VENDRANA sy TSOTRA
1. la
(
26/09/2007 11:22)
Mba lasa ihany ny heritreritro ry reto we "inona no mampiavaka ny vendrana sy tsotra" satria misy ilay fiten'ny vahiny hoe "trop bon, trop con", sady indraindray enao refa tsotra amin'ny olona de ararotiny de avy eo izy milaza hoe vendrana ka aiza no tsy ho voako sns...:):?::idea: miandry ny hevitrareo zany zah an! :D
novalian'i Herimiafina ny 06/10/2007 05:10
2. booboo
(
26/09/2007 11:35)
Tsisy olona vendrana izany. Ny fampiasana ny ati-doha no samihafa sady tsy hoe tsy mahay mandrary sobika dia vendrana fa any @ fanaovana fatam-bary no mananavanana azy kokoa...
"trop bon, trop con" indray, rehefa "trop" ny raha aby aby dia ratsy foana zay. Ilaina ihany ny manao tia tena fa sao ny hafa no voatolotra fanampiana mitafotafo dia ny tena no tavela eo....
"trop bon, trop con" indray, rehefa "trop" ny raha aby aby dia ratsy foana zay. Ilaina ihany ny manao tia tena fa sao ny hafa no voatolotra fanampiana mitafotafo dia ny tena no tavela eo....
3. ikaretsaka
(
26/09/2007 11:50)
ny vendrana dia manao ilay zavatra fahatany dia tsy mi realize intsony mihitsy izy avy eo hoe tsy nety ny nataony. fa be doika ihany
Ny tsotra dia nanao ilay zavatra noheveriny fa mety, dia mieritrerotra tonga saina izy aveo, hoe diso ny nataony! io ilay hoe mpiasaben'A/tra.. fa tsy tairina
Ny tsotra dia nanao ilay zavatra noheveriny fa mety, dia mieritrerotra tonga saina izy aveo, hoe diso ny nataony! io ilay hoe mpiasaben'A/tra.. fa tsy tairina
4. Jeankely
(
26/09/2007 12:00)
Ny tsotra misy lohalika afaka mandaka fa ny tsotra loatra no hararaotin'ny sasany.
5. pissoa
(
26/09/2007 12:09)
Amiko relative be ilay izy ! Miankina amin'ny olona sy ny tranga misy eo. Normal be satria tsy mitovy ny olona.
Ianao no mihevitra fa tsotra ianao tamin'ny zavatra iray ; saingy normal be raha lazainy hoe vendrana ianao rehefa voany (nararaotiny) ... ka he zany izy hoe voany koa :-P Farafaharatsiny izany vendrana noho izy tamin'iny tranga iray iny :-D:-D:-D

6. simplex
(
26/09/2007 12:39)
ie
fa matetika le izy diavolan-ko lava, lalao mbola ho ela foana k adalan'izay hanararaotra ny hatsaram-pon'olona.
Eto d miverina @ ilay vevavy bevoka ndray ny resaka, le sipa nanaiky hanao ve no diso sa le bandy nanao niaraka taminy :roll::°):@
=> tsara ra toa k faritana dieny mialoha ny anjaran'ny tsirairay d @ zay mazava hoe in no tokony ho izy sy tsy tokony ho izy.
7. Fiffi
(
26/09/2007 12:44)
fa le hoe "vendrana" ve tsy fitsarana na fitsikerana am zavatra nataon'olona iray eh ? :roll:
8. simplex
(
26/09/2007 12:51)
vendrana= dondrona = donendrina= doma = nandra = bado = badraodra = shanana
9. Rojoukel
(
26/09/2007 16:38)
Fa tandremo fa betsaka koa ny ol no mody vendrana, ny fahatsorana tsy de idirako loatra fa maro ny fitrangany eo amin'ny tsirairay avy.
Ny ol refa mody vendrana zay a ! tratrany tampoka enao de miverina zero mitsy, modiny tsy mahalala n'inn n'inn sady tsy mahay n'inn n'inn, vao mijabaka nefa enao de tafiditra ao anatin'ny fandrika efa napetrany. Tonga de vita. Tandremo ihany !!!!

