fanitsakitsahana tokatrano
1. nirinkosoa
(
05/09/2007 09:07)
Ahoana no mba handraisanareo an'izany?
répondu par la le 24/09/2007 11:25
2. tsaramaso
(
05/09/2007 09:31)
Introduction
Developpement
- these
- antithèse
- synthese
Conclusion
Omena ora 4 ny dissertation !!!!
tsssssss
Developpement
- these
- antithèse
- synthese
Conclusion
Omena ora 4 ny dissertation !!!!
tsssssss
8. xxx
(
05/09/2007 12:57)
nirinkosoa:
Ahoana no mba handraisanareo an'izany?
sarotra ho an'ny namana angamba ny mamaly ny fanontanianao satria......
(ahatsiarovako ilay namana iray tafintohana teto amin'ity dinika fitiavana ity ny loha-hevitra resahinao).
xxx kely aloha teo fa sao dia tra la la
10. melody
(
05/09/2007 14:22)
radjery: inn daholo ity manala kiraro, parantézy ity e, tsy mahavaly ilay fanontaniana izay kity:lol:
fasaly: maninona no nasina teboka famaranana sahady, tohizo moa e:-D
fasaly: maninona no nasina teboka famaranana sahady, tohizo moa e:-D
11. radjery
(
05/09/2007 14:28)
:-D:-D ko wé manitsakitsaka tokatrano dé aleo manala kiraro sô manimba gorodona ko!!:°):lol::-D
13. melody
(
05/09/2007 14:37)
hhihihi, tsy hitako indray iny, ay vé, ary ilay parantézy ahona ny fanazavana an'iny izany?
14. fasaly
(
05/09/2007 15:24)
melody: :oops::oops::oops:ka tsy mahita ambara knou!
atao ahoana fa refa voahitsaka de vohitsaka e!:-D
atao ahoana fa refa voahitsaka de vohitsaka e!:-D
16. melody
(
05/09/2007 18:00)
fasaly: aza:oops: wa, hihihi rehefa vôhitsaka marina d vôhitsaka kinn tsony moa no azo hambara e afa tsy hoe azafady re tompokô:-D:-D:-D
mandrindra:andray kosa e:°)
mandrindra:andray kosa e:°)
17. cutie
(
05/09/2007 18:29)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 05-09-2007 17:28:55
Lohateny : Re : fanitsakitsahana tokatrano
rehefa voahitsaka dia ataovy hoe hitsaho mafimafy kokoa
refa manitsaka de hitsaho koa no izy :-D
20. nirinkosoa
(
06/09/2007 08:14)
misaotra e!!!!!!!!
ny tena tiako kazaina anie d oe, mamela ve nareo raha mifona @reo ilay vady?
ny tena tiako kazaina anie d oe, mamela ve nareo raha mifona @reo ilay vady?
