fanitsakitsahana tokatrano
23. kallie
(
06/09/2007 09:52)
zany ve tsy oe mampirafy e?
tode aleo misaina anle oe THB io e, ny ranony no lasany fa ny tavoangy miverina am tompony iany....
sady misy ny antony mato izy nande tany ankafa donc aza d atao mandrôtra b lôtra ao antrano ndrô d mitobaka (ny labiera io an), tsy atao congelé b lôtra ko sô d mipôka ny tavoangy :-P

24. diamondra27
(
06/09/2007 10:48)
mampalahelo kosa le biscuit voaditsakin'ny cylindre e!:oops::oops::cry::cry:=((=((=((=((
26. la
(
06/09/2007 11:38)
ô marary anie zany é!:(
Aleo ifarana refa tena tsimaintsy hoe anitsaka fona! sode maty amizany!
Aleo ifarana refa tena tsimaintsy hoe anitsaka fona! sode maty amizany!
27. mandrindra
(
06/09/2007 12:56)
tsy misy izany manitsa izany eeeee. rehefa misakafo any amin'ny resto ve dia lazaina fa nanitsaka?????
28. Kwasi
(
07/09/2007 02:54)
Raha vao hitanao fa mitady hanitsaka dia ataovy vonona ny tsilo sy ny vakitavoahangy
29. nirinkosoa
(
07/09/2007 06:58)
kally : merci an!
tsy hoe ange tany @ resto fotsiny fa hoe izy izao no efa nanambara hoe nanao izy ary nifona e? Dia ahoana???????????:?:
tsy hoe ange tany @ resto fotsiny fa hoe izy izao no efa nanambara hoe nanao izy ary nifona e? Dia ahoana???????????:?:
30. kallie
(
07/09/2007 09:17)
ka efa nifona iz zany ko, vady vady ihany, ataovy tsapany ny fietseponao tam nanaovany an'io d ra misaina iz d tsy amerina tsony, ary ataovy ze maha meilleur anao mba tsy itedavany any ankafà
31. mandrindra
(
07/09/2007 09:33)
tsarovy fa raha nifona izy androany dia mbola hanao izay rahampitso na afaka herinandro.
32. kallie
(
07/09/2007 09:50)
mandrindra> tsy vôtery, ra nifampiresaka tsara ka samy nahatsapa ny antony sy ny fiantraikany lé couple, ka samy mihezaka ny anarina, tsy miverina io
Fa ra to kosa anakombonana ny vavandramatoa mivazavaza sy ny reproches isakarazany ny nifonany dia ekeko oe hamerina fôna izy
Fa ra to kosa anakombonana ny vavandramatoa mivazavaza sy ny reproches isakarazany ny nifonany dia ekeko oe hamerina fôna izy
33. mandrindra
(
07/09/2007 10:04)
kallie, io indray dia fandalinana lalina ny cas par cas, fa amin'ny akapobeny rehefa nahita ny mamy isaky ny vonikazo hanamboarana tantely dia mbola andeha hitady vonikazo hafa foana hanatsarana ny tantely.
35. kallie
(
07/09/2007 12:49)
mety amiko alo e, ra tsy mifampiresaka aiza ny ahalalako oe in no tedaviny?
36. reve
(
07/09/2007 17:50)
de be ny pamaly ity loahevitra ity fa de mapme daholo ny valiny ! mahafinaritra raha raisina avec philosophie hotrazany foana ny fiainana a!
fa ny ahy de zao no mba hevitro e! " izay tsy nanota taminareo no aoka hitora bato azy" ary ny tohiny de hoe " mamela ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay".
vita tompoko!:*:-*:-P(l)
fa ny ahy de zao no mba hevitro e! " izay tsy nanota taminareo no aoka hitora bato azy" ary ny tohiny de hoe " mamela ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay".
vita tompoko!:*:-*:-P(l)
37. nirinkosoa
(
11/09/2007 07:38)
Misaotra e!
rehefa nanotaniana ary izy hoe inona no antony nitadiavanao tany ivelany tany, ataoko hoe izay rehetra tiananao nataoko avokoa, sady mba azo ambara ihany hoe mahay mikarakara ihany ny tena (tsy tena hoe mandoka tena an:lol:);
fa ny tena marina an! dia io toaka io no tena mamporisika ny lehilahy haitsakitsaka tokatrano na hanao ny tsy heritreretin'ny saina akory.
Sa ahoana ny hevitrareo?
satria rehefa nohalalinina ilay antony dia rehefa avy nisotrosotro niaraka t@ namany izy dia notaritin'ireo namany (mbola tsy manambady) handeha handihy dia iny fa nanaraka, dia tany no nitohy ny tanatara.:cry::cry::cry:

39. sakaizakely
(
11/09/2007 12:24)
ieeeeeeeeeee !
de isaky ny mamerina izy de hilaza fa tsy azy ny fahadisoana fa an'ny toaka sy ny namany :-D:-D:-D
bis repetita
de isaky ny mamerina izy de hilaza fa tsy azy ny fahadisoana fa an'ny toaka sy ny namany :-D:-D:-D
bis repetita
40. nirinkosoa
(
12/09/2007 12:06)
tsy haiko aloha na mbola hamerina izy na tsia fa ny teniko dia izay zany no farany fa ny akoatra izay tsy izy intsony;