fanitsakitsahana tokatrano
41. melody
(
12/09/2007 13:12)
fa ny ahy de zao no mba hevitro e! " izay tsy nanota taminareo no aoka hitora bato azy" ary ny tohiny de hoe " mamela ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay".
reve:=D
Mpandefa : cutie [ Valio ] 06-09-2007 02:06:46
Lohateny : Re : fanitsakitsahana tokatrano
mbola theory daholo reo ry melody a
tsy taitra njy
tsy taitra akia zah fa manara-maso ny fandehan-jvatra fotsiny aloha :-*
43. la
(
13/09/2007 13:00)
Kwasi> mba omeo soupap amin'ilay vakitavoangy sy tsilo omanina alou zah fa tena tsy mahita e :D
44. nirinkosoa
(
14/09/2007 10:55)
marina akia zany ry lafa tsy maita tsilo sy vakintavoahangy zany za
:lol::oops:
:lol::oops:
45. jacquinoricas
(
23/09/2007 18:47)
Matoa izy mahasaky manitsaka ny tokatraniny ny vhv sy ny lhl izay iray trano dia misy zavatra tsy ampy izay ao. Na avy @ lhl izany na avy @ vhv ihany kou
46. la
(
24/09/2007 11:25)
Ka ny fiainana ange tsy mety tonga lafatra fa tsy maintsy tsy ampy foana e! Dia maninona ny anankiray no mandeha manitsaka fa satria misy tsy ampy ao? Maninona raha samy miezaka mameno izay efa ao nareo roa? Angaha solution ny hoe hanitsaka satria tsy ampy ny eo an tanana? Mainka aza problema indray no azo?
Amiko dia fialana bala fotsiny ilay hoe satria tsy ampy ny avy any aminao dia fenoiko any an kafa fa rehefa tsy tiana intsony fotsiny ny teo aloha fa misy hafa tiana dia mandeha fa tsy be resaka hoe misy tsy ampy e... bla,bla,bla...:oops::oops::oops: Fa raha mbola tiana koa ny eo an tanana dia mba hajaina izy. :*:*:* (l)(l)