12. Herimiafina
(
27/09/2007 06:29)
la:
Mba lasa ihany ny heritreritro ry reto we "inona no mampiavaka ny vendrana sy tsotra" satria misy ilay fiten'ny vahiny hoe "trop bon, trop con", sady indraindray enao refa tsotra amin'ny olona de ararotiny de avy eo izy milaza hoe vendrana ka aiza no tsy ho voako sns...:):?::idea: miandry ny hevitrareo zany zah an! :D
Miankina amin'ny fototry ny fahatsorana io! Ilay Fahatsorana ve dia noho ny tsy fahalalana sa noho ny fahamenarana sa noho ny tsy fahasahiana mandà, sa kosa tena fahatsorana fanahy iniana noho ny fitiavana.
Raha noho ny tsy fahalalana, na hakanosana, dia norma raha hifanena matetika amin'ny krapiola, izay tsy menatry ny hirehareha hoe nahavoa vendrana.
Raha fahatsorana tena avy any ampo na fanahy iniana indray dia tsy tokony haratra ambompo raha misy hanao hoe vendrana, tsy haratra satria tsy mahatsiaro ho voa.
Raha misy olona mangataka 20 aminao fa hoe noana dia nanome ianao ary nividianany toaka anefa iny sady miteny izy hoe "vendrana izany an, mody ataoko hoe noana zah dia nanome 20"....dia tadidio fa tsy izay hanaovany ny vola nomenao azy no tokony hifantehan'ny lohanao, fa ny fahafampo azonao tamin'ny adidy vita....tsy raharahanao intsony izy hanaovany iny 20 iny fa azy sy ny karma-ny iny.:-D:^)
13. bilakarenjy
(
27/09/2007 07:38)
ny vendrana sy tsotra dia toetra efa ao anatin'ny tsirairay ka asakasak'izay manararaotra ny fahatsoran'ny hafa sy ny havendranan'ny hafa .
Io anie ka mitovy @ ilay adala ihany e! :ilay olona manadala ny adala no tena adala fa tsy ilay lazaina hoe adala .
Io anie ka mitovy @ ilay adala ihany e! :ilay olona manadala ny adala no tena adala fa tsy ilay lazaina hoe adala .
14. hary1236
(
27/09/2007 12:24)
Mpandefa : la [ Valio ] 26-09-2007 13:22:21
Lohateny : VENDRANA sy TSOTRA
Mba lasa ihany ny heritreritro ry reto we "inona no mampiavaka ny vendrana sy tsotra" satria misy ilay fiten'ny vahiny hoe "trop bon, trop con", sady indraindray enao refa tsotra amin'ny olona de ararotiny de avy eo izy milaza hoe vendrana ka aiza no tsy ho voako sns... miandry ny hevitrareo zany zah an
marina ny anao satria ny ol tsotra iany no mora tratra ary tsy adinon'ilay mahatratra mihintsy no miteny ilay noteneninao oe : vendranaaaaaaaaa fa ra matsora ilay ol tsy iteny zany mihintsy ny andakilany
15. Herimiafina
(
27/09/2007 19:32)
Ny olona mpiteny an'io anie dia tadidio fa faible be e! Mila manambony morale be izy amin'ny halalan'ny famitahana anao, ka rehefa mahatsiaro-tena nahavoa izy dia mihevitra fa voa-demontrer-ny hoe vendrana ilay noheritreretiny milay noho izy. :^):@
Fa izao fotsiny, aza raharahiana fa avelao izy any amin'izay misy azy any, firifiry moa ny alika mivovoha rehefa mahita olona, fa firifiry koa ny olona mivovoha mamaly alika! :-D
Fa izao fotsiny, aza raharahiana fa avelao izy any amin'izay misy azy any, firifiry moa ny alika mivovoha rehefa mahita olona, fa firifiry koa ny olona mivovoha mamaly alika! :-D
17. Herimiafina
(
28/09/2007 05:16)
Ka mety ho marina ihany anie leisy io ry Iaka e!
Jereo fotsiny, ity misy ohatra kely iray dia mba diniho anie e!
Ohatra I: Misy karazana olona fetsifetsy ireny ohatra mandeha makany amin'ny Wall-Mart mamerina entana dia mangataka famerenambola nefa entana novidiany mora tany amin'ny entrepot mpamatsy ny Wall-Mart ihany.
=Vendrana ve ny wall-Mart?
Ohatra II: Betsaka ny olona mangataka fanampiana amin'ny Fanjakana nefa miasa ambanin'ny tany.
=Vendrana ve ny fanjakana?
Izany hoe tsy any amin'ny "fahatsorana" no tokony ho fahadisoana fa ny olona mihintsy no misy efa ratsy.:-w:@

18. la
(
28/09/2007 05:47)
Mankasitraka ny rehetra maneho ny heviny an :) misaotra betsaka eee ^:^^:^=D:D:D
19. boubounezy
(
28/09/2007 14:34)
si qulqu'un vous demande du pain, apprend lui à pêché.
zay @ko ny atao wé misaina sady tsy bon no tsy con:lol:
zay @ko ny atao wé misaina sady tsy bon no tsy con:lol:
20. xxx
(
01/10/2007 17:09)
Ka itsy nolazain'i Rojoukel itsy mitsy no mety e ! tena toetrako mitsy io. Aleoko mody vendrana sy tsotra ahafahako mahafantatra tsara an'le oul miresaka amiko surtout raha oul mbola tsy fantatro le izy. Odina fanina izy, odina tsy mahalala n'inn n'inn, de eo enao mahita ze fihetsiny sy ze teneniny. Pehana tampoka avy ato ambadika izy de fantany tsara @zay hoe "inn no zvtr nataony"