ( 15/09/2007 07:30)

marina izany satria ny mbandy manambady dia olona efa matotra ,sady migany .
izay no mahaotaonga ny sipa kely taraiky any ,tsy votery koa hoe ny sipa kely, fa na ny mbandy ary izao dia olona efa manambady na efa niteraka no lasa reven-dry zalahy

:-*
31. Boaygasy ( 15/09/2007 13:59)
Marina ny voalazan'i xxx sy tinahardos é!
sady ny eny antananoul koa anie no matsiro é
Ny lelahykoa tsy mba ratsy
32. la ( 17/09/2007 04:54)
Boaygasy> hahaha fy ny hanina angalarina an!!
Tsisy otran'ny ze an'ny tena ihany wa e!
33. Boaygasy ( 17/09/2007 09:09)
Tsy henonareo anga lehiran'i Ra ckiky hoe "Ny fitiavana angalarina no mafana é?"
34. la ( 17/09/2007 13:09)
Boaygasy>tandremo ary ry se mitsonika amizany an! refa mafana diso tafahotra mety mitete de mitsonika ny farany :D
35. inhbrab ( 18/09/2007 14:39)
nirinkosoa:

Marina ve fa misy tokoa ireo vehivavy no tsy miaraka raha tsy efa vadin'olona?

Ary raha tsy fantany ary hoe efa manambady @ voalohany nefa aty aoriana dia fantany izany dia mbola iarahany foana e!!!!!!!

Miandry ny hevitra avy @reo e:?::?::roll::?:


ie marina.
Mety ho vehivavy mpitady "spons" izy de idirany foana na dia efa fantany ary fa vadin'olona (herijika bebekokoa),
Mety ihany koa matoky be an'le vadin'olona izy @ le promesse ataony hoe : ialako le vadiko zao de indry hampiakariko (herijika kelikely ihany),
Raha toa ka voafitaka izy, ka taty aorina vao fantany fa vadin'olona io dia mety ho figafiana ny fanambadian'le lehilahy no tanjona!


36. nirinkosoa ( 20/09/2007 12:34)
zao e! ra mafinaritra anareo ny eny an-tanan'olonkafa dia manoro hevitra anareo za hoe aza manambady mihitsy fa mety le efa eny antananareo koa no mety hisy haka satria hoy ianareo oe ny fitiavana nagalarina no mafana dia matatesa valin-kitsaka e!

Ny ahy zany ny azoko ambara dia tsy mety ny mangalabadin'ol satria efa voarara zany:roll::lol:(l)(l)
37. la ( 20/09/2007 13:08)
nirinkosoa> =D zany mintsy aky a! efa an'olona ve mbola edina varotra ihany tsy aleo azy ambongadiny any!!:D:)
38. nirinkosoa ( 21/09/2007 07:45)
marina anie fa vitsy ono ny lahy ra ampitahaina @ vavy fa na izany aza misy koa anie ny anjara hoe toka-tena e!:lol::lol:
Zany oe rehefa tsy mahita ny mety @ny dia aleo mijanona toka-tena toy izay manimba ny an'ny hafa
39. nathie86 ( 21/09/2007 11:03)
Jeankely:

Resaka saosy ny hiarahan'ny sasany amin'ny vadin'olona fa tsy hoe fitiavana. Ny vadin'olona manana ny asany ary mitavana fotsiny izy atsy ambadika.


Tsy voatery ho "s" fôna kosa eh, ny fitia anie adala ka miantefa @zay iantefany. Tsy miaro ny olona mangalabadin'olona za satria fantako fa tsy mety zany.
40. vaneali ( 22/09/2007 12:22)
mate be le sipa mila manambotra toe tsaina!!!be ko ne ny tsy manambady fa be sosy eh!fa tsy ne nolona no pehana!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4211