Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i la, milahatra araka ny daty
la
(
13/02/2008 11:36)
TSARA ANTOKA
Miarahaba ny rehetra!!
Mba mangataka ilay tonon'ny hira hoa "TSARA ANTOKA" an'ny Hosana Ambohijatovo Fitiavana azafady!
Dia misaotra betsaka mialoha...
tohiny
la
(
26/09/2007 11:22)
VENDRANA sy TSOTRA
Mba lasa ihany ny heritreritro ry reto we "inona no mampiavaka ny vendrana sy tsotra" satria misy ilay fiten'ny vahiny hoe "trop bon, trop con", sady indraindray enao refa tsotra amin'ny olona de arar...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 06/10/2007 05:10
la
(
24/09/2007 04:56)
...Tsy tsara raha irery ra lehilahy....
Atao aty amin'ny FITIAVANA satria resaka fitiavana.
Hoy ny baiboly:"tsy tsara raha irery ra-lehilahy dia anaovako vady sahaza hoa azy izy..."; ary mba ahoana zany ra vehivavy? raha ny [u]hevitrareo[/...
tohiny
novalian'i yah ny 02/11/2007 04:18
la
(
19/09/2007 12:09)
FLAN SY CREPE
Manahoana daholo ooo!
Zah ry reto mbo ampianaro manao crèpe sy flan fa zah tia be nefa zah tsy mahay, misaotra mialoha e:D:miam:...
tohiny
novalian'i fiaritiana ny 22/10/2007 14:05